Milay ! Za tsy mpiondana RAP fa ity tena nankafiziko manokana. Tena tsara na ny tonony na ny feony na ny arrangement, miampy ny feon'ilay sipa any anaty refrain tena mampangorintsina. 1 ao anatin'ny 1000 no mpihira jeune manana aingam-panahy sy tononkira mifono anatra otrzany. Eto @tanàna tsisy thème afa-tsy "love aminao" sy "tiako ianao". Mahafinaritra e !
Zay grad❤❤
Zany ka tena vazo nandaniana roan-doha. Sady mampita hafatra lehibe no tena kanto. Eny e, tsy io irery fa efa tena tsara aingam-panahy ranamana. Top
Zany letsy ka RAP 🔥🔥🔥🔥Ampianaro ny génération amin'izao letsy Agrad!!!!!!
M’lay lesy ee❤❤❤🎉🎉🎉
In this song you will not think only the hardness of a father but here it is the witness of a mindful man. Milay ilay Gasy e! good work Agrad!👌👌👌
Merci @Agrad Officiel, Miavaka foana zany texte an'i Agrad zany ee, mbola mitana ny laharana 1 foana aloha amiko
Merci, tohizo hatrany ee, zah maka anao rangah a
za tsy mpicoms ato am youtube.. fa ito kosa chapeau tiako.. Mlay les Agrad e..
norma be tegna norme, respect
Salut from switzerland
Tsara zouki e...miangavy anao mba hira foana na de holasa antitra aza❤
Big respect , cette chanson me motive dans la vie
Mankasitraka bé zoky Malala fa mampisy nofy nofy vaovao anah ndray le tononkira🤝🤝😋😋
Mlay zandry a ! big respect
Mafinaritra lesy Agrad a 👊👊
Mamy e,❤texte de oufff
Toujours au top lesy Agrad a!! 🖖🖖🖖🔥🔥🔥
mamy be le manan-janaka 🥰😍
Respect mlay e
Tena kanto,miavaka foana...mandona fo bé ❤️❤️❤️
Makasitraka anao ry #Agrad.
Mankasitraka les Grad e...na mbola tsy nitontona ary dia ankafizinay sahady
Torak vonikazo b zok a!🎉zay mak anao faon
Classique lesy bro a
Misaotra lesy bro aa, mafy ialahy
Mankafia fona Agraad a, tena milay daholo
❤❤ rien a dire, Top top
Mlay e, hafa iany le texte ny enjana . Mankasitraka e
efa maika t aheno l hira zay ry agrad aaaa. ef haiko f tiko b l hra io saotra betsaka eeee
mankasitraka AGRAD. mlay be👍👍
matsir🥰 less grad ah
Tsara lotra lay parole, comme toujours, bravooo lesy !! Mitomboa talenta
Fantako sahad f mahafa-po le izy mato zai navokan'i Agrad, mankasitrak sahad
Milay e, mankasitraka e👍👂
Marci AGRAD!!
Mankalaza eee
cv brw,respect
Mankaistraka eee
tsisy kianina na ny A
Merci Agrad. Tsara hatrany Zay havokanao🙏🙏🙏🙏
Norm b bain a, mafy elah 💪
milay less a!!!
Harena ny zanaka anh :) . Milay Agrad ah ! Tohizo hatrany.
MLAY be les Agrad a
Misaotra fa mizara fitiavana anai fôna AGRADY💖👑👏
Matsiro rangah ☺️
Tsara le hira fa misaotra betsaka 😍😍
Mlay less bro a👊
Respect brada
Mlay less bro
Tsara be an ❤❤
zahay rehefa papa amin'izay zany 🤩🤩😂
Hafa hiany ny grand
Vraiment au Top 💥🖖👌👌
Mercie 😭
top lesy bro
Tsara be 🔥
Mankasitraka eh
Merci Agrad fa tsara be le hira😍🥰
Tsara be ❤❤
❤
M'chapeau be leceee✊👊🙏
❤❤❤❤
Salut du Québec
Pour Aina et Aiko 🥰🥰 Mercu Agrad
Waouh 🤩 🤩
milay fon lesy e 👍
Respect lesy bro
❤❤ Reveko trop letsy ... mlay elah
mankasitraka be
diso tsara laotra ndray
Milay
💯💯💯💯
Magnano zoky ty 👏
tsara e.... tsara fitsiny
mlay fona agrad
Fanajana
👹🤟🚀
🎉
Tsara ❤
Merci Agrad, respect Mon idole🤩
Respect letsy!
Mlay be e.makasitraka anareo
Tiakoa loatra lay paroles, mankasitraka bosse a
Milay ! Za tsy mpiondana RAP fa ity tena nankafiziko manokana. Tena tsara na ny tonony na ny feony na ny arrangement, miampy ny feon'ilay sipa any anaty refrain tena mampangorintsina. 1 ao anatin'ny 1000 no mpihira jeune manana aingam-panahy sy tononkira mifono anatra otrzany. Eto @tanàna tsisy thème afa-tsy "love aminao" sy "tiako ianao". Mahafinaritra e !
tsara be
mlay lesy
milay less agrad e
Norma✌👊
Merci ti👏👏
Milay fona e!
Mes respects, j'adore
Mankasitraka ny Akama
Mlay zoky be ah
Respect🖖✊
misaotra fosna🖖
kanto loatra ilay tononkira ,mankasitraka
That girl murdered the chorus🔥🔥🔥
Tsara loatra🥰
Mapte ho papa lesy izy zany 😂
Tena tsara ny parole
Merci foana 😊❤
Merci beaucoup mon frère
Respect Rakap ah.