Mr SAYDA - FITIA EFA NOMEKO (Official Video 2023 by Tex Rakoum)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 4 сен 2024

Комментарии • 99

  • @user-hk7yk9rf7t
    @user-hk7yk9rf7t Год назад +7

    Lyrics
    Lay famataran'ora iny nikisika ihany
    Nanoratra an’ity aho satria niezaka hatrany
    Tsy hanery ny anjara na dia mba faniriana
    Ny hitantana anao na anio na any aoriana
    Lazainao manofy aho angamba na lasa adala
    Raha mba te ho anao ary aho dia iza no handrara
    Tsy hoe akory an’olon-kafa ianao fa mba tsy sahala
    Ny tao am-pontsika za nety f’ianao voarara
    Rano efa an-dohalika
    Ny fitia ao anatiko ao
    Sady dizidiziny masoandro midanika aho
    Dia rehefa manatrika
    Ny tsikinao sariaka
    Ny foko mandohalika
    Fitia efa nomeko iny na nankarary ny aiko iny
    Foiko ho anao daholo fa tsy ifanomezan-tsiny
    Tsy hoe mila vaniny e
    Na miandry valiny e
    Fa am-pitiavana be izay no tena marina e
    Sao lasa fahalemeko ka mety ho araraotinao
    Fahadisoako ary ve raha toa ka mba te ho tianao
    Kanefa eto ihany aho
    Raha tianao hoento any aho
    Fa iny fitiavana iny kosa efa nomeko anao
    Aza omena tsiny aho raha toa jamba ny foko
    Ny olona mety hiteny eny hoe lety angamba mifoka
    Dizidizina anao teny aho nefa tsy mitroka
    Ary na kivikivy ary aho tsy maintsy mitraka
    Mahay miampita arabe tsy voadonany fiara
    Kanefa vao fitiavana aho voadonany tsara
    Maradratra eny aho sady be tako-pery
    Ato anaty maizina aho mitady ny very
    Rano efa an-dohalika
    Ny fitia ao anatiko ao
    Sady dizidiziny masoandro midanika aho
    Dia rehefa manatrika
    Ny tsikinao sariaka
    Ny foko mandohalika
    Fitia efa nomeko iny na nankarary ny aiko iny
    Foiko ho anao daholo fa tsy ifanomezan-tsiny
    Tsy hoe mila vaniny e
    Na miandry valiny e
    Fa am-pitiavana be izay no tena marina e
    Sao lasa fahalemeko ka mety ho araraotinao
    Fahadisoako ary ve raha toa ka mba te ho tianao
    Kanefa eto ihany aho
    Raha tianao hoento any aho
    Fa iny fitiavana iny kosa efa nomeko anao
    Auteur/ Compositeur : Mr Sayda
    Studio / Arrangement : Sanih on the Beats
    Choeur: Aldjina

  • @user-qq1uq8is6x
    @user-qq1uq8is6x Год назад +7

    Rah hira pitiavina zany de tsisy tsara akotrany neny SAYDA e😊
    Mahafinaritra fa Tohizo e
    Ho ela velona ny Misie Milay e👍

  • @ritahjohns1420
    @ritahjohns1420 Год назад +2

    💯mlay b fona 🥰eh

  • @ziggyjojo8339
    @ziggyjojo8339 Год назад +2

    Levona mintsy ry Bruno Mars fa namoaka hira Sayda! Alefaso Sayda 👌🏽

  • @mrsayda2373
    @mrsayda2373  Год назад +6

    Efa mahay tononkira daholo ve 🎉❤😊😊

  • @crse7ra581
    @crse7ra581 Год назад +1

    tiko les, mbola ao tsara le maha Mr Sayda❤💯

  • @harenaaheartfilia3468
    @harenaaheartfilia3468 Год назад +3

    Tena tsara b 🥰

  • @famenontsoaandremanisa9823
    @famenontsoaandremanisa9823 Год назад +1

    Zay ilay maha Sayda any Sayda zay e.manaraka hatrany 🥰🥰🥰

  • @lalainaandrianasolo4341
    @lalainaandrianasolo4341 Год назад +1

    Très belle' chanson..Fa tsara koa raha aseho n'y tarehin'ilay behivavy mihita

  • @user-vt1dp6rr3l
    @user-vt1dp6rr3l Год назад +1

    Norma be 💗,, Tiako be..

  • @alvinerajeriarison5980
    @alvinerajeriarison5980 Год назад +1

    Tiko lotra ❤️

  • @niainatahina
    @niainatahina Год назад +1

    Tsara ee!🙌🏽🫡

  • @anjajohnson2456
    @anjajohnson2456 Год назад +1

    Tsara loatra tena tiko b 💯🥰🔥

  • @dodaromualdjuvanio2438
    @dodaromualdjuvanio2438 6 месяцев назад

    ankafiziko 👌💯 .....
    💝💝💝💝💝💝💝💝💝

  • @user-gl6ng6gg5s
    @user-gl6ng6gg5s Год назад

    Gadona an Sayda

  • @mbatorapanoelina4607
    @mbatorapanoelina4607 Год назад +1

    Aza omena tsiny aho raha toa jamba ny foko
    Ny olona mety hiteny eny hoe lety gamba mifoka ❤‍🩹

  • @honitramissa8047
    @honitramissa8047 11 месяцев назад

    Averiko fona fa tena tsara ee❤❤❤mankasitraka

  • @ranaivomananaharimihajasoa4112
    @ranaivomananaharimihajasoa4112 Год назад +1

    ❤️❤️❤️❤️❤️Tsara loatra

  • @tantelinirinafanomezants-bs2ho
    @tantelinirinafanomezants-bs2ho 9 месяцев назад

    Ahsek

  • @user-sm6yb8jn7r
    @user-sm6yb8jn7r Год назад

    Houmm ❤

  • @herisolorandriambololona5394
    @herisolorandriambololona5394 Год назад

    mlay lesi sayda a!

  • @user-wf6lk6py9o
    @user-wf6lk6py9o Год назад

    Mankasitra eee

  • @NekenaRalaiveloarivony-it5nq
    @NekenaRalaiveloarivony-it5nq 11 месяцев назад

    Big upp zoky miandra ah🙏🙋

  • @hermanjunior248
    @hermanjunior248 Год назад +4

    Ahitsio
    Lay famataran'ora iny nikisika ihany
    Nanoratra an’ity aho satria niezaka hatrany
    Tsy hanery tsy anjara na dia mba faniriana
    Ny hitantana anao na anio na any aoriana
    Lazainao manofy aho angamba na lasa adala
    Raha mba te ho anao ary aho dia iza no handrara
    Tsy hoe akory an’olon-kafa ianao fa mba tsy sahala
    Ny tao am-pontsika za nety f’ianao voarara
    Rano efa an-dohalika
    Ny fitia ao anatiko ao
    Sady dizidiziny masoandro midanika aho
    Dia rehefa manatrika
    Ny tsikinao sariaka
    Ny foko mandohalika
    Fitia efa nomeko iny na nankarary ny aiko iny
    Foiko ho anao daholo fa tsy ifanomezan-tsiny
    Tsy hoe mila vaniny e
    Na miandry valiny e
    Fa am-pitiavana be izay no tena marina e
    Sao lasa fahalemeko ka mety ho araraotinao
    Fahadisoako ary ve raha toa ka mba te ho tianao
    Kanefa eto ihany aho
    Raha tianao hoento any aho
    Fa iny fitiavana iny kosa efa nomeko anao
    Aza omena tsiny aho raha toa jamba ny foko
    Ny olona mety hiteny eny hoe lety angamba mifoka
    Dizidizina anao teny aho nefa tsy mitroka
    Ary na kivikivy ary aho tsy maintsy mitraka
    Mahay miampita arabe tsy voadonany fiara
    Kanefa vao fitiavana aho voadonany tsara
    Maradratra eny aho sady be tako-pery
    Ato anaty maizina aho mitady ny very
    Rano efa an-dohalika
    Ny fitia ao anatiko ao
    Sady dizidiziny masoandro midanika aho
    Dia rehefa manatrika
    Ny tsikinao sariaka
    Ny foko mandohalika
    Fitia efa nomeko iny na nankarary ny aiko iny
    Foiko ho anao daholo fa tsy ifanomezan-tsiny
    Tsy hoe mila vaniny e
    Na miandry valiny e
    Fa am-pitiavana be izay no tena marina e
    Sao lasa fahalemeko ka mety ho araraotinao
    Fahadisoako ary ve raha toa ka mba te ho tianao
    Kanefa eto ihany aho
    Raha tianao hoento any aho
    Fa iny fitiavana iny kosa efa nomeko anao

  • @patrick-1704
    @patrick-1704 Год назад

    Alefaso Saida a🤙👊

  • @user-gi3xp5sm9g
    @user-gi3xp5sm9g Год назад +1

    top🥰🥰🥰

  • @rabemiakatrayvanot9151
    @rabemiakatrayvanot9151 11 месяцев назад

    tsara be

  • @r-lucascodalive9575
    @r-lucascodalive9575 Год назад

    cva kos eee ❤🥰

  • @AnimeNewsKs
    @AnimeNewsKs Год назад +1

    Fahadisoko arah ve 🥹❤️

  • @voaharyrandria3855
    @voaharyrandria3855 Год назад

    😍😍😍tsara loatra

  • @cybergra4928
    @cybergra4928 Год назад

    Mlay eh mankasitra 🥰🥰

  • @jahkely6160
    @jahkely6160 Год назад

    Mmmhhh,tena tsara fôna 😍

  • @filadelfiarakotomalala7594
    @filadelfiarakotomalala7594 Год назад

    Milay Misie a🔥

  • @mirijajoanandriamiharisoa3296
    @mirijajoanandriamiharisoa3296 Год назад

    Tsara lesy Misie Milay eh 🔥💯

  • @Kanto-zd9qb
    @Kanto-zd9qb 10 месяцев назад

    Mahay mihira be daholo natao roa fa mankasitraka .tiako be ilay hira

  • @mamitianarova882
    @mamitianarova882 Год назад

    ❤Sao lasa fahalemeko ka mety ho araraotinao
    Fahadisoako ary ve raha toa ka mba te ho tianao
    Kanefa eto ihany aho
    Raha tianao hoento any aho
    Fa iny fitiavana iny kosa efa nomeko anao ❤
    Merci c'est un coup de coeur❣

  • @user-bo4oo6yz3e
    @user-bo4oo6yz3e 10 месяцев назад

    Tu as vraiment tapé fort sur ce son Sayda !!

  • @jerominerazafindrazaka6330
    @jerominerazafindrazaka6330 Год назад

    Rahoviana ny ho aty Toulouse ❤❤❤

  • @volasoaratsaratany8190
    @volasoaratsaratany8190 Год назад

    Tsara be o, mirar soa hatrany

  • @andriamanjatoharijaona1978
    @andriamanjatoharijaona1978 Год назад

    Tsara ❤

  • @raolitianamaminirinaeugene8393

    Norme les bro👊

  • @veloniainatafitarakotovaon6854

    Premier commentaire.
    Alefaso sayda an

  • @felaniainarakotondrainibe3994
    @felaniainarakotondrainibe3994 Год назад

    ❤ tiako

  • @razakatoaninarivoandopatri1586

    🥰🥰🥰 mamyyy

  • @user-nw5bd2jn4f
    @user-nw5bd2jn4f Год назад

    makasitraka ee!!

  • @brittorovatsilavo6209
    @brittorovatsilavo6209 Год назад

    Reveko be le style hoe avy d ato le paroles.. Mankasitraka zoky be d mirary ho tonga amzay mbola irina e 😍🙏💪

  • @nelaarmando
    @nelaarmando Год назад +1

    Encore un chef-d'œuvre du maestro🔥✨🤙

  • @user-mg2oi8ft1t
    @user-mg2oi8ft1t Год назад

    ❤❤❤Merci beaucoup fa tiko be daholo ny hira nao!

  • @kenysyfleuri3645
    @kenysyfleuri3645 Год назад +1

    ❤❤❤❤❤

  • @heryvalisoajohnyhallidayra3388

    Aoka lesy Zoky anh

  • @andieandrianiainarakotondr6567

    Za nahita voalohanyyyy🥰🥰🤣🤣

  • @FIFAFIFALIANA
    @FIFAFIFALIANA 3 месяца назад

    CES COOL

  • @user-yd5fi2ts6p
    @user-yd5fi2ts6p Год назад

    Te hitomany aho le

  • @user-rc5ox2hp8e
    @user-rc5ox2hp8e Год назад

    Ty ngamba hiran Sayda tiako indrindra :D Mba miala am le mahazatra

  • @ramiandrisoatsivalakarahll7577
    @ramiandrisoatsivalakarahll7577 11 месяцев назад

    👌👌👌

  • @olivierheritiana1329
    @olivierheritiana1329 8 месяцев назад

    ❤😊Athena

  • @lalainaoninandrianina1389
    @lalainaoninandrianina1389 11 месяцев назад

  • @randrianiainanayjanayja
    @randrianiainanayjanayja Год назад

    Alefaso zokilahikou❤

  • @MalalaAndrianatenaina-py5we
    @MalalaAndrianatenaina-py5we Год назад

    Misaotra

  • @liracharone442
    @liracharone442 Год назад

    ❤❤🎉

  • @user-wk2pd7cu3h
    @user-wk2pd7cu3h Год назад

    ❤🎉🎉

  • @user-ul2cs1nb2v
    @user-ul2cs1nb2v Год назад +1

    Toujours meilleur ❤

  • @ludovicandriambololomiaran391
    @ludovicandriambololomiaran391 Год назад

    pour toi ma cherie.mino

  • @harifidynyrianarakotoarivo780
    @harifidynyrianarakotoarivo780 Год назад

    ❤ 🔥

  • @dimylahy4939
    @dimylahy4939 Год назад

    Top❤

  • @MioraTina
    @MioraTina Год назад +1

    Merci Mr Sayda ❤

  • @cynthiarakotondradany5194
    @cynthiarakotondradany5194 Год назад

    Tsara loatra 😍🥰

  • @M.C.Sofficiel
    @M.C.Sofficiel 9 месяцев назад

    mpankafy foana atramizay

  • @user-vx5er4ky5z
    @user-vx5er4ky5z Год назад

    Tsara loatra

  • @mahandry4850
    @mahandry4850 Год назад

    Refa nisaraka kely fotsny elah sy anton'ich de efa izy fa le miaraka am anton'ich no nakaleo

  • @andrianiainafifalina232
    @andrianiainafifalina232 Год назад

    🥰🥰🥰🥰🤩

  • @AvotraGogogo
    @AvotraGogogo 5 месяцев назад

    Avotra

  • @user-fl1yh8bo2x
    @user-fl1yh8bo2x Год назад

    🥰🥰🥰

  • @alisonratovonirina6824
    @alisonratovonirina6824 Год назад

    mety be

  • @tendrinirinatendry9914
    @tendrinirinatendry9914 Год назад

    très belle chanson🥰😘

  • @luciasolonirina1101
    @luciasolonirina1101 Год назад

    Tsara

  • @user-yv7mi3pq6i
    @user-yv7mi3pq6i 8 месяцев назад

    Merci ❤❤❤

  • @zazagang7185
    @zazagang7185 Год назад

    CV BRW

  • @OnjaRakotomalala
    @OnjaRakotomalala Месяц назад

    Trop.... ❤❤

  • @madaghost8397
    @madaghost8397 Год назад

    👍👍👍🫡🫡🫡👊👊👊

  • @Hillary05
    @Hillary05 Год назад

    mlay

  • @nyahvorandrianarivelo66
    @nyahvorandrianarivelo66 Год назад

    Tsara ❤❤❤

  • @user-wf3zs8mq4v
    @user-wf3zs8mq4v Год назад

    ❤❤❤

  • @mariamandresyrazanakoto8992
    @mariamandresyrazanakoto8992 Год назад

  • @evelyneah-thion920
    @evelyneah-thion920 11 месяцев назад

    Merci ❤

  • @sassasantatra2307
    @sassasantatra2307 Год назад

    🥹🥹🫠🫠

  • @liantsoheriman5499
    @liantsoheriman5499 Год назад

    ❤❤❤

  • @randriamanalinarivoalfredi3738

    ❤❤❤

  • @tsioryvaness
    @tsioryvaness Год назад

    ❤❤

  • @mchellinedanielle5790
    @mchellinedanielle5790 Год назад

    ❤❤❤

  • @miantsa344
    @miantsa344 Год назад

    ❤❤

  • @sylvierms8794
    @sylvierms8794 Год назад

    ❤❤

  • @lydioravonimbahiny8098
    @lydioravonimbahiny8098 Год назад