Fihaonan' i Papa Fransoa tamin'ny Pretra sy Relijiozy Malagasy

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 26 ноя 2024

Комментарии • 3

  • @panda_noir949
    @panda_noir949 Год назад

    Mankasitraka ee

  • @ravelonoromariaangela2987
    @ravelonoromariaangela2987 Год назад

    Marigny zegny mankasitraka o,mila mahay mankasitraka sy mahay mitia @ fo madio 🥰🥰🙏

  • @raveromanitraholita3560
    @raveromanitraholita3560 Год назад

    Enga anie mba samy hanatanteraka an'izay ianareo voantso fa ianareo no Ray zoky rahavavy am-panahy izay fitaratra kanefa ao no tena manjaka ny fitiavn-tena efa tsy raharahinareo ilay voadin'ny fahantrana fa ianareo indray no lasa mpanohana feno ny fianakavianareo miala tsiny fa tena Katolika hiringiriny izaho izay miteny izao mahamenatra sady mampalahelo ny mahita relijiozy sy prêtre miala andaharana nefa efa nahavita voady farany noho ny fifanolanana misy ao anatin'ny communauté izay misy te hanjakazaka ary misy fanavahana ara-poko mihintsy