LIVE KAPOTANDROKA DU 17 JANVIER 2025

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 17 янв 2025

Комментарии • 6

  • @pakyrandim6409
    @pakyrandim6409 16 часов назад +1

    KABARY TSARA LAHATRA, mba mahalala menatra !!

  • @julienjackie6887
    @julienjackie6887 18 часов назад +1

    Iza moa no mbola hatoky ny Fitsarana ao Madagasikara ? Efa tsy mampino intsony 😢

  • @danyraharison2854
    @danyraharison2854 4 часа назад

    Fa ianareo mpanao gazety Ve efa mba nisy nantany ireo mtantana Madagascar tompoko

  • @感動金額按呢
    @感動金額按呢 14 часов назад

    Ny Phycologue ange ka hotran'ireny Panandro any Amin-tsika ireny Raha ny fieverako Azy Tompoko oh !
    Fa izaho Alo dia Tsy Mbola Nande nanan-tona an'ireny,
    Sady tsimba notazaina T@n'ireny karazan-javatra ireny,
    Ny ahy
    sy ny Taizan'ireo Ray beko sy ny Reni-beko ahy,
    dia ny Fahatokisana sy ny Finona an'ilay Àdriamanitra Tokana Nahary ny Zavatra Rehetra irery ihany
    no Nitodrako ny Fiainako,Hatramin'izay ́nihainako ,
    Maro nizavatra nozakaiko samirery,
    indridra Atramin'izay nitoerako Taty ivelany izay,
    Fa zakako samirery na ny Maf'indridra na ny Atonitoniny sinisisa sinisisa !
    Tompoko oh !

  • @danyraharison2854
    @danyraharison2854 4 часа назад

    Ireto fanatanina tiko mba ho fantatra 1 Madagascar de ni vahoka no tena mahantra
    2 ilaina ve fitsara ao Madagascar
    3 ilaina ve mpitandro filaminana
    4 ilaina ko ve solombava mbahoka
    Ilaina ko ve ni filoha
    Ireo mba tiko mba angatahana am nareo mpanao gazety
    Satry ni antony de reo zavatra lazaiko reo de tri itako mintry hatram zao ni fiasan reo rehetra ireo tompoko misaotra indrindra

  • @感動金額按呢飢餓按額
    @感動金額按呢飢餓按額 8 часов назад

    Anareo Antoko Panohitra Rehetra ny Fanapahan-kevitra Tompoko ô !
    Fa ra izay Fifidianana Alo !
    dia Aleo Tsy Mifidifidy izany intsony fa mandany Andro ny vahoaka Mitady izay ho Arapany isan'Andro fotsiny Tompoko ô !
    Ra havelanareo A@n'izao Alo ity Tsy Fahamarinana misy eo Amin'ny Firenenan-tsika izao,
    Tsimisy Rariny sy ny Hitsiny ity Alo dia Tsihitako intsony izay hiafaran'ny vahoaka sy ny Firenenan-tsika Malagasy io Tompoko ô !
    Ny Firenena Farahidiny Eran-tany,
    ny Arem-pirenena,
    Lasa Affaires Affaires Aondran'Antsokosoko ,
    Ny vahoaka Malagasy Maro Anisa Lasa Mahantra be Tompoko ô