mba mangataka an le clip an ty tena original azfd e!!!tena le clip ny tena original no tena mba tinay ho hita.Fa tsara be aloha ty ka!!!mankasitraka ny old school e!!!
hafa mihitsy ny taloha,tena tsara, fa tsy io ilay tena ny version Originale, tsy Annick no nihira amin ilay tena izy fa ilay mpitendry batterie. Otran tsy ao intsony izy amin ity video ity
Ry fahazazako . Milay foana retsy an , 🇲🇬🥰
Nanamarika ny fahazazana. Mpihira tiana sy nankafizina ♥️. Indrindra ilay feo kely mikarantsana sy gitara.
Des vraies rockeuses. Des monstres à la guitare. Mon groupe metal gasy préféré
I Lov'the Artiste comm'you👍💗
Ma Dillie de ma jeunesse ❤🌷💖
Qué gusto de conocer el rock malgache. Saludos desde Perú.
Muchas Gracias!!
🤟💭🤟
Mon enfance ❤️🙏🍀👏🏻mon adolescence plutôt ❤️
tena mahafinaritra, mahay ry zareo na ny guitar ary tena miteny mihitsy
Sady taviny no volony 💯pour 💯❤️🙏👏🏻👏🏻👏🏻👏🏻🍀🇲🇬
Dillie, tarika tena ankafiziko. Oviana indray no hanao concert aty Mada ianareo ry Dillie?
zany ny sipa tamin'zany... taklilllllll
Tellement talentueuses 👏
zany n'y sipan'tanàna e...
Hafa mintsy le dillie misy Bismak. Ao tsara
je vous promé que ma mamqn faisait parti de ce groupe
mba mangataka an le clip an ty tena original azfd e!!!tena le clip ny tena original no tena mba tinay ho hita.Fa tsara be aloha ty ka!!!mankasitraka ny old school e!!!
le feon'i Annick tokana...tsisy mahasolo
las chicas rockeras mas chingonas de Madagascar !
Mon enfance ❤️❤️❤️
Tena mbola hafa e, mankasitraka !
aiza daholo ireo vehivavy mahafinaritra be rehetra reo? Hely sisa. Asondroty ny groupe eee
tsy mbola misy mahasolo mintsy tony tarika tony atramin zao
Firy taona zay zahako niandry an ity. Merci beaucoup. Hafa ihany ilay version originale. ❤️❤️❤️
hafa mihitsy ny taloha,tena tsara, fa tsy io ilay tena ny version Originale, tsy Annick no nihira amin ilay tena izy fa ilay mpitendry batterie. Otran tsy ao intsony izy amin ity video ity
merci merci efa ela nitadiavako an ity hita ity
DILLIE THE BEST
ndriii, tam zany fotoana zany ... milay
Bonjour , Bravo ! .
tsara be e,tena anisany tarika niavaka nefa tsy hita tsony !!!
16 avril 2024 ❤❤❤
Tsiaro ho an'ny fahazazako kanto ny hira gasy
you are not alone
❤❤❤
❤️❤️❤️
💗👍 Love.
Appart des gamin'aux chans.
ndry tsara ery
Milay e
asio come back kely e!
2019🎶😍
mba mangataka ny clip original ra mba misy fa efa 20 taona lasa zay no nitadiavana!!! tsy makaleo
d ts mba iverina an tsehatra mints vvvv
Tiako e
Ndri
Tsara eh
hafa mintsy le original eh
IO VE TSY LE NIARAKA T@ TSELATRA TAO ANTSAHAMANITRA
tsara loatra e
tsara
talentueuses, mais dommage, ... pas très bien servies par le support technique(son et image)!
reveko