Ry tanora tia an'Andriamanitra o! Fotoana izao hamoahatsika ny potentiel ao anatitsika hanomezana voninahitra an'Atra. Raha tsy izao dia oviana indray. Izao no fotoana. Izao no fotoana. Izao no fotoana. Ho an'Atra irery ny voninahitra mandrakizay. Amen.
Makasitraka tompoko ! Deraina ny tompo,tena tsarabe ny tonokira 💒🎉💌💌💌🙏
Ry tanora tia an'Andriamanitra o! Fotoana izao hamoahatsika ny potentiel ao anatitsika hanomezana voninahitra an'Atra. Raha tsy izao dia oviana indray. Izao no fotoana. Izao no fotoana. Izao no fotoana. Ho an'Atra irery ny voninahitra mandrakizay. Amen.
Tsara loatra, tsy manameloka Izy. Azy ny fahatsarana sy ny fiandrianana rehetra. 💝
tsara tokoa na ilay tonon_kira na ilay gadona,ianao koa tena mahafinaritra hoe tanora mihira ho an'i Jesosy ,tohizo hatramin'ny farany!Fiadanana!
ho henikin soa sy ny tsar hatrany anie gloire à Dieu
Amen pour Jesus
Salama efa manana album ve dia aiza no misy azy fa saika mba hanjifa
Henika tokotrany ny tenanay miheno ny feo sy antsaran'ilay mozika.
Mirary soa dia tohizo ry zareo fa mahafinaritra be ah.
franchement tu as une très belle voix rien à dire.. plus de vidéo 😊
Très belle voie
E vous souhaite un bon succès
👌🏻zany tokoa
😍😍😍😍 Misaotra Jesosy.
tena zay aho vo naheno fa tena tsaraaaaaa be
Tin'ny jesôsy mihoatra lavitra ianao ki Henika muuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuah!!!!!!!
Tsara Jesosy!!! Makasitraka...Tsara tsara..tiako..Feonao!!! Tonokira!!Adiresinareo azfd??
Gloire à Dieu, époustouflant.
Wow
Tiko loatra ❣
Tena tsar ny manompo n Tompo ao anaty n faatanorana
merci @le hira fa tsara loatra
MISAOTRA FA TONGA NY HAFATRA ,,,THT
Tsara ki fa tohizo hatrany a :*
😢❤❤❤
tsar be le hira an! tena mafinaritra
❤
Tsara loatra
haleloua
Mankasitraka
💙💚💛
like it
io mankasitraka sady tsara tarehy anao midera ny Tompo
ouaou
tiako :* :* :* :
Tsara feo be