NY ANY AMINAY - ILAY TANY NIHAVIAKO

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 9 янв 2025

Комментарии • 9

  • @nory3337
    @nory3337 2 года назад +1

    tena manembona ny any antanana fa tsy afa manoatra ,tany Mada farany 2017,tena enjana e ,manembona be

  • @sahondrarey-vignau2071
    @sahondrarey-vignau2071 10 месяцев назад

    Injany ny feon'ny lokanga! Mampanembona ny any aminay 😢

  • @elmondmaury7664
    @elmondmaury7664 3 года назад

    Finaritra loatra eh ! Manembonembona ny any aminay ...kopakopatanana ry Namana fahiny teny Soavinandriana teny ❤️❤️❤️❤️❤️☝️☝️🙏🙏👍👌📌📌📌📌🎧🎼🎵🎶🎹🎸🎻🇲🇬🇲🇬

  • @soultylive
    @soultylive 2 года назад

    Très bel arrangement! Le tempo est juste parfait et reflète superbement la douceur de vivre du pays

  • @solonavalonadavid552
    @solonavalonadavid552 2 года назад

    Tsara be mankasitraka fa mampiseho n'y maha izay n'y Kanto malagasy

  • @andriainaantonioraoelina9817
    @andriainaantonioraoelina9817 2 года назад

    Tsara e! tsisy kianina fa tena tiako loatra

  • @TheGeorgette1954
    @TheGeorgette1954 3 года назад

    Makasitraka tompoko ô.
    tsia leo mihintsy aho miaino anareo

  • @MrRALGY
    @MrRALGY 3 года назад +1

    DIA MISAOTRA RY ZALAHY , TENA MAMPANEMBONA NY ANY ANTANANA , TSY HAY HADINOINA , NY HAVANA SY IREO NAMANA NIARAHANA NILALAO SY NIKALOKALO REHEFA HARIVARIVA NY ANDRO EO AMBONY TAMBOHA SY ILAY VODIMANGA , TSY MANADINO NA DIA ATY ANTANY LAVITRA AZA NY TENAKO...

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 2 года назад

    👋🙏💟💐🙏