KIAKA - Ilay Mahantra

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 18 сен 2024
  • Andro maraina
    vao mifoha
    Andro iray vaovao eo amin'ny fiainako
    Ny omaly ihany ve no hosainiko
    Tsy misy hafa fa iray ihany koa Andro maraina...
    KA INONA ARY NO HATAOKO?
    Hanao inona (2)
    Mandritry ny andro?
    SAKAFO IHANY NO ATO AN-TSAIKO
    Hanao inona (2)
    Mba hahazoako izany?
    Ho aiza e (2)
    ilay mahantra
    Toa tsy mba faly @ fiainana
    Ho aiza e (2)
    ilay mahantra
    Oie ka mba vonjeo re
    Ho aiza e?

Комментарии • 2