Karaoke gasy NAMANA - TSIAKORAKA

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 17 сен 2024
  • NAMANA - TSIAKORAKA
    #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy
    Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics
    Misy misioka any an-tokotany any
    Namana!
    Misy miantso eny an-dalambe
    Namana
    Namana ireo, tena namana
    Namana ireo, tsy mba namanamana
    Namana ireo, tena namana
    Namana ireo, tsy mba namanamana
    Hitantarana ny zava-manjo
    Namana
    Mankahery sy mampitraka ny loha
    Namana
    Namana ireo Tena namana
    Solon-drahalahy Tsy mba nanaNana
    Namana ireo Tena namana
    Solon-drahalahy Tsy mba nananana
    Mitsikitsiky ao anatin’ny maro
    Namana
    Mampihevina raha sendra mahatsiaro
    Namana
    Namana ireo
    Tena namana
    Namana ireo,
    tsy mba namanamana
    Namana ireo
    Tena namana
    Solon-drahalahy
    Tsy mba namanamana
    TSIAKORAKA

Комментарии •