Mr SAYDA - FITIAVANA MAHERY (Official Video 2023)
HTML-код
- Опубликовано: 4 сен 2024
- Directed by (Tsilavina R La St'art Project 2023)
Studio - Prod and Choir by Aton'ich Miuzik
Mellow Distribution 2023
Spotify
spoti.fi/3IlxSUl
Deezer
bit.ly/3Xospk9
Apple music
apple.co/3YuSa3k
RUclips
bit.ly/40SsaRa
🥰 Lyrics FITIAVANA MAHERY 🥰
Maizikitroka ny alina fa mazava anilanao
Mangatsiaka ny ririna fa mafana misy anao
Dia ohatrany hoe vao omaly isika nisangy sy nilalao
Hoe IANAO = IZAHO dia IZAHO = IANAO
Tsy ny vola amankarena ihany no nitambarantsika
Indraindray koa mba nanadino antsika ny Masoandro mibaliaka
Ka nandihizantsika ny Olana
Tanatin’ny andro manorana
Mandrampiandry ny Diavolana
Fitiavana mahery no mikoriana ao
Vitako tsianjery izay rehetra momba anao
Raha ekenao hoe ENY , izaho mangataka anao
Ka tsy avelako ho irery fa ho tatanako ianao
Ka andao e, andao e
Hoento amin’ny tontolonao oa izaho e
Endao e , Endao e
Izay rehetra manakatsakana anao
Ka andao e, andao e
Hoento amin’ny tontolonao oa izaho e
Endao e , Endao e
Izay rehetra manakatsakana anao
Nampianatra ana ny fotoana
Mba hahay hitia anao
Hanaiky ny hatsarana sy izay fahalemenao
Nitony ilay fo vato e
Dia niantso anao tsy ankiato hoe
Andao mba hiaradalana rahavako e
Hitantarao ny fahazazanao sy ireo nofinao
Sakaizanao aho na hoe faly na malahelo ianao
Indraindray aho mety ho very
Meteza ianao hiteny hoe
Mbola mahatoky anao aho fa
Fitiavana mahery no mikoriana ao
Vitako tsianjery izay rehetra momba anao
Raha ekenao hoe ENY , izaho mangataka anao
Ka tsy avelako ho irery fa ho tatanako ianao
Ka andao e, andao e
Hoento amin’ny tontolonao oa izaho e
Endao e , Endao e
Izay rehetra manakatsakana anao
Ka andao e, andao e
Hoento amin’ny tontolonao oa izaho e
Endao e , Endao e
Izay rehetra manakatsakana anao
Atolotro hoan’ireo mpifankatia rehetra
Ary hoanao
Nampianarinao ahy ny atao hoe fitiavana ny tena hevitry ny hasambarana
Ilay isika rehefa miaraka
Tsy vola amankarena foana
Ririnina mamirifiry
Fahavaratra feno orana
Fiainana feno olana
Fa mbola manantena lohataona
Raha mbola eo foana ianao dia ho eo foana aho
Yeee…
Fitiavana mahery no mikoriana ao
Vitako tsianjery izay rehetra momba anao
Raha ekenao hoe ENY , izaho mangataka anao
Ka tsy avelako ho irery fa ho tatanako ianao
Hoento amin’ny tontolonao oa izaho e🥰
A/C : Mr Sayda
Arrangement / Mix & Mastering: Aton'ich Miuzik
Distribution : Mellow - Distribution
Realisateur Clip : @Tsilavina Razafindralambo
Hanta Kely😻🥰
#misiemilay2023 #Zarazarao
Merci mr sayda👨👩👧👧
Spotify
spoti.fi/3IlxSUl
Deezer
bit.ly/3Xospk9
Apple music
apple.co/3YuSa3k
RUclips
bit.ly/40SsaRa
Belle chanson ! Izy noho tena tompony la clé merci sayd
sur mits letsy sayda tena tsra be letsy a!mahery elah za maka anlah.tonga dia an @fo mits
Otran'ny maheno rak roots kely za amlay son! any izy zay! mirary soa ho anao sy ireto fitiavana maherinao reto
merci sayda tsara eeee
Perfect lesy
tsara marina sayda nouvelle année 2023 tsara chanson
Wow, tsara ve, merci 😍🤩
Mfinartra bé n hitanao. Fa merci, alefaso sayda👍👍👍👍🥰🥰🥰🥰
Tena milaaaaaaayy be! 😍😍😍Santé et bohneur hoanareo 5 mianaka💗💗💗
Mirary soa anareo, tsara be❤❤❤
Tsara beeee 💗 alefaso Saydaaaa
Mahery ny Fitia ❤️❤️❤️❤️❤️❤️, tsara tena tsara ❤️❤️❤️❤️❤️
Ankafizina hatrany♥️♥️
vitako tsianjery izay rehetra momba anao 😍
Tiako lay hira...Mahareta atramin'ny farany 💗💞💓💘💝💖
😍😍merci Sayda ,milay fona eeeeh😍😍❤💝💖
Alefaso Saydaaaa
Merci
Sayda
MANKASITRAKA 🥰
Herinandro androany koa ity hira ity❤️😉😊🙏
Alefaso Sayda!!! 😍😍😍
Miandry ooo 🥰
Tsara be❤ merci
Ah leroa koahy...soa hiranao toy leroa!!!😇
the GOAT
tsara sayda de votre réponse je reste disponible
Très belle chanson 😘et belle famille 😘
Cool!!!
Tena mamy eeeee babo loatra za😍🥰 Mankafy hatrany😍
Tsaraaa !!¨
J'adore b ilay hira
Tres touchant ☺️
😍😍😍 Tsara ito hira ito
tena tsara be, wow😍😍😍😍
sublime
Yesss I 👊🏽🔥
Alefaso saydaaaaaaaaa
❤
Afaka adiny 3 sisa 😊
Nanahaka an'i Tianay ny dadany teo 😊
❤❤❤❤❤❤❤tsara be 🇲🇬❤🇰🇼❤❤❤❤❤
❤❤❤❤
Mlay ee🎉☺
Merci Sayda aa 👊👊👊
Alefaso sayda
alefaso saydaaaaaaaaaaa
Tsotra sady tsara be 😍 Alefaso Sayda 👏
Tsara beeee 🥰🥰🥰🥰
Tena tsara misaotra mizara 😍😍😍🙏🙏🙏
Merci Mr Sayda
mankasitraka e, norma be … bravo foana e
Tsara lotra .. 🥰🥰 .. alefaso Sayda 👏👏👏
Tsara 👍
Tsara eee, mankasitraka eee 🥰
Milay ranga a. 😍
Mendrika atolotra ho an'ilay silapanahy😍😍
Merci Sayda😊😊
🤜🤛
tsara nama ah
tena ao daholo ireo tiana hambara sy amboraka! ... vitako tsianjery... hoento amin'ny tontolonao
Wow 💓💓💓💓
😍☺️💛 le kiff hatrany
🔥🔥
tsara eee❤
Mlay fn
👍👍👍👍👍👍
Mélodie,,,voix,,,parole❤️🔥perfect song👌
😅😮😅😮
GOOD
Soa💞👏
Ho mandrakizay anie ny fifankatiavanareo🥰
Tena tsara fa mankasitraka euhh 🥰🥰
misaotra , tena tsara
😍
❤❤❤❤👌👌👌👏👏👏
😍😍😍😍
alefaso sayda a!!!!!!!!!!!!!!!
Mamy be leretsy ôô 😍😍
Adin'ny roa sisaaaa😍😍😍😍
2H sisa oh
❤️❤️❤️
Mlay , tena tsara
Ao tsara. 😊
🥰 sasa miandy oo
🥰 tena tsra b
❤❤❤❤❤ the greatest
milay e
masterclasse Mr sayda👏
Belle chanson ! Merci Mr Sayda☺
😍🥰
Mamy 🥰
🥰🥰
Milay
👍
Kely sisa eh 😁
Tsara be😊 Misotra Sayda
Tsara be
lafatra 💕💕💕
ho azy ❤️
efa 11h00 ooo :D :D
Tsara b
Raovina no mivoka am spotify?
Tiko ahh
Tsara kely nareo😊