NY VAOVAO DU 17 JANVIER 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 28 янв 2025

Комментарии • 8

  • @Pierrot-jf5qr
    @Pierrot-jf5qr 11 дней назад +1

    FENO OLONA MIRAIKI'DELA NY FIRENENA KA MITANDREMA SO DE RAIKITRA A NY FAHANTRANA.

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 11 дней назад +1

    Alabato no nahatongavanao teo fa aza misekoseko .ANDRIAMANITRA tsy mijery miakatra fa mijery midina .
    Misy farany ny zavatra rehetra .milaza fa mpivavaka daholo nefa olona ratsy toetra daholo nareo rehetra ao amin ny fitondrana.

    • @Yvette-r8p
      @Yvette-r8p 11 дней назад

      TSY OMENA TSINY NAREO MPITRARA SATRIA EFA VOATSINDRY SY VOARAHONA IANAREO .RAJOEL NO MANDIDY ANAREO SI NON VOAROAKA IANAREO .
      COURAGE NAREO MPITSARA FA NY VAOAKA DE MAHARAKA TRARA NY FADEHAN NY TATARA AO AMIN NY GOUVERNEMENTA AO

    • @zafinjanadambo
      @zafinjanadambo 11 дней назад +1

      Iza moa olona lany tam fifidianana teto Madagascar ka tsy ni accusé na nangala bato ???

    • @zafinjanadambo
      @zafinjanadambo 11 дней назад +1

      ​@@Yvette-r8pl exemple viens tjr d en haut''' raha tsy namono jiro olona nasaina namono jiro tao am intérieur zay namadika vaton dravalomanana izay resy tanteraka résin i lahiniriko. jean ? Navadika tanteraka tao am aizina n'y vato dia natao lany i ravalo ha ai 2e mandat''' resy laaaava i Tim isaka mis fifidianana eto '' resy''accusation n'y alabato dia tsy afaka eto Madagascar na oviana na oviana' '

    • @odetterani989
      @odetterani989 11 дней назад

      Tena makarary sofina b ilay mirouler "rrrrr" ry madama a, ovay fa manjary tsy henon'ny oul ny tianao lazaina fa ny zesta no betsaka

  • @jeaninedesort5447
    @jeaninedesort5447 11 дней назад

  • @Rudyraharijaona
    @Rudyraharijaona 11 дней назад +1

    Tiako hoy aho ity Filohan- tsika ity, Mstra Pdt vitanao ny fampandrosoana an'i Madagasikara, matoky anareo mivady izahay 🙏🙏♥️♥️