Tsara be le hira. Mankasitraka anareo Kerobima e. Ho masina sy ho sambatra anie ny malagasy rehetra. Ny Tompo anie hitahy ny Papa Ray Masina hatrany. Gracias, grazie mille, thank you...MISAOTRA BETSAKA
Thank you so much KEROBIMA! This Song is very deep and touching! By this Pope's visit, may the faith and Communion of Malagasy people be strengthened for commitment to excellence and exceptional service for the good of our Country and in particular for the advancement of the Kingdom of God among the people! God Bless!💯💯🔥🔥🙌🙌🙌🙏🙏🙏
MANGOROHORO B FOKO MIHAINO ITY HIRA ITY MISAOTRA NAREO ARY MITOMBO AM AVO INDRINDRA AOKA ISIKA HITONDRA AMBAVAKA HO ANY TANINDRAZAN TSIKA MISAOTREEE MANKASITRAKA MIROTSAK RANOMASOKO EO AMPIHAINONA ITY HIRA NAREO ITY ENY NA DIA TS ANY ANTANINDRAZANA AZA NY TENENKO DIA MIRAY FO S FANAHY AMINAREO MBOL MAMERINA FISAORANEE NY TOMPO ANIE HOMBA NAREO TSIRAIRAY AVY ARY ITANTANA NY DIANAREO AMEN😘😘😘😘😘🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
MANKASITRAKA E, Tena tsara dia tsara, Ho tanteraka @ tsiray sy @ ty nosy mamintsika ity ny devise t@ namangiany antsika Isaorana ny mpamorona sy nanao ny feony fa tena tsara dia tsara:meva dia meva ny malagasy e
Tena tsara mipetraka tsara ny rindrandamina maha kanto azy ,Ny Tompo anome fahaizana hatrany e mirary soa sy tsara❤️❤️🤍🤍💚💚🙏🙏
Tena tiko be ty hira ty na ny tonony na ny feony,tsy mety leo mihintsy zaho mihaino sy mijery azy,merci Kerobima
Tsara be le hira. Mankasitraka anareo Kerobima e. Ho masina sy ho sambatra anie ny malagasy rehetra. Ny Tompo anie hitahy ny Papa Ray Masina hatrany. Gracias, grazie mille, thank you...MISAOTRA BETSAKA
BRAVO MADAGASCAR ÇA FAIT CHAUD AU COEUR
QUE LE SAINT PÈRE FRANÇOIS
PROTÈGE MADAGASCAR C
ok ok misaotra bevata
Tsara be ity hira ity ,misaotra KEROBIMA fa tiako daholo ny hiranareo rehetra izay efa nohenoiko!Mirary soa ho anareo handroso lalandava amin'ny finoana miara-dalana amin'ny kolotsaina!
Tena tsara be🤍💚❤️🙏
Tsara ny hira! Tena mahay mihira ny Kerobima! Misaotra Andriamanitry ny Lanitra homba sy hitantana ary hitahy anareo mandrakariva!!
Ça fait chaud au cœur voir cette ferveur, que le Seigneur nous garde ce cher Pape qu’on aime tant.
Merci beaucoup je suis en France et j'apprécie c'est magnifique
Misaotra anareo mpihira tsara be Enganie hitondra fandrosona eto @ tanindrazagna ntsika eto Madagascar ny fiavin'ny papa François amen
Tena tsara eeee grazie mille thanks you ho anareo kerobime milay be daolo hiranareo
Bravo ho an'i auteur compositeur an'ity hira ity, ny paysage miseho @ clip super top ary ilay fitafy malagasy trop chic, 👍💝 mifampivavaka no tsara indrindra🙏
Thank you so much KEROBIMA! This Song is very deep and touching! By this Pope's visit, may the faith and Communion of Malagasy people be strengthened for commitment to excellence and exceptional service for the good of our Country and in particular for the advancement of the Kingdom of God among the people! God Bless!💯💯🔥🔥🙌🙌🙌🙏🙏🙏
Eny ho sambatra tokoa izahay Malagasy amin'ny faha tongavan'ny pape François misaotse tokoa àni président malagasy
Soa bibiky lie mankasitraka anareo gea😍😍🇲🇬🇲🇬🇲🇬🙏🙏
MISAOTRA TENA MAHAFINARITRA TIAKO HENOAKO ISANANDRO ,MENABE TIKO TSY FOIKO
Aoka hifampivavaka isika mianakavy ..
Merci KEROBIMA
Misaotra tsara be mapitomany 😘😘😘💖💖💖 🙏🙏🙏
mafinaritra loatra ilay hira merci kerobima
Tsara tena tsara enga anie hanana fahamasinam-piainana tahaka an'i Papa isika
Misaotra betsaka Fa tsara ny hira🇲🇬🇲🇬❤❤
Misaotra KEROBIMA!!!Tsara be!
Wawooo tsara
Mrc bcp KEROBIMA !!! Zay rah tsar aimmm ❤❤❤👏👏👏👏👏
Merci fa tsara sady mahafinaritra ❤️❤️
Misaotra ee mankasitraka tsara ay hira io ary areo mpanao azy maro tsara ❤❤❤❤❤❤📖📖📖📖❤❤❤❤❤❤💯
Tena tsara be, 20/20
Mampihetsipo ahy ity hira ity. Misaotra Tompo, Misaotra Ray Masina, Misaotra Kerobima
Bravo. Misaotra. Tahindragnahary hoy dadiko zay.
Misaotra fa tsara be.ilay hira bravo morondava
Tsara be mankasitraka
Tsara be 😍
Merci anareo iamby 🙏🙏🙏🙏👍
Tsara be😍😍
MANGOROHORO B FOKO MIHAINO ITY HIRA ITY MISAOTRA NAREO ARY MITOMBO AM AVO INDRINDRA
AOKA ISIKA HITONDRA AMBAVAKA HO ANY TANINDRAZAN TSIKA
MISAOTREEE MANKASITRAKA
MIROTSAK RANOMASOKO EO AMPIHAINONA ITY HIRA NAREO ITY
ENY NA DIA TS ANY ANTANINDRAZANA AZA NY TENENKO DIA MIRAY FO S FANAHY AMINAREO
MBOL MAMERINA FISAORANEE
NY TOMPO ANIE HOMBA NAREO TSIRAIRAY AVY ARY ITANTANA NY DIANAREO AMEN😘😘😘😘😘🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
merci! c'est beau!!!!!
merci KEROBIMA
93.
Misaotse tompoko ari mahafinaritsa ka ni tompo àni homba a tsika Malagasy n'a foty n'a mainte mavesatsa n'a ni fitafy tohizo
Souvenir tsara
Tena tsara be na clip na musique. Misaotra nizara.
TOMPO OOO! TAHIO TANINDRAZANAY SY IREO VAHOAKA NAO AMEN AMEN
Mankasitraka an'i Pape François tamin'ny famangiana masina nataony
Tsara be, mankasitraka é
Misaotra hoany zay namorona lay hira fs tena tsara
Misaotra n'y mpamorona tsara e mifapitondra ambavaka
🥰🥰🙏🙏
Tsara loatra .mankasitraka e
Mankasitraka ee fa tsara be ❤❤
Mahay mihira reto ty choral ty.
May God Bless Pope Francis. May God Bless Madagascar
🙏 mifampivavaka e
Mankasitra nareo 🙏🙏🙏
Misaotr mankasitraka
tsara b mankasitrak
Mankasitraka e❤
Tsara be le hira souvenir pape François 06 septembre 2019
💓💓💓💓💓💓
Makasitrake 🙏🙏🇲🇬💖
X1
tsara tarehy ny ampelan'ny morondava
1 Timothy 2.2ary izay zavatraefarenareo tamiko Teo anatrehan'ny vavolombelona Maro dia atolory n'y olona mahatoky izay hahay mampianatra ni sasany kosa
Isaia45:11.ary n'y zanako s'y nyasan'ny tanako dia aoka adidiko ihany
🙏👐👏🙌👍💕❤️💜😁
tsara be. fa manina nareo no ts nandray anjara tam fifaninana hira faneva?
😁
MANKASITRAKA E,
Tena tsara dia tsara, Ho tanteraka @ tsiray sy @ ty nosy mamintsika ity ny devise t@ namangiany antsika
Isaorana ny mpamorona sy nanao ny feony fa tena tsara dia tsara:meva dia meva ny malagasy e
🤗
Tsara be😍😍