Ny hatsaran'ny Tompo (Bodokely) Strophe 1 (X2) Tiako Ianao Tompo o Tsy mba mahafoy ahy ny famindram-ponao Ny tananao no mihazona ny fiainako Ny maraina vao mifoha aho Mandra-patoriko Jesosy ô hiraiko ny hatsaranao Refrain (X2) : Nahatoky Ianao teo amin'ny fiainako Nasehonao ahy fa tsara loatra Ianao Isaky ny miaina aho Jesosy ô hiraiko ny hatsaranao Strophe 2 Tiako ny feonao Nitondra ahy namaky ny afo N'anaty alina aza Akaiky ahy indrindra Ianao Fantatro f'Ianao no Raiko sy sakaizako Jesosy ô hiraiko ny hatsaranao Refrain (X2) ….. Pont (X2) Mihazakazaka manotrona ahy Ny hatsaranao Tompo ô (X2) Ny androm-piainako indro afoiko ho Anao Anjakao manontolo Mihazakazaka manotrona ahy Ny hatsaranao Tompo ô Refrain
Makasitra indrindra fa mampahery mitombo atrany fideraina tompo Amen! 🙏🙏🙏❤
ASAFADY DAHOLO SUBCRIBE
Amena Jesosy 🙏🙏💟
Tsra jesosy 🙏 😘
Ny hatsaran'ny Tompo (Bodokely)
Strophe 1 (X2)
Tiako Ianao Tompo o
Tsy mba mahafoy ahy ny famindram-ponao
Ny tananao no mihazona ny fiainako
Ny maraina vao mifoha aho
Mandra-patoriko
Jesosy ô hiraiko ny hatsaranao
Refrain (X2) :
Nahatoky Ianao teo amin'ny fiainako
Nasehonao ahy fa tsara loatra Ianao
Isaky ny miaina aho
Jesosy ô hiraiko ny hatsaranao
Strophe 2
Tiako ny feonao
Nitondra ahy namaky ny afo
N'anaty alina aza
Akaiky ahy indrindra Ianao
Fantatro f'Ianao no Raiko sy sakaizako
Jesosy ô hiraiko ny hatsaranao
Refrain (X2)
…..
Pont (X2)
Mihazakazaka manotrona ahy
Ny hatsaranao Tompo ô
(X2)
Ny androm-piainako indro afoiko ho Anao
Anjakao manontolo
Mihazakazaka manotrona ahy
Ny hatsaranao Tompo ô
Refrain
tsara
please subcribe