Mr SAYDA - Isika Roa (Official Video 2021)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 15 сен 2024
  • Artiste : Mr Sayda
    Titre : Isika Roa
    Réalisation : Sylvanno Ratsimandresy
    Prod by Young OG Beats
    Mix & Mastering : Aton’ich Miuzik
    Habillé par : Kay Keny
    Direction Uploading - Plateformes : Mellow Manitra
    Facebook : bit.ly/3b4oEdt
    Instagram : bit.ly/3tTtrXL
    Deezer : bit.ly/37cofEu
    Spotify : spoti.fi/3hMuqV8
    MISIE MILAY 2021

Комментарии • 201

  • @vloggasy
    @vloggasy 3 года назад +109

    Courage à cette femme, sincèrement. Qu'importe ce qui s'est réellement passé, j'imagine que ce n'est pas facile pour elle en ce moment.

  • @sheytan69
    @sheytan69 3 года назад +7

    Voa maika ary mafy fitiavan izy roa na nisy anren olana ren🤗c'est la vie d'artiste de toute façon,,Sayda tsy tanalahy ka iovaova loko

  • @jessimars4747
    @jessimars4747 3 года назад +3

    tsapako be le hira force be ranga nareo mivady amin'izao taimbavan'olona tsisy saina rehetra zao ho tokantrano lafatra hoy enao zay Alefaso Sayda👊👊👊

  • @paulanandrasana6393
    @paulanandrasana6393 3 года назад

    Peu importe c'est la vie.. Mbola ho feno fitahiana ianareo 4 mianaka
    Tsara loatra ilay hira 😍😍

  • @hortensiaramangasalama6139
    @hortensiaramangasalama6139 3 года назад +1

    ndriii..mi'touché be le hira. Hendre tsara daholo nareo fa manjary malahelo zahay mpankafia!! efa ao anaty hira ny hafatra Hanta kely fa courage enao manana olona mahavita manoratra hira raima sy daim hoanao! Mirary tokatrano sambatra ho lavitry ny bala sy ny mpankahala

  • @louvag.4645
    @louvag.4645 3 года назад +3

    Peu importe ny zavatra nisy na tsia sache que tu es une belle, forte et courageuse femme et que Dieu vous viennent en aide dans votre vie de tous les jours 🙏

  • @omegaraharimanana8096
    @omegaraharimanana8096 2 года назад +2

    tena mteny mints ty hira ty. tsara loatra. ❤❤❤💯 merci Sayda. courage foana ee

  • @ninoucheras8398
    @ninoucheras8398 3 года назад +5

    Valin-kafatra tsara be ❤ mirary soa be anareo 4 mianaka ❤ mandroso foana ❤

  • @henintsoachristinahandrian8814
    @henintsoachristinahandrian8814 3 года назад

    Mr SAYDA - Isika Roa,tsara be ilay hira . ALEFASO SAIDA 💜💜💜💜💜

  • @rinahantamalalarabemanants4544
    @rinahantamalalarabemanants4544 3 года назад +1

    Alefaso Sayda aaaa! tsara loatra le hira eeee!

  • @mampitaiorenana2272
    @mampitaiorenana2272 3 года назад +65

    Jereo amin'ny masoko aho miresaka aminao tsisy lainga
    Aza hadino izay nolazaiko fony tsika roa niara niainga
    Mety ho maro ny mpanaratsy sy ny mpanatsafa moa saingy hoe
    Ianao efa nekeko ary tena reveko ka tsy amelako
    Tsy avelako halahelo ianao iny na misy mampanahy
    Tsy avelako hiady irery ianao iny satria efa anah
    Raha mbola vazo ny fiainantsika dia fenoiko aingampanahy
    Ho hiraiko sy ho tantaraiko fa matokisa ianao ahy
    Izay iainantsika roa ihany isika roa
    Aleo ireo mpanaratsy hitabataba harary andoha
    Izay iainantsika roa ihany isika roa
    Aleo ireo mpankahala mba hihoalahoala harary fo
    Tantarampiainako ianao ry Hantakely,Tianay sy SOamihanta
    Tsy quoi fa artiste dia zakaiko
    Mozika milay ihany no zaraiko
    Zay vavan'olombelona ve ilaiko
    Tsika efa-mianaka ihany no hiraiko
    Zay mikasika anao fantaro fa marary anah
    Antenaiko fa ianao iny koa tsy hanary anah
    Aleo handeha any tafoitra mafy fa mbola tsy haharava
    Maizin-kitroka ny andro ety fa rahampitso io hazava
    Diso tia anao loatra aho ka tsy voalazako am-bava
    Feno fanantenana aho matoa mbola miangavy
    Izay iainantsika roa ihany isika roa
    Aleo ireo mpanaratsy hitabataba harary andoha
    Izay iainantsika roa ihany isika roa
    Aleo ireo mpankahala mba hihoalahoala harary fo
    Satria diso tia anao loatra aho
    Ary ianaroe telo mianaka no hery manosika ahy
    Ianareo mpankafia no mbola hery manosika ahy hanohy ny mozikako
    Aleo ny fitiavana foana no hiraina
    Ho ela velona ny fitiavana
    Tsy avelako halahelo ianao iny na misy mampanahy
    Tsy avelako hiady irery ianao iny satria efa anah
    Raha mbola vazo ny fiainantsika dia fenoiko aingampanahy
    Ho hiraiko sy ho tantaraiko fa matokisa ianao ahy
    Izay iainantsika roa ihany isika roa
    Aleo ireo mpanaratsy hitabataba harary andoha
    Izay iainantsika roa ihany isika roa
    Aleo ireo mpankahala mba hihoalahoala harary fo

  • @raharisonnantenainahaingot1340
    @raharisonnantenainahaingot1340 3 года назад +10

    Courage nareo 4 mianaka.
    Ce qui ne nous tue pas nous rend plus fort.
    Force à vous 💖

  • @volatahina3978
    @volatahina3978 3 года назад +2

    Ho lamban'ankoho eh♥️

  • @tahirytafaone1967
    @tahirytafaone1967 3 года назад +7

    Izay zavatra nitranga less baina avelao hoany f'efa zavatra efa lasa sy efa vita izany a ! Izay fantatr'lah fa mahasoa ny famille no ataovy, courage

  • @yfgf3014
    @yfgf3014 3 года назад +1

    Mbola tsy arava izany io ry hantakely aa, avy any @ao ange ny insipiraka Mr Sayda no mianga......courage fa tsisy vevavy tsy mandalo anio 👏👏
    Maizikitsoka ny andro ety fa rapitso mbola hazava 🙏🏾🙏🏾

  • @bejaminabejamina5288
    @bejaminabejamina5288 3 года назад

    iainan'ny bandy rehetra io Misé saydahhhhh...couragE eee

  • @ranjadiamondrasarahbienven2806
    @ranjadiamondrasarahbienven2806 3 года назад +3

    nivoka tanaty fahanginana lery sady tonga de nataony ankira mihitsy hoe hianta kely ihany ny azy e, tiko le hira, courage sayd a

  • @tsiryherinomenarandrianjaf8849
    @tsiryherinomenarandrianjaf8849 3 года назад +3

    ALEFASO SAYDA 🎶🎶🎶
    Courage nareo efatra mianaka..
    Zarao foana ny mozika e..👍👍

  • @nahranarimahefa2401
    @nahranarimahefa2401 3 года назад

    Mamyyy be fitiavanareo ❤️🥺 tinay foana foana ❤️❤️

  • @defianara
    @defianara 3 года назад

    Mankasitraka anlah fôna amze miainga eo lesy e!! Force !! aleo ny fitiavana no hiraina !! Surrr ....

  • @mamyliantsoa3019
    @mamyliantsoa3019 3 года назад

    Alefaso fona Sayda 💯
    Zay mankafy fona 😋 panakiana misy fona fa tsy atao sakana zany

  • @annickrak4739
    @annickrak4739 3 года назад +1

    "... Izay hiainantsika roa ihany no isika roa e!"
    Suuuur miiiitsy!
    Courage ky #Hanta_Kely a!!!
    #AlefasoSayda foana eeee

  • @rasamimananamartin6772
    @rasamimananamartin6772 3 года назад +1

    Mahay mihira sayda 😘😘😘😘😘✨✨

  • @onixdj1124
    @onixdj1124 3 года назад

    ny fifandeferana no zava-dehibe
    ny werawera ko tsimaintsy mande
    courage foana hatramin'ny farany

  • @bibikoleka2208
    @bibikoleka2208 3 года назад +1

    J’adore cette belle chanson ♥️
    Alefa Sayda ♥️♥️♥️♥️

  • @herveanjaratianaramananten7901
    @herveanjaratianaramananten7901 3 года назад

    Tena tsara !!! mankasitra !!! mirary ny soa sy ny tsara hatrany !!!

  • @tsioryrandri4533
    @tsioryrandri4533 3 года назад

    tsy misy irarahinay ze wawa fa ny anay alefaso foana Sayda aaaaa

  • @lanjasoaratsimbazafy8463
    @lanjasoaratsimbazafy8463 3 года назад +16

    Izaho indray no babo ♥️😅
    Tsara be ilay hira ☺️
    Te hiteny fotsiny aho hoe olombelona nofo amandra na ny lahy na ny vavy :) , manao fahadisoana, mety solafaka. Ny zava-dehibe dia ny famelana, ny fiovana ary ny fijerena ny ankohonana :) .
    Ny fisian'ny tranga maro ao am tokatrano dia manamafy ny fitia sy mamerina azy hamelana rhf miray fo sy saina ny mpivady :)
    Efa nihainanay ka tsapako :). 😘😘

  • @andrianavalonamiora6011
    @andrianavalonamiora6011 3 года назад +1

    Mlay less e, zay manaona anla foana frère a! Courage elah 👊🏾💪🏾🙏🏾❤️😉

  • @lyead3929
    @lyead3929 3 года назад +9

    On est toujours avec toi malgré ce que les gens disent

  • @simonevololoniaina2561
    @simonevololoniaina2561 3 года назад +1

    Alefaso sayda!!!😄😄😄🙌🙌🙌🙌🙌

  • @ainapassionredac4923
    @ainapassionredac4923 2 года назад

    Courage Hantakely ... Hangina daholo ireo mpanaratsy rehefa mafy orina ny fitiavanareo.

  • @taxnomenaleboy5132
    @taxnomenaleboy5132 3 года назад +1

    Tsisy resaka fa batrelaky, "Peace &Love" 👌🤙🥰
    #Respect_Mr_Sayda🤙🙏

  • @zolyvalisoaratolojanahary846
    @zolyvalisoaratolojanahary846 3 года назад +2

    1,534 views - 10 minutes ago > gayyyy.. chapeau Sayda aaaaaa

  • @santatraarynyainasax
    @santatraarynyainasax 3 года назад

    Courage be lisany m'tsam ! Rehefa lisany no miray loha de tsisy irarahian'lisany an'zany ! Vitan'lisany io !

  • @nomenasennharison3641
    @nomenasennharison3641 3 года назад

    Alefaso foana letsy Sayda...

  • @samanthaarah7340
    @samanthaarah7340 3 года назад +1

    Toujours au top !!! Ta fan de 🇨🇦

  • @ericaraoliarison8500
    @ericaraoliarison8500 3 года назад

    Fitiavana no lehibe indrindra namana Sayda

  • @mikanvj4259
    @mikanvj4259 3 года назад

    Alefasooo Saydaaaaaaaa....

  • @andrianirinanouris2104
    @andrianirinanouris2104 3 года назад

    le passé est différent d'aujourd'hui ........Courage eee 😘😘😘😘😘😘 🤘🏼

  • @mialisoaburleighrakotoniri4928
    @mialisoaburleighrakotoniri4928 3 года назад

    waw merci Sayda tena trop la zik parle et tu as raison l'amour est plus fort que tout.courage respect less✊🔥

  • @miharivolaandriamanantena9515
    @miharivolaandriamanantena9515 3 года назад

    Courage akia Hantakely a. ❤️❤️❤️

  • @tovoandria5299
    @tovoandria5299 2 года назад

    Alefa letsy freraaaa a

  • @onjany-ainaandrianavalona4366
    @onjany-ainaandrianavalona4366 3 года назад

    Ary mb asehoy ela ela koussss izy ry Mr Sayd a!Zara raha hita le olona

  • @fetrafamenontsoa5413
    @fetrafamenontsoa5413 3 года назад +1

    La route continue!!!!!! De tout cœur et toujours avec toi!

  • @staservicesettransportsaer6682
    @staservicesettransportsaer6682 3 года назад

    ndriiii!!! maherezà foana é

  • @minorakotondrasoa2610
    @minorakotondrasoa2610 3 года назад

    tsara lesy namana ah,🙏🙏 Bingoooooo!continue comme ça 😊

  • @samikineflorancine
    @samikineflorancine 3 года назад

    Tena tiko ny hiranao Sayda aaaa

  • @rabenandrasanafanjavololon1893
    @rabenandrasanafanjavololon1893 3 года назад

    Waouh tsara loatra lay hira 🎶🎶🎤❣️

  • @markygroup
    @markygroup 3 года назад

    Bon courage ny famille lesy dada ah ♥

  • @clararakoto7830
    @clararakoto7830 3 года назад

    Courage nareo mivady dia ataovy mahamafy orina ny tokantranonareo izay fanenjehana rehetra any.Za mankafy foana e

  • @Bakemono-hs1fl
    @Bakemono-hs1fl 3 года назад

    Mlay euh👊🏽✊🏻

  • @nissrinehederaly5871
    @nissrinehederaly5871 3 года назад +2

    Courages à vous ❤❤ tsara b le hira

  • @stephanieandria4531
    @stephanieandria4531 2 года назад

    Kay....1 mois sahady ve Zay...mandh rangh zany fotoana zah.......
    Siora Sayda aaa💪

  • @johnnymaromisa2346
    @johnnymaromisa2346 3 года назад

    Mafy ianao e,mlay le hira e

  • @anjavolamamiesylviarahanta4972
    @anjavolamamiesylviarahanta4972 3 года назад

    Tsara be,❤❤❤❤,alefaso SAYDA 🥰🥰🥰🥰🥰

  • @windypriscilla7548
    @windypriscilla7548 3 года назад

    Alefaso foana rangah Saydaaa 🔥

  • @andriamialyrabeharisoa3548
    @andriamialyrabeharisoa3548 3 года назад

    Milay Mr.Sayda a!!

  • @areamlyrics
    @areamlyrics 3 года назад +1

    Tsara be ny vokatra😊✨

  • @diffordi
    @diffordi 3 года назад

    Mlay e! tohizo hatrany fa dia tafita be ny hafatra!!!

  • @fanjanirinahonorine9993
    @fanjanirinahonorine9993 3 года назад +1

    Tsara ilay hiranao✨

  • @andronicac3496
    @andronicac3496 3 года назад

    Alefaso sayda ah✊👊

  • @ismaelrkt
    @ismaelrkt 3 года назад

    Mlay lesy Sayda ah Courage🤝

  • @lydialalasoa5093
    @lydialalasoa5093 3 года назад +2

    Mazava b ny hafatra, Alefaso Dayda à✊

  • @andriamijorosendraonylalai1932
    @andriamijorosendraonylalai1932 3 года назад

    Zay mankafy fona e
    😍😍

  • @hantarasataharifetra3459
    @hantarasataharifetra3459 3 года назад

    Mankasitraka amin'ny fanehoana ny Kanto....Mirary soa hatrany

  • @sandraandriaharimalala9920
    @sandraandriaharimalala9920 3 года назад

    Alefaso Sayda 😍

  • @holisoaandrianinaramanandr3073
    @holisoaandrianinaramanandr3073 3 года назад +2

    Tsara le hira.mankasitraka comment?vandivandin'ny lehilahy ty tira ty

  • @ericandiandriamasinoro5561
    @ericandiandriamasinoro5561 3 года назад +7

    saches juste que tout le monde peut te créer une vie, en tout cas ta maturité à gérer une telle rumeur c'est à envier, respect

    • @mrsayda2373
      @mrsayda2373  3 года назад

      Merci👊🏽👊🏽😉😉

  • @rovandyvashsn1790
    @rovandyvashsn1790 3 года назад

    Alefaso saydaaaa👏👏👏

  • @archille7427
    @archille7427 3 года назад

    milay be le inspiraka

  • @rovaandriamasitiana2995
    @rovaandriamasitiana2995 3 года назад

    Alefaso Foana Sayda anh. Nareo Roa reo e

  • @nehemiarakotoarisoa6519
    @nehemiarakotoarisoa6519 3 года назад +1

    Niainga tao ny inspi ⚡🔥

  • @lovahasinajubickaelrakoton2918
    @lovahasinajubickaelrakoton2918 3 года назад +3

    On est avec toi ♥️

  • @rakotosolofomendrika7645
    @rakotosolofomendrika7645 3 года назад

    alefaso Saydaaaaaaaaaaaaaaaa

  • @waellahkiffeuse399
    @waellahkiffeuse399 3 года назад +1

    Tianay fonareo dia mahereza fa fomban tany ihany ny tsaho etsy sy eroa,mirary soa

  • @lalalalaina1642
    @lalalalaina1642 3 года назад

    Alefaso Sayda ❤️❤️❤️

  • @nyainamichourabenjamalala8283
    @nyainamichourabenjamalala8283 3 года назад

    Alefaso Saydaa🙏🙏

  • @claraandriamiharimanana6356
    @claraandriamiharimanana6356 3 года назад

    Manome courage anareo 4 mianaka.
    Mamy be lay hira ry Hanta kely ah.

  • @nehemiarakotoarisoa6519
    @nehemiarakotoarisoa6519 3 года назад

    Tsara lay son 🔥

  • @safidyrandriambolaharison3949
    @safidyrandriambolaharison3949 3 года назад +3

    J'adore 😊

  • @miantsoandrianali4777
    @miantsoandrianali4777 2 года назад

    ❤️❤️ toujours au top ❤️❤️

  • @youssoufhousni8434
    @youssoufhousni8434 3 года назад

    tsara hira nao!!!

  • @herynyainamiza8372
    @herynyainamiza8372 3 года назад

    Alefaso Sayda ! ❤❤❤❤❤

  • @nwa974
    @nwa974 2 года назад

    on s'en fout des jaloux, on s'en fout des rumeurs, big up vous 2.... que ce soit vrai ou pas... maintenez le lien qui vous unit et vos enfants.

  • @youssoufhousni8434
    @youssoufhousni8434 3 года назад

    jeje baco cva!

  • @vr7358
    @vr7358 3 года назад

    Courage Hantakely a ☺️

  • @njaranewman4014
    @njaranewman4014 3 года назад

    Mahereza ry Hantakely a!courage njy

  • @valeryrakotoniamonjy2209
    @valeryrakotoniamonjy2209 3 года назад

    Zay zany e,aza afangaro oa lay mozik Sy politika fa mis manararaotrA

  • @rasoazanamasynarindramalal1718
    @rasoazanamasynarindramalal1718 3 года назад +1

    Alefa Saida a, ny mpanaratsy aleo itabataba

  • @kevinamalala1289
    @kevinamalala1289 3 года назад

    Tay be nareo lehilahy reto ka

  • @marinajenny2360
    @marinajenny2360 3 года назад

    Tsara ny hafatra ho any tsy tia courage eeee hantakely fona❤️

  • @tiakorakotoarivonirainy6234
    @tiakorakotoarivonirainy6234 3 года назад +1

    Mampalahelo ana nareo, courage e

  • @harimratiaray865
    @harimratiaray865 3 года назад

    waouh tena tsara kosa e

  • @dafily1697
    @dafily1697 2 года назад

    ataovy ny hira Sayda, aza mifendro ny hafa, zay tsy solafaka de aoka tsy hitoraka bilao fà aleo mankahery an'ileiry. Fa aza de miditra @ pataloa tsy pointuranao zandry, fà mety hanery ny fiainanao. Zay le hafatra avy am zokinao baba... Sixx.

  • @redacom6031
    @redacom6031 3 года назад

    Alefaso saida a, hoano ny mofo rehefa misy manome

  • @karilahadison8371
    @karilahadison8371 3 года назад

    courage nareo😍

  • @christianodavid5519
    @christianodavid5519 3 года назад

    mlai lesy sayda ah, zay maka anla foana

  • @heritianarandrianantenaina4557
    @heritianarandrianantenaina4557 3 года назад

    courage foana Sayda

  • @nandrianinaraveloson7556
    @nandrianinaraveloson7556 3 года назад

    Alefaso Sayda