heavenellie
heavenellie
  • Видео 26
  • Просмотров 5 905 570
Safidiko // Miora Gabriëla & Karine
Tsy hijery hafa intsony aho fa Ianao no fahasambarako
Ianao no safidiko...
Paroles:
Tsy sahy hisaina akory (aho)
Izay mety ho fiainako
Raha tsy misy Anao ry Malalako
Tomany isan'andro, fahoriana lalandava
Raha lavitra Anao
Tsy sahy hisaina akory (aho)
Izay mety ho fiainako
Raha tsy misy Anao ry Malalako
Tomany isan'andro, fahoriana lalandava
Raha lavitra Anao
Ianao no safidiko e
Tsy misy atakaloko Anao
Andriamanitro fa tiako loatra Ianao
Kanto ny fisianao ato amin'ny fiainako
Andriamanitro tena tiako loatra Ianao
Ny hampifaly Anao sy ny hitia Anao
No tena tanjoko amin'izao fiainako izao
Babonao tanteraka ny foko
Anao aho
Ianao no safidiko e
Tsy misy atakaloko Anao
Andriamanitro fa tiako loatra Ianao
Kanto ny ...
Просмотров: 36 430

Видео

Mbola tsy tara // Henika
Просмотров 6 тыс.4 года назад
Titre: Mbola tsy tara A/C: Henika Andriamiarimanana Lyrics by: Tanjona Rakotoarimanana Arrangement: Tsitohaina Andrianandrianina
Fanatitra // Miora Gabriëla & Karine
Просмотров 5 тыс.5 лет назад
Hébreux 13:15 « Offrons donc sans cesse à Dieu un sacrifice de louange; c'est-à-dire, le fruit de nos lèvres; en confessant son Nom. » Hebreo 13:15 « Koa aoka isika hanatitra ny fanati-piderana amin'ny alalany ho an'Andriamanitra mandrakariva, dia ny vokatry ny molotra izay manaiky ny Anarany. »
Mpandova // Henika
Просмотров 16 тыс.6 лет назад
Mpandova // Henika
Jesosy Kapiteny // Henika
Просмотров 44 тыс.6 лет назад
"Rehefa tojo olana iny, ny tsara indrindra dia ny midera ny Tompo ihany fa manana Andriamanitra lehibe isika e!" "Jesosy Kapiteny" Ny hany fantatro, ny Andriamanitro lehibe, mahery, mahagaga.
Tia ahy sady tiako // Henika
Просмотров 40 тыс.7 лет назад
""" Mba fataonao matetika ve ny miteny amin'i Jesosy hoe tianao Izy? 😶 Izy koa anie mba mila maheno teny mamy avy aminao e 🙂. Efa fantany mialoha anie fa fijaliana mahamay no hiaretany fa mbola nisisika ihany Izy hamonjy Anao 😭😭. Tsy mendrika ny ho tiavina (be mihitsy) ve izao Jesosy-tsika izao? 😍😍 Efa fantany tokoa ny ao am-potsika fa tsy misy ohatran'ny manamafy amin'ny vava hoe "Tsy misy toa...
Eo amin'ilay fitoera-masinao // Miora Gabriëla & Karine
Просмотров 3,9 тыс.7 лет назад
Les mots de Karine (clavier): Nous sommes encore heureux de partager cette nouvelle chanson avec vous « Eo amin’ilay fitoera-masinao». Matthieu 6 :6 « Mais toi, quand tu pries, entre dans ta chambre, ferme la porte, et prie ton Père qui est là dans le lieu secret,… » Jésus nous a révélé que la base de tout c’est une communion, une intimité avec lui. Comme dans toute relation, le plus important ...
Hitako Ianao // Henika
Просмотров 255 тыс.7 лет назад
"Ary ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany." Isa 45:11b.
Asandratray
Просмотров 3,1 тыс.7 лет назад
A/C: Bebe F - Cevam Artiste: Miora Rakotoarivelo - Cevam Arrangement musical: Denis Jee & Fifa Line - Cevam Ity hira ity dia tsindrimandry avy t@ Fanahy Masina ny fanandratana an'Andriamanitra Ray Tsitoha sy Jesosy Kristy zanany, Tompon'ny tompo sy Mpanjakan'ny mpanjaka Avo Indrindra. Izy irery no tompon'ny voninahitra, dera, laza! Isika olona noforonony tanany izao, no hanambara ny fiderana Az...
Miantso anao // Henika
Просмотров 187 тыс.8 лет назад
Miantso anao // Henika
Hijanona eto aho // Henika
Просмотров 49 тыс.8 лет назад
Titre: Hijanona eto aho Artiste: Henika Andriamiarimanana Prise de son: Soldiez Studio Arrangement: Teliniaina Vatosoa
Ambany fahasovana (Cevam Church) / EXTRAIT 1
Просмотров 1,5 тыс.9 лет назад
Message complet: ruclips.net/video/aW_NGpQESUA/видео.html Service complet: ruclips.net/user/cevamnetwork
Ambany fahasoavana (Cevam Church) / FULL MESSAGE
Просмотров 8 тыс.9 лет назад
WATCH FULL SERVICE ( WORSHIP SERVICE): ruclips.net/video/f_A5OKtu8vU/видео.html 12 Juillet 2015 PM - Palais des Louanges Cevam Ankadivato, Antananarivo, Madagascar Facebook: cevamnetwork RUclips: ruclips.net/user/cevamnetwork
Inty Aho // Miora Gabriëla
Просмотров 17 тыс.9 лет назад
(Vous pouvez retrouver les paroles de la chanson plus bas dans la description) Miora Gabriëla, les musiciens et les danseuses ici présents sont de jeunes malgaches qui ont décidé de louer Jésus et de répandre la Bonne Nouvelle avec leurs talents. Musiciens: Karine (clavier), Antsa (batterie), Fitahiana (guitare), Hermann (basse), Kanto (guitare), Nandrianina (guitare) Danseuses: Malalatiana, Ra...
Closer Than You Know (Lyrics) / Hillsong United / Empires
Просмотров 10 тыс.9 лет назад
Closer Than You Know (Lyrics) / Hillsong United / Empires
Lenny Leblanc singing "I Believe" & Don Moen playing the violin / Live Acoustic
Просмотров 5 тыс.9 лет назад
Lenny Leblanc singing "I Believe" & Don Moen playing the violin / Live Acoustic
Hitokana // Rija Rasolondraibe
Просмотров 236 тыс.9 лет назад
Hitokana // Rija Rasolondraibe
Indro aho hiverina // Rija Rasolondraibe
Просмотров 506 тыс.9 лет назад
Indro aho hiverina // Rija Rasolondraibe
Fiovana // Rija Rasolondraibe // Live
Просмотров 64 тыс.10 лет назад
Fiovana // Rija Rasolondraibe // Live
Finoana marisika // Rija Rasolondraibe
Просмотров 2,3 млн10 лет назад
Finoana marisika // Rija Rasolondraibe
Itaro ny valako // Rija Rasolondraibe // Live
Просмотров 152 тыс.10 лет назад
Itaro ny valako // Rija Rasolondraibe // Live
Raha mbola velona // Rija Rasolondraibe // Live
Просмотров 82 тыс.10 лет назад
Raha mbola velona // Rija Rasolondraibe // Live
Antsoantso // Rija Rasolondraibe
Просмотров 119 тыс.10 лет назад
Antsoantso // Rija Rasolondraibe
Iza moa ianao? // Hafatra ho an'ny vehivavy rehetra
Просмотров 2,4 тыс.11 лет назад
Iza moa ianao? // Hafatra ho an'ny vehivavy rehetra
Fanekena // Rija Rasolondraibe ft. Felana Rasolondraibe
Просмотров 60 тыс.11 лет назад
Fanekena // Rija Rasolondraibe ft. Felana Rasolondraibe
Mahay ny zavatra rehetra // Rija Rasolondraibe // Paroles
Просмотров 1,7 млн11 лет назад
Mahay ny zavatra rehetra // Rija Rasolondraibe // Paroles

Комментарии

  • @RPrisca
    @RPrisca Месяц назад

  • @Mode-u4n
    @Mode-u4n Месяц назад

    Deraina ny tompo,fa tsarabe ee ! 😂😂💒♥️♥️♥️🎉🙏

  • @Mode-u4n
    @Mode-u4n Месяц назад

    Makasitraka tompoko ! Deraina ny tompo,tena tsarabe ny tonokira 💒🎉💌💌💌🙏

  • @HasinaRabenja
    @HasinaRabenja 2 месяца назад

    Mamy loatra lay hira 💖 mankasitraka Henika 🙏

  • @sitrakacynti182
    @sitrakacynti182 2 месяца назад

  • @ismenenirinaramanantoandro7300
    @ismenenirinaramanantoandro7300 2 месяца назад

    Une chanson pleine de bonté et d'humilité !

  • @hanitrarajoelimanantsoa-pm2kb
    @hanitrarajoelimanantsoa-pm2kb 3 месяца назад

    ❤ mankasitraka indrindra

  • @LucianoDiMattéo-f1n
    @LucianoDiMattéo-f1n 3 месяца назад

    Misaotra tiko b

  • @danielladaniella6919
    @danielladaniella6919 4 месяца назад

    ❤❤

  • @nantenainarandrianarison
    @nantenainarandrianarison 4 месяца назад

    haleloua

  • @andreadanielrazanamparany
    @andreadanielrazanamparany 5 месяцев назад

    🕺💃🇲🇬🤍❤️💚

  • @AbySaida
    @AbySaida 5 месяцев назад

    amen🙏

  • @SolofoRine
    @SolofoRine 6 месяцев назад

    Tena tsar l hir

  • @SolofoRine
    @SolofoRine 6 месяцев назад

    Tsar l hira

  • @mitina6466
    @mitina6466 6 месяцев назад

    Hafa ihany ny hira misy hosotra, mitondra anao eo @ FANATREHANA

  • @Mode-u4n
    @Mode-u4n 6 месяцев назад

    Tsy misy hadievitra,fa tsara e ❤

  • @onivola.andria
    @onivola.andria 6 месяцев назад

    ❤❤

  • @dominiquerandrianasolo9762
    @dominiquerandrianasolo9762 7 месяцев назад

    ❤ Izaho ilay manana ilay mahery ato anatiko ilay ngezabe! Hanitatra ny valako Izy!

  • @dominiquerandrianasolo9762
    @dominiquerandrianasolo9762 7 месяцев назад

    Eo @ fanatrehanao no tena tiako Jesosy o!😊❤🎉

  • @FARAJEMIMARASOAMANARIVO
    @FARAJEMIMARASOAMANARIVO 7 месяцев назад

    Henika....."Votre chanson HITAKO ENAO a été une bénédiction dans ma vie, accomplissant pleinement ce que la Parole de Dieu dit dans Isa 45:11b.. Elle a apporté réconfort, encouragement et foi dans des moments où j'en avais le plus besoin. Merci d'être un instrument de la grâce divine à travers votre musique.""Votre chanson HITAKO ENAO vient de prendre vie dans ma vie d'une manière incroyable. Elle résonne si profondément en moi et capture parfaitement ce que je ressens. Merci de partager votre talent avec le monde et de créer des œuvres qui touchent tant de gens de façon si personnelle." "Je voulais vous dire combien votre chanson HITAKO ENAO a été significative pour moi en tant que personne de foi. Elle a résonné profondément dans mon cœur et a été un véritable accomplissement dans ma vie spirituelle. Votre musique m'a aidé à traverser des moments difficiles et à renforcer ma connexion avec ma foi. Merci d'utiliser votre talent pour inspirer et édifier les autres."Merci Henika

  • @hanitrarajoelimanantsoa-pm2kb
    @hanitrarajoelimanantsoa-pm2kb 7 месяцев назад

  • @Mitia-g9i
    @Mitia-g9i 8 месяцев назад

    HO FENO AHITA TSY MIATO NY VONINAHITRAO❤❤❤❤❤❤😂😂

  • @MimirMimir-co5bj
    @MimirMimir-co5bj 9 месяцев назад

    Mahatsiaro an'i zokinay vavy foana aho isakin'ny miaino an'ito hira ito . Tahian'I Jesosy daholo e !

  • @rondrorazaiarinirina9265
    @rondrorazaiarinirina9265 10 месяцев назад

  • @priscillamamiharijaona2482
    @priscillamamiharijaona2482 Год назад

    😢❤❤❤

  • @Sitraka-pz4rm
    @Sitraka-pz4rm Год назад

    Misaotra jesosy fa ainaon tokoa ny manova ny Zavatra rehetra ❤❤❤

  • @TianaRandrianalimanana
    @TianaRandrianalimanana Год назад

    Merci Dieu, 6ans niandry mba hahazo anzany visa France zany. Accordé ihany❤😊😊.

  • @lilouredige-bh1rm
    @lilouredige-bh1rm Год назад

    Mamy be🥰

  • @jocyady
    @jocyady Год назад

    Mon Dieu ❤ ne m’abandonne pas

  • @NirisoaNarindranjanahary
    @NirisoaNarindranjanahary Год назад

    Mba te ahita koa ny VONINAHITRAO

  • @andriamiarisoaemma1496
    @andriamiarisoaemma1496 Год назад

    raovina zany ny fapisehoana ataonareo?

  • @radoandriamampionona351
    @radoandriamampionona351 Год назад

    Tiko loatra !!!!!!

  • @bettyandrianirina61
    @bettyandrianirina61 Год назад

    ❤❤

  • @iriana00
    @iriana00 Год назад

  • @tahianalalaina834
    @tahianalalaina834 Год назад

    Mahay manao ny zavatra rehetra Ianao (Rija R.) Misaotra Anao, izahay, noho ny haben’ny fitiavanao Fa na tombon'andro na fofon'aina, tsy misy tsy nomenao Mahatsiaro sambatra, heniky ny fitahiana, noho ny famindram-ponao Nahita ny herin'ny fifaliana, ka misaotra Anao izahay #Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahagagana Famonjena, fiantrana, fo honena, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao, fitiavana Ianao #Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahalalana Fitahiana, fitondrana, fifaliana, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao ….. Mankasitraka, misaotra fa efa nanararaotra ny fanatrehanao Voakasiky ny herin'ny fanahy, izahay vavolombelona fa velona Ianao Tafatoetra, tamana, amin'ny firaisana amin'ny fanahinao Nilatsahan'ny fanavaozan-tsaina, velon'aina ka misaotra Anao #Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahagagana Famonjena, fiantrana, fo honena, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao, fitiavana Ianao #Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahalalana Fitahiana, fitondrana, fifaliana, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao #Tombony ho ahy, Andriamanitra fanahy Manana Anao, manana Anao #Fa fitiavana Ianao, ka misaotra Anao izahay #Tombony ho ahy, Andriamanitra fanahy Manana Anao, manana Anao #Fa fitiavana Ianao, ka misaotra Anao izahay #Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahagagana Famonjena, fiantrana, fo honena, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao, fitiavana Ianao #Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahalalana Fitahiana, fitondrana, fifaliana, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao #Tombony ho ahy, Andriamanitra fanahy Manana Anao, manana Anao #Fa fitiavana Ianao, ka misaotra Anao izahay #Tombony ho ahy, Andriamanitra fanahy Manana Anao, manana Anao ……….. #Fa fitiavana Ianao, ka misaotra Anao izahay

  • @rinanomentsoarandriamanana2375

    Misaotra Andriamanitra fa tena mahay manao ny zava-drehetra ianao ❤ ary tsy mitsahatra manaporofo an'izany ianao eo amin'ny fiananay ❤❤ Tena hoe tombony ho Anay tokoa ny manana Anao ❤

  • @jocyady
    @jocyady Год назад

    Omeo Finoana marisika Zaho jesoa o

  • @bakolisoarandrianantenaina4076

    les Martienne aussi ont vu en vécu survecu

  • @jimmyballou1253
    @jimmyballou1253 Год назад

    ta présence est remplie de chaleur

  • @mamitianarakotovao445
    @mamitianarakotovao445 Год назад

    Tsy manakolazaina lava izao fa mba faly aho raha ho any koa ianao

  • @mamyratsivo1925
    @mamyratsivo1925 Год назад

    Inty Aho hitsaoka anao. Hitsaoka anao. Miankohoka hanome fiderana anao.

  • @ainapatricia5798
    @ainapatricia5798 2 года назад

    Tsara loatra

  • @ainapatricia5798
    @ainapatricia5798 2 года назад

    ❤️❤️❤️❤️

  • @juliesoafara5297
    @juliesoafara5297 2 года назад

    Tena mitomany raha mandinika fingana nolalovako.misaotra mapahery .

  • @mathieuroberto8018
    @mathieuroberto8018 2 года назад

    Vetson-kira

  • @maryiamboc1216
    @maryiamboc1216 2 года назад

    Amen ❗ WATCH PASTORS PERSPECTIVE FEBRUARY 23, 2021 ❕ YOU WILL SMILE 😀❤️💜💙💗💓💖💛❕

  • @maryiamboc1216
    @maryiamboc1216 2 года назад

    I Really Love💜✝️ this song ❗ and the ( cup & Bread it is symbolic for !! ) Lyrics 🎶 are so Wonderful too. 📖💞

  • @maryiamboc1216
    @maryiamboc1216 2 года назад

    Lord Jesus Christ ❗ LOVES YOU and ME 💕❤️

  • @maryiamboc1216
    @maryiamboc1216 2 года назад

    Ja'dore ❗❣️❕❕❕❕📖 💙💟💓

  • @maryiamboc1216
    @maryiamboc1216 2 года назад

    Cristo Te Ama ❤️💕