Ty hira an ' i Firmin ity tena tiako ary ato am - poko foana satria rehefa niditra hospital taty Kuwait aho dia ity no hira isan ' andro tsimaintsy alefako sy hiraiko ary nanome HERY Lehibe ho ahy tamin ny taona 2016 . Mankasitraka Firmin .❤
j'adore cette chanson ya rien a dire c parfaite belle chanson bravo ca fait pleurer,francement c trop beau quoi!il faut que tu continues de chanter comme pour nous qui aussi loin de notre plus beau pays
Misatsa anao 'jesosy nohon'i fahotanay nandatsahanao ni ranao tao calivari Pamela anai anao tompo ô tsimendrikay n'a hitrimoka eo ambonini latabatsa akori aza misaotsa'anaokoa firmin
mahereza tsika rehetra fa efa natolotry Jeso ho antsika ny ainy mba ho fanavotany antsika mazoto midera Azy .tsarovy lalandava fa tia antsika Izy ary mamindra fo mandrakariva .Tena tsara Firmin tohizo hatrany ny hiranao
ny olombelona no leo ny fifonana fa jesosy kosa tsy mba manary ny olona mifona sy vonona ny hiala @ tsy mety atao,misaotra jesosy fa nafoinao ny ainao noho ny aretiko,ny fahotako,,,boka aho tena maloto nefa nodiovinao hadio dray ,misaotra tompo
allelouia!!!! ho tanteraka anie ny fanirianao depuis le temps que les pauvres sont de + en + mijaly ary ny antenaina hamonjy azy ireo kosa mameno ny paosiny daholo!!!! QUE DIEU VOUS ENTENDE!!!!!!
JAONA: 8/36 "Koa raha ny zanaka no hahafaka anareo,dia ho afaka tokoa hianareo.AMEN MINO AHO KA DIA MITENY,mitaky toe-po,toe-tsaina,fitondran-tenatsika tsirairay ho araka ny sitrapon'ANDRIAMANITRA anefa no hahantanteraka izany. MIANKINA AMIKO MIANKINA AMINAO MIANKINA AMINTSIKA REHETRA izany no hahaavotra ity FIRENENTSIKA ity
Bonjour, j'ai souvent vu que les gens d'origine malgache restent beaucoup entre eux. J'aimerais que les gens comprennent que l'église qu'enlèvera le seigneur Jésus-Christ est une église internationale. Si mes appréciations sont fausses, que le Seigneur me pardonne. Quant aux paroles de ce chant j'aimerais les comprendre. Que Jésus-Christ vous bénisse!
"tu m'as donné beaucoup d amour Jésus, tu m'as donné ce qui est précieux. je suis un pauvre pêcheur, pardonne mes fautes, je ne mérite même pas d appeler ton nom... " en gros c est le refrain ^^''
❤️🥺2023 Tu es digne de gloire Seigneur, je me prosterne devant ton trône ❤️❤️❤️❤️
Misaotra FIRMIN ! 👏
Ity hira ity tena tiako laniko tsianjery tamin izaho niditra hospital taty Kuwait 2016 .
Voan ny cancer aho .
Ity hira ity no tsy niala tato am - bavako ataoko eo am - pandrianako .Eee .
' Lay Jesosy Fitiavana ❤
Tsisy afa-tsy Izy Jesoa Kristy ihany no afaka manome fitiavana lehibe antsika! ekena oe misy ny ray aman-dreny saingy tsy misy toy an' i Kristy ! nafoiny atramin'ny ainy ! mamelà ahy ry Kristy! Amen
Panellah Maience marina zany
Tena tiko be minsty ity hira ity !! Misotra betsaka topokô 🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Dieu d'amour, de vérité , de promesse, Jésus nous aime et pardonne. MERCI :-)
Ty hira an ' i Firmin ity tena tiako ary ato am - poko foana satria rehefa niditra hospital taty Kuwait aho dia ity no hira isan ' andro tsimaintsy alefako sy hiraiko ary nanome HERY Lehibe ho ahy tamin ny taona 2016 .
Mankasitraka Firmin .❤
jesoa mamela aho @ adisoako aminao amen
Cette ki nou rapelle ce kon fait de mal Jesus lui suporte tousss!!!!
Easter 2024 ,Always love this song ❤❤
Merci firmin amin le hira tena mahafapo 👏👏👍👍
Tsara be fatohizo be fitiavana lehibe ianao jesoa (Amen 🙏)
31 décembre 2023 mbo miheno hira ty fona za🙏🥰
BELLE CHANSON DE Dieu ;dès que j'ai ouvert mes yeux chaque matin je chante pour Jesosy ( cette chanson est très belle)
ray o ts mendrik ny anonana ny anaranao akory aho fa manonona teny iray ihany dia ho sitrana ny fanahiko amen
Amen
Tsara be ilay hira, voninahitra ho an'Andriamanitra
🙏🙏🙏 tiako be ilay Tonokira 😍
Tsara Jesoa❤
Tsara be fa tohizo amen
misaotra Jesosy fa tena tia anay tokoa Ianao.Mpanota tsy mendrika izahay ,mamela ny helokay.Amen
JESOA oh,tiako loatra ianao.
JESOA mamela ny fahotako!
Jesosy be fitiavana
Je t'aime jesus
OO!!! Misaotra be dia be Jesosy!
C'est une merveille.Je suis pas trop fan des nouvelles stars starACC à la malgache et tout mais là je dis bravo .Aucune faute
misaotra betsaka@hira fider a na firmin fa tena manohina ny fo. tohizo fa tsara
Merci Firmin et merci Jésus pour ton amour pour nous tous .
2020 mbola mankafy hatrany eeh... Misaotra Firmin
Tsara loatre Jesosy tena sarobidy tokoa ny fisiako
❤❤❤ 2020
j'adore cette chanson ya rien a dire c parfaite belle chanson bravo ca fait pleurer,francement c trop beau quoi!il faut que tu continues de chanter comme pour nous qui aussi loin de notre plus beau pays
Quel artiste ..... !!! Quel talent... !!! Ca fait du bien d'entendre tout ca surtout quand on ngoma ngoma loin de chez soi... C'est une merveille
Mommpp
merci Firmin, tsara aby hiranao
tsara be hiranao !!
je suis chretien et je suis obliger de l'aimer cette chanson
Tiako enao Jesosy ❤❤
Amen !!! Mamela anay jesosy kristy
jesoa mamela aho @ adisoako anw amen
thanx
Cette chanson et belle
thanx
Jesoa mamela ti fahotako. fa tsi mendrike raho hanogno ti agnaranao .Amen.
Fleuria Rahantarisoa Note amen
Mankasitraka e.
Amen! Mahafinaritra be lay 🙏🙏
tompoô mamindra fo aminay Amen
AMEN ❤️❤️❤️❤️
Amen 🙏 🙏🙏🙏🙏😥💝
Misatsa anao 'jesosy nohon'i fahotanay nandatsahanao ni ranao tao calivari Pamela anai anao tompo ô tsimendrikay n'a hitrimoka eo ambonini latabatsa akori aza misaotsa'anaokoa firmin
the
re
,
IJehovah no namoron ani Jesosy ka..Jehovah alohan lehibe ndrindri.fa Jss zanaka.notendreny hemonjy antsuka
bravo mahay anao eee, sa tsy izay le ilainao mila bravo de afodio amizay vava sao diso
Merci ❤ beaucoup mon dieux
Merci beaucoup Jésus mort pour moi
Izay ny Fitiavagna be indrindra , manolotra ny tenany noho ny Hafa tsy misy be noho ny iazo
Kanto loatra ! Misaotra Firmin a !
Tsy mendrika aho ny anonina ny anarana tompo 🙏 an ,mamindra foa @nay
Riana bienvenu misaotra e, jetem ianareo ao
j'adore cette chonsons (10.000 fois) vaiment
Izy no niaro antsika
😇😇😇
Amen!Tohizo fa tsara e.
⁸⁸⁸
Misaotra fa tena marina le tononkira Frm. Amen ♡
Amen
Bonjour à vous tous! Que dit ce chant malgache azafady? Quelles sont les paroles?
Mahafinaritra hira sy clip rahalahy Firmin a. Zao ny hangezanao tena mety tsara mihintsy. Mankasitraka e.
Tsy misy toa Anao JESOSY an!Derainay mandrakizay ny Anaranao
merci amin'ilay hire mafinaritr be fa toizwe =D tsar le iz #Firmin
Veut dire ne nous abandonné jamais
lehibe tokoa n fitiavan'i KRISTY antsika olombelona
oue juis malgache en malgache malagasy
...Aza fady fa naharary kely ny mason'Tenanay amin'lay hoe gasy!tsy aleo ve mba soratana tsara hoe Malagasy!
Jesosy be fitiavana ny ainy no nafoiny noho ny onta tsika3
mahereza tsika rehetra fa efa natolotry Jeso ho antsika ny ainy mba ho fanavotany antsika mazoto midera Azy .tsarovy lalandava fa tia antsika Izy ary mamindra fo mandrakariva .Tena tsara Firmin tohizo hatrany ny hiranao
Jesoa tokoa dia fitiavana
Tena makasitraka anao tokoa, I JESOSY no herintsika, miasaotra anao Firmin, n'a dia aty lavitra aza manome hery ny hiranao,
tena tsara ilay hira
2020 ❤🙏🙏🙏
J'adore cette chanson
Merciii!
🎧🎧2020 💞🙏
Amen!!!
amen❤💋💔💔💔
jesosy
6 Juin 2024❤
je kiff
Mankasitraka Firmin a! Kanto avokoa na ilay hira na ilay clip.
2020 🙏🙏🙏🙏❤️❤️
JESUS IS LORD
ny olombelona no leo ny fifonana fa jesosy kosa tsy mba manary ny olona mifona sy vonona ny hiala @ tsy mety atao,misaotra jesosy fa nafoinao ny ainao noho ny aretiko,ny fahotako,,,boka aho tena maloto nefa nodiovinao hadio dray ,misaotra tompo
Atolotro ho anireo mpino rehetra "Mino aho fa hoavitra ihany ity firentsika ity"
allelouia!!!! ho tanteraka anie ny fanirianao depuis le temps que les pauvres sont de + en + mijaly ary ny antenaina hamonjy azy ireo kosa mameno ny paosiny daholo!!!! QUE DIEU VOUS ENTENDE!!!!!!
JAONA: 8/36 "Koa raha ny zanaka no hahafaka anareo,dia ho afaka tokoa hianareo.AMEN
MINO AHO KA DIA MITENY,mitaky toe-po,toe-tsaina,fitondran-tenatsika tsirairay ho araka ny sitrapon'ANDRIAMANITRA anefa no hahantanteraka izany.
MIANKINA AMIKO
MIANKINA AMINAO
MIANKINA AMINTSIKA REHETRA izany no hahaavotra ity FIRENENTSIKA ity
J'aime bien centre chanson.
2023......02:51 matin❤🙏
Bonjour, j'ai souvent vu que les gens d'origine malgache restent beaucoup entre eux. J'aimerais que les gens comprennent que l'église qu'enlèvera le seigneur Jésus-Christ est une église internationale. Si mes appréciations sont fausses, que le Seigneur me pardonne. Quant aux paroles de ce chant j'aimerais les comprendre. Que Jésus-Christ vous bénisse!
"tu m'as donné beaucoup d amour Jésus, tu m'as donné ce qui est précieux. je suis un pauvre pêcheur, pardonne mes fautes, je ne mérite même pas d appeler ton nom... " en gros c est le refrain ^^''
amen
Merci beaucoup Ante Sakalava!
Jesosy mamela ny adisoako
tsy mendrika ny hanonona ny anaranao....................
Hafatra : mivavaha ianao io ary manaova ny fahamarinana
tsaraNymideraNyTompooooo!!!!!
tsy mendrika aho ny hanonona ny anaranao....
Tsimendrika anonona ny anarano zahai mpanota jesoa
Jesosy fitiavana! je tm
zay hira tiamo ay tohizo fa tsara
azafady fa decembre 2014 no nahitako anio fa tsy ity 2008 akory
Eny, nalatsany ny liony ho ahy sy ho anao. Tiany mare isika li e
tsara andriamanitra
Ankafiziko ilay hirany.
Torak'izany koa e
mankafy koa ny aty....(:-))
Sylvoalias Salama Ravelot crîßthôphe ratremma
Nitondra ny aretintsika tokoa Izy sady nivesatra ny fahotantsika. Inona àry no avalintsika Azy?
😍😘😗😗