Delire Madagascar: JMJ MADA 10 . Pretra RAZAFINDRAKOTO Justin

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 29 авг 2022
  • Anisany ivon-toerana mandray mpizaika be indrindra mandritra ny JMJ MADA andiany faha-10 ny ao amin’ny oniveriste “Athénée Saint Joseph Antsirabe” na ASJA.Am-panomanana tanteraka ny fandraisana ireo mpizaika ity ivon-toerana ity amin’izao fotoana izao. Mpizaika maherin’ny 5.000 no andrasana ho avy ao amin’ity toerana ity. Araka ny fanazavan’i Mopera Razafindrakoto Justin - tomponandraikitry ny site d’accueil ASJA fa avy amin’ny diosezy manerana ny Nosy no ho raisina ao. Tanora 100 ka hatramin’ny 200 isaky ny efitranon-tsekoly no hiara-hipetraka ao amin’ity “site” ity mandritra ny fivahinianan’izy ireo eto Antsirabe. Nohamafisin’i Mopera Justin fa mitokana ny lahy sy ny vavy. Nambarany ihany koa fa farahafakeliny 600 ny isan’ny vilany
  • РазвлеченияРазвлечения

Комментарии •