Tantara gasy --- Lolo vokatra!👉🏻👉🏻 Tantara Malagasy RFM.
HTML-код
- Опубликовано: 5 сен 2024
- Tantara gasy: Tantara Radio Feon’i Mania
Tantara Malagasy indray mihaino. afaka manaraka ny pejy Facebook ihany koa:
"Gasy Rakoto groupe"
/ 190706185907660
email: gassrakoto@gmail.com #GasyRakoto #tantara #tantara gasy #tantara gasy vaovao #RDB #Vaovao #Tantara gasy
Merci beaucoup nizara tsara be ilay tantara ❤❤❤❤
Merci enjena koa ity tantara ity
Misaotra betsaka tompoko mahafinaritra lay tantara miandry ny tantara vaovao indray ❤❤❤❤
Saika tare 🤣😂🤝🤝🙏🙏🇲🇬🇲🇬✌️🇰🇼🇰🇼💞💞💞💞
Aminay any zany." MORONDAVA "
mankasitraka topoko 😙😙
Mankasitraka ohhh 🙏🏽👍🏾🎧🥰🎧🥰🎧🥰🎧🥰👍🏾
👍 Aza adino mi like ny video e!
Meric boucoup eh 😍😍😍🥰😘😘😘
Misaotra be tsaka anareo fona mizara fa tena afapo mahitsy eh 😍😍😍
Tsy misy fisaorana ry .... iza moa e?
@@GasyRAKOTO bakoly no anarako mipetraka @ tananarivo fa miasa aty Arabie saoudite
Misaotra mialoha miandry Ato fow zahay mpakafi isanandro 😎❤❤
Mamango tantara raika io Soa a!
Tena mamango marina ka soa fa nisy rokoto nizara taminay ati atany lavitry be ati Misaotra betsaka rakoto aa! 🙏🇲🇬🇰🇼
Mankasitraka tompoko ô tena mampomehy be zh setra matahotra biby😂😂😂
Mampatahotra be mampitsangambolo ny feon'ny lay lolo vokatra
Hidio Tsara ary ny trano anio alina alohan’ny hatory an!😅
Misaotra e, tsara be zany tantara zany
Mpakafy 100%
Misaotra Indrindra fa tenq mqmpamanina n fiainanay tany morondava lay tantara. 😊
Misaotra betsaka
Mankasitraka Tompoko 💖🇲🇬👌
Mazotoa mihaino o
Mampitokiky zah anw setra lalahy be matahotro biby kkkkkkk Misaotra detsaka fa tsara tantara
Misaotra nizara Oa, hotrany milay zany impito maty vao tena lany date oa hahaha !!!! mankasitraka e
Ka tsy Tena maty izany ilay 6 voalohany ko.😂😂
Gasy Rakoto mankasitraka tompoko namaly hataka nay mpakafy ela be ny rampitso satria efa teaheno zah zao sady mirary alina feno fitahina avy aminy tompo
👍 faly aho rehefa afa-po ianareo mpanaraka!
Mampatahotro zah
Mankasitraka nizara tompok 💪💪 🇲🇬🇲🇬
👍 faly aho rehefa afa-po nareo tompoko!
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Mankasitraka fa tena tsar fa otriny ts mampino
Mankasitraka indrindra ô ! Betsaka tokoa ny fomban-tany tsy mbola hay.
Misaotra anao Lily nihaino! D aza adino mi like video ntsika an!
Misaotra sahady fa dia miandry zay 🎧❤🙋♀️
Makasitraka o!!
Manantaleta lotra 👏👏
Mercie re fa Tena tanananay zany "💞💞Morondava" 💞💞zany e
Eee de manina ny tanindrazako zah zany e😅
Merci bcp
Mankasitraka e ! Sao mba misy mafantatra ny titre an'ilay feonkira ravahana gitara manelanelana iny fa tena tiako. Misaotra mialoha
mankasitraka be de be o
Makasitrak topologie oo
Misaotra indrindra mizara tantara marina ahafantarana ny zava-misy.
Aza adino mi like video ntsika @ pejy RUclips tompoko! Misaotra mialoha!
Mankasitraka tompoko oo
Misaotra nizara ô,
👍 Yeuri a!
Rah misy manome kinga ny teny hoe misaotra tompoko oo hieno sady hankafy tsar koa bonjourné nareo
👍 kinga miteny hoe... Mbola misy v?🤣🤣🤣
Makasitraka nizara tompoko
👍
Misaotra betsaka fa tena tsara.
🔸Hay ve ny lolo vokatra tena misy e??
🔸Ary sao afaka asiana tohiny, dia ny antony naha tapa-kevitra an'i Setra ho lasa dahalo (mampalahelo fa tantara marina anefa miheno an'i Setra tena olona tia tanindrazana)
😘😘🤜🤛❤❤❤🤜🤛🇲🇬🇲🇬🎧🎧
😂🙈🤣Fa setra ty ve ts Malagasy ts mahalala dona e(do) kkkkk misaotr e Mahafinaritr nareo sy rado
mety tsy mahalala izy kanefa efa nihinana an! hihihi loza
@@GasyRAKOTO zan tokoa e🤣🙈😂
🌹🌹🌹🌹❤️❤️❤️❤️🙏🙏🙏🙏👏👏👏👏🤔🤔🤔🤔
De ahoana daholo hono izany e?
Tena misy ve zany ny lolo vokatra?
Misaotra tompoko
👍
Zadt
M
Resabe tsymisy ifandraisany @ lohateny efa hifarana ny tantara mbola bla bla bla