dia mbola vaovao @lahy ve fa ny tany misotasota?💔 f'inona mo no tsy efa niainana? na eso teny na ompa😢 ny onja mitopa2 fa ny kôziko ny ahy dia tsotra🏊♂️ miaraka @fotoana hoe tsisy marina tsy hipoitra💢💥 misy kôzy tsy matsiro fa meteza ialahy ho tony😏😏 tsy ho resin'ny fankahalàna, tsy ho difitry ny lonilony🤬🤬 ny tanjona ikipiana, ny blem itsikiana😁😁 ny resy mamaly faty, mpandresy mody mangina😷😷 fa elah raha mitoka-monina iny tsy sanatria hoe boka🥶 fa lesona ny akama maro be izay niloka2💘 hoe tsy hifamela, tsy ho toy ny KAINA sy ABELA fitambarana ny rehetra2 ankoatran'ny ampela👩 fa aleo andeha ny karavasy sy ny pilotra😭😩 mbola hodimbiasan'ilay fiainana mafilotra🤑 fa raha misy fahalavoana, tsy mba ialahy ilay nitaraina🤔 miarina ôtrany tsy teo, dia ny ambony no andrandraina ☝☝
Cette chanson me touche énormément. " INONA MOA NO TSY EFA NIAINANA NA HESO TENY NA OPA.....tsy vao izaho ny fiaretana naton'lah firavaka.....RAHA MILAVO LEFONA EO ITSOFAN'IREO BAPAMPA" merci AGAD , merci infiniment
Big up 🔥from France les paroles on en a vraiment besoin surtout dans les moments difficiles! Courage à vous tous et que dieu vous bénisse 🙏 Soyez bon dans vos actes et laisse jamais la colère, la mauvaise foi , les mauvaises actions vous affectés ! Oublie pas on est que de passage sur terre !
Dia mbola vaovao amlah ve fa ny tany misotasota F'inona moa no tsy Efa niainana na eson-teny na ompa Ny onja mitopatopa ka ny koziko ny ahy dia tsotra Miaraka @ fotoana e, tsy hisy marina tsy hipoitra Misy kozy tsy matsiro fa meteza ialahy ho tony Tsy ho resin'ny fankahalana , tsy ho difitry ny lonilony Ny tanjona hikipiana, Ny blem hitsikiana Ny resy mamaly faty, Mpandresy mody mangina ...F'ialahy raha mitoka-monina iny tsy sanatria hoe boka Fa lesona ny akama maro be izay nilokaloka Hoe tsy hifamela, tsy ho toy ny Kaina sy Abela Fitambarana ny rehetra rehetra ankoatran'ny ampela... ... F'aleo handeha ny karavasy sy ny pilotra Mbola ho dimbiasan'ilay fiainana mafilotra Fa raha misy fahalavoana , Tsy mba ialahy ilay mitaraina Miarina hoatran'ny tsy teo dia ny ambony no andrandraina.... 💪💪💪💪💪 { REf...} ... Fahombiazana tsy ho an'ireo manana fijery marivo Ny blem anankiray fa ny vahaolana io arivo Ampahatsiahivo, tsy vao izao ny lalan'ialahy no feno lavaka Tsy vao izao koa ny fiaretana no nataon'ialahy firavaka ... Fa Ataovy tarigetra ny hoe mba mioty aloha vao miato Fa ny lalan'ny mpandresy tsy maintsy hoe misy vatovato ... Misy maso mivotirika 🙄🙄🙄, Zato lahy mijajirika Minoa anah fa ialahy iny tsy maintsy mahita irika Fahakiviana halaviro , Fiaretana fikiro Fandresena koa raha omena fotsiny lesy tsy matsirooo...❤️❤️❤️ Misy fotoana raparapa, Fa ilaiko ialahy tsy miapa Fa raha milavo lefona eo hitsiofan'ireo bapampa.🎺🎺🎺🎺🎺🤪 ... Dia raha misy fahadisoam-panantenana fongory Fa ny tavan'ialahy raha kotsa ,tsy sanatria tomany lesy fa ranomason-tongolo 😂😅🤣 Tsisy tsara mihoatran'ny zavatra azo tamin'ny herim-po ... Dia raha mihemotra indray mandeha ialahy mila mandroso indroa ... ❤️ »
J'ai adoré ce morceau le premier jour que l'ai attendu. Je le répète au moins deux fois à chaque fois que je l'écoute. Beau travail et Bonne Continuation
Nandona mafy ana t@fiainako Ito hira tena ka nazahoako Hery lehibe ary tonga dia Mapitraka ana tao anatin olana sy Sedra .niainana na esoteny na Ompa ..misaotra Agrad an
dia mbola vaovao @lahy ve fa ny tany misotasota?💔
f'inona mo no tsy efa niainana? na eso teny na ompa😢
ny onja mitopa2 fa ny kôziko ny ahy dia tsotra🏊♂️
miaraka @fotoana hoe tsisy marina tsy hipoitra💢💥
misy kôzy tsy matsiro fa meteza ialahy ho tony😏😏
tsy ho resin'ny fankahalàna, tsy ho difitry ny lonilony🤬🤬
ny tanjona ikipiana, ny blem itsikiana😁😁
ny resy mamaly faty, mpandresy mody mangina😷😷
fa elah raha mitoka-monina iny tsy sanatria hoe boka🥶
fa lesona ny akama maro be izay niloka2💘
hoe tsy hifamela, tsy ho toy ny KAINA sy ABELA
fitambarana ny rehetra2 ankoatran'ny ampela👩
fa aleo andeha ny karavasy sy ny pilotra😭😩
mbola hodimbiasan'ilay fiainana mafilotra🤑
fa raha misy fahalavoana, tsy mba ialahy ilay nitaraina🤔
miarina ôtrany tsy teo, dia ny ambony no andrandraina ☝☝
aza be eritreritra
e
"kkyyred
Hira fihainoko isa maraina mba hapa motivé anah fôna. Mlay zoky Agrad a🔥🔥💪
Mlay lesy ilay fantsy e , saina tsy misokatra amin'izany efa fotaka , 💪
Tsara zany tononkira AGRAD zany.MERCI GRAD A! MIPETRAKA TSAR LE FANTS LEN,TAFITA NY HAFATRA SY ENCOURAGEMENT❤
Raha miemotra 1 mandeha ela. Mila mandroso in 2. Mankasitraka be ❤️
Cette chanson me touche énormément. " INONA MOA NO TSY EFA NIAINANA NA HESO TENY NA OPA.....tsy vao izaho ny fiaretana naton'lah firavaka.....RAHA MILAVO LEFONA EO ITSOFAN'IREO BAPAMPA"
merci AGAD , merci infiniment
Diso tsara lotra lesy ti vazon-lah ti ri Agrad ka, tena merci lesy baina fa tena miantraika ati amiko mintsy le hafatra.
Force ho an lah baina a
Merci Ra Agrad a, tena tsy ty rap za fa tena hafa mitsy ny texte anao, tena mlay e, mchapeaux, merci infiniment.
This song hypes me up so much, I gotta bump it every morning before I start my day... One day I wanna look back at this video and say : ”I made it” 💪
We are the same ;)
Maka lah lesy za!mampitraka ny fiainaiko ty vazo lah ty six b mandramaty lesy Agrad ee!m’lay ee!❤️❤️❤️
Tiko mintsy less rap ataonla Agrad mampita hafatra am tsirairay tsy ho kivy😌👍🏽👍🏽
Zany lesy le tena Agrad le! Tay be le hafatra @le couplet faharoa! Merci lesy!
Mankasitraka! Tohizo hatrany 💯
Miaraka am fotôna eto tsisy marina tsy qotra Manama ny aditsaikobe💝💝
Big up 🔥from France
les paroles on en a vraiment besoin surtout dans les moments difficiles!
Courage à vous tous et que dieu vous bénisse 🙏
Soyez bon dans vos actes et laisse jamais la colère, la mauvaise foi , les mauvaises actions vous affectés !
Oublie pas on est que de passage sur terre !
zany ka texte, tena tsy leo an'ty mitsy za na tontolo andro aza, chapeau Agrad a
Mankasitraka namana a! Tena ni pao tsatroka
Hira nanome mokondo sy courage tateraka tam fiainana
Ny fahobiazana tsy hoan'ireo manana fijery marivo ,merci e! Mlay
ampoti-tsofiko ny hafatra , mankasitraka grand
Mahavelom-bolo be lesy le vazo.
Mankasitraka lesy Agrad 🙏
Tiko lay hira,na lay toniny ary 😍
Maka anlah za !!!!!! Tongava lavitra lesy ralah!!!!!!
Grave lesy izany parole izany ry Agrad... fandresena tsy matsiro raha tsy.... marina izany
Big Up be lesy Sitraka a, tena mahay elah.
Manome motivation be le hafatra 🙂🙂 mankasitraka agrad a
manaiky an'la lesy za le.Tena matsiaro maivana lesy za maheno azy e, na dia latsaka aza ny ranomasoko Mlay ela
Misaotra anao ry Agrad. Ny atiavako ny hiranao dia feno anatra foana, misy hafatra foana.
Milay baina a!!!! Hafatra tena ao tsara........Tohizo foana
Reveko oh 😊🖖
4 mille vue dans 2 jour, mlay less lah, sad nverina anle maha agrad anlah atrizay
Sur less man, kiasy le moral remontadaaa
je k'iffff,lesy a!mioty aloh vo miato😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍fandresana rah omena fotsny tsy matsiro😍😍😍😍
tiko b tia hira ty Merci Agrad forever
Mampisy motivation
Bravo Agrad😍
Tsara lotra mbl Miampy anil clip❤
Raha omena fotsiny ny fandresena tsy matsiro marina 👏🏽👏🏽
tsara loatra ee , merci Agrad
Mampitomany be anah 😢😢😢. Misaotra très émouvant.
Manaja fona bro,
tsy vao zao ny lalànla ny feno lavaka
tsy vao zao ko ny fiaretana no nataonla firavaka!
ny fandresena ko ra mena fotsiny tsy matsiro!
RAP MILAY!!!
adala b fona zan rikks elah zan lesy e, mlay le fiovana lesy e. BIG UP man
mletika anto ampo mints l.hafa !mankasitra Angrad
Sur eeee !! milay Mandona tsara !!
Du vrai rap comme on les aime
👌👌TSARA FONAH 👌👌
Lasa Milay B ny vazonny Agrad zany! Tsy otran talou..tsy hoe ratsy talou fa itako am,ti vazo vavao ti hoe tena Niova Norme B👏👏👏
Mbola kifiko foan❤
j'adore😍😍😘 merci bcp,tong de tiko nef zah vo zao mints vo miaino 😉😉😉😉,encore merci😍😘🙏🙏🙏👏
miaraka am fotoana eto tsisy marina tsy hipoitra... cette chanson me donne de l'espoir ❤❤❤
Mankasitraka zoky Agrad
Tiko mintsy less rap ataonla Agrad hita mampisaina mampita hafatra am tsirairay tsy ho kivy
Fandresena omepotsini tsy matsiro💪
Sur mintsy eeeehhh !!!
Kay lety e... mlay be 👏
dia mbola vaovao @lahy ve fa ny tany misotasota?
Mankasitraka e!!hafatra tena mafonja sy mifono hanatra🙏🙏🙏🙏
Tsara be lotra ee!!Mankasitra eee!!!
Bravo man
tiako fona ty hira ty ❤❤💪💪💪💪💪💪
Norme b le izy fa tohizo
Fa raha milavo lefona eo elah hitsofan'ireo bampampa
Merci hoan'ilay REALISATEUR e, mlay b fa tohizo e, zay maka anlah fna
Tsara loatra tena tsara. Tsy misy teny ratsy tsy misy miboridana anefa voaray tsara
tsara tsara tsara!!!!
tsara be ! na neninay ary miteny hoe tena tsara !
Sûr ,👊👊👊👏👏👌👍vao audio foutsn d ef nikifek b ,,mlay tohiz fa mafnartr
28/09/24 ❤ ndriiii tena motivation be , tsara loatra ❤
talentan'lah mts le mananatra kôfboay ,sarotra be no ts ametraka like amle tonokira
Agrad j adore t ai son🗣😵
les paroles sont encore plus fortes
Mankasitraka e :) ! Mivohatra hatrany e, bravo :) !
Aleo handeha ny karavasy sy ny pilotra 🥺
Milay letsy ry Agrad, tiako
Mankasitraka e! marina be mintsy
trop!! tena milay , 100%
Blem 1 fa ny vahoalana arivo,
Tiako loatra ❤❤❤
Tiako be ny aingam-panahinao tamin'ity...
Respect zoky be
manao be zany parôle zany
Misaotra Agrad🙏🔥♥️
Ca mérite tellement de vues.
Dia mbola vaovao amlah ve fa ny tany misotasota
F'inona moa no tsy Efa niainana na eson-teny na ompa
Ny onja mitopatopa ka ny koziko ny ahy dia tsotra
Miaraka @ fotoana e, tsy hisy marina tsy hipoitra
Misy kozy tsy matsiro fa meteza ialahy ho tony
Tsy ho resin'ny fankahalana , tsy ho difitry ny lonilony
Ny tanjona hikipiana, Ny blem hitsikiana
Ny resy mamaly faty, Mpandresy mody mangina
...F'ialahy raha mitoka-monina iny tsy sanatria hoe boka
Fa lesona ny akama maro be izay nilokaloka
Hoe tsy hifamela, tsy ho toy ny Kaina sy Abela
Fitambarana ny rehetra rehetra ankoatran'ny ampela...
... F'aleo handeha ny karavasy sy ny pilotra
Mbola ho dimbiasan'ilay fiainana mafilotra
Fa raha misy fahalavoana ,
Tsy mba ialahy ilay mitaraina
Miarina hoatran'ny tsy teo dia ny ambony no andrandraina.... 💪💪💪💪💪
{ REf...}
... Fahombiazana tsy ho an'ireo manana fijery marivo
Ny blem anankiray fa ny vahaolana io arivo
Ampahatsiahivo, tsy vao izao ny lalan'ialahy no feno lavaka
Tsy vao izao koa ny fiaretana no nataon'ialahy firavaka
... Fa Ataovy tarigetra ny hoe mba mioty aloha vao miato
Fa ny lalan'ny mpandresy tsy maintsy hoe misy vatovato
... Misy maso mivotirika 🙄🙄🙄, Zato lahy mijajirika
Minoa anah fa ialahy iny tsy maintsy mahita irika
Fahakiviana halaviro , Fiaretana fikiro
Fandresena koa raha omena fotsiny lesy tsy matsirooo...❤️❤️❤️
Misy fotoana raparapa, Fa ilaiko ialahy tsy miapa
Fa raha milavo lefona eo hitsiofan'ireo bapampa.🎺🎺🎺🎺🎺🤪
... Dia raha misy fahadisoam-panantenana fongory
Fa ny tavan'ialahy raha kotsa ,tsy sanatria tomany lesy fa ranomason-tongolo 😂😅🤣
Tsisy tsara mihoatran'ny zavatra azo tamin'ny herim-po
... Dia raha mihemotra indray mandeha ialahy mila mandroso indroa ... ❤️ »
Ny tanjona ikipina ny blema itsikina bravo Agrad
maha mafy be zany kôzy miainga zany
Milay elah letsy Agrady a
aminazy ny talenta ;)
raisinay ampitiavana be ihany koa
mampiakatra morale be ity hira ty
GG Agrad
Mbola manantena... fa ho avy ilay avy ilay fandresena...
Mioty aloha vao miato marina
Tiako ✌❤🇲🇬✌✌
Lafatra💪💪
Zany ka inspiraka 🙌🙌
mlay le vazo! hira otrzany ny tena nilaiko be mhts amzao ftona zao ... mankasitraka
J'ai adoré ce morceau le premier jour que l'ai attendu. Je le répète au moins deux fois à chaque fois que je l'écoute. Beau travail et Bonne Continuation
BIG BOSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSS RESPECT
merci zoky SIraka fa nanampy be nitazona moral ambony tanaty ady mafy ny hafatra nampitaianao tanaty kanto
Never Give Up lesy ra Agrad e!
^Tsara ranga ito vazo ito leeeee
Merci Agrad.
Lany mpandresy tsy maitsy vatovato ✊
Que du rap conscient et motivant, chapeau @Agrad Officiel
Nandona mafy ana t@fiainako Ito hira tena ka nazahoako Hery lehibe ary tonga dia Mapitraka ana tao anatin olana sy Sedra .niainana na esoteny na Ompa ..misaotra Agrad an