Hira Betsileo Gasy - tsiahy misareba Tsivahiny (Hira Betsileo)
HTML-код
- Опубликовано: 13 окт 2024
- Remix Betsileo
Hitety vohitsa aia leky manigna)x4
Tolakandro tsa mgnila ho ah(o) hariva tsa misy hafa
Hitety vohitsa aia leky manigna e!
(Aba ô Endry ô ô e)x3
(E ril’e e e e agnay tsa ho agny fa hoandry eto an)x2
Agnay napandro kanakana iy tsa nety fa nampandro gisa,
Finaitsanay tagny Soatanana iy tsa nety fa nanao ditsa
Ny satroka badika ro atao kitipatipa re e!
A leky iy tsa ho vadiako hatao kisipasipa e!
E Ril’e! a Ril’e! (agnay manigna anareo a roso agn’Fianarana)x2
(Eeeee!)x4 (ny vorogn’atagnan’olo a ro magneno a)x2
Ambohimahasoa e ro alan’ny kininy e
Raha mba soasoa e ny miaraka amin’igny e
Mariny agny Sovy aza tsigny e fa hody aminay an ;
Tsa hoandry ve fa hody aminay a ; tsa hoandry ve
(Soa eeeee soa aaa)x2 soa e ny tafita ny rano roa Ndriamasy an
(Sarotsa eeeee sarotsa aaa ie he he)x2
Sarotse ny miala amy mahazatsa roa Ndriamasy an (roa Ndriamasy an)x2
(Bambara e bambara)x2
(Bambaramaso ny apela tsa tianay an)x2
Ny tsiritsiringita e nataonagnahary an
Tsa nifakahita e izao fa samy naharary an!
(Bambaramaso ny apela tsa tianay an)x2
Ny sigaran-drasoafera mitsolombovoka
Sy mahita kilonga apela ko te handodotsa
Ny sigaran-drasoafera magnetondraratsa
Sy mahita kilonga apela ko te-hagnaraka
Havanay tokoa ra i maitso kely ra
Vona havanay ra i maitso kely ra
(Ie ry malala e!)x2,(malalanao malalan’ny hafa an!)x2
(Adaladala izao e ny jirama)x2 (tanimbolin’olo ro asiany pôtô)x2
(Adaladala izao ny kilonga lahy)x2
(Kilonga apela roa finainy amy môtô)x2
(Bozy e lanin’ny akoho ny vary an!)x2
Tondraka tondraka asio sira mandihana agna tsiena apitso,
Mandihana agna tsiena apitso hividianako zipo kely,
(Oa Terezy an!)x2 ,(Oa Terezy kely a!)x2
Taporaika amy Tsimbakely hoah(o) miaradia Marsely
’Zay nanaovany bakely ho aho tao agnatin’ny tragno kely,
Fitiavako an-droky aba tsa mba kely ho’aho fa raha mamy toy ny tately a!
(Oa Terezy an!)x2 (Oa Terezy kely a!)x2
Hazo malaman’Ambalavao e hazo malama tsa misy tognony
Hazo malama tsa misy tognony (sarotsa agnanihana an)x2
(Rasoa e Rasoa an)x2 (e aia ke ny tany tsa hahitako an-droky an)x2
Andranovorivato ro atsimo ny Fianar ee! e aia ke ny tany tsa hahitako androky a an!
Na hiolaky vato na hiolaky ny ala ee! e aia ke ny tany tsa hahitako androky a an!
Na handeha tômôbila na handeha rôpilanina e, e aia ke ny tany tsa hahitako an-droky a an!
Ie rila e! ie ie rila e! asa e (avognavogna tsa ho lefy tsendry e)x2
(Nagaika an-droky a ko tsa nanoigna roky an)x2
(Aza avelan-droky rery aho fa manara)x2
Lazao! (Ny kanakana aba tsa mba gisa ny saonjo ro atao ramandady magnotany aba tsa mba diso mpiondra anao zay mpanambady an)x2
(A rila e!)x4 magnelognelo agn’andohany agny an,
Manaitaigna agn’atratrany agny a an
Marariray an-damosiny agny a an,
Miera aminao aho Rapizafy a an (magnelognelo an)x2
(E Raline e e)x3 manakory sy manakory agn’Ambalavao e Raline a
(Ambalavao be lambalandy a an!)x2
Ikalakely tsa mahay manegnona vona hianatsy mady e
Tagnako malemilemy toy tsa hoferiko manoto vary laigna,
Babeonareo manan-daba i zanako toy e fa manara an (an an an)x2
Agnay izao e hitatara ny fahaela
Koa aza tsigniana e fa hitondra ny sokela
Koa azafady azafady andriamatoa a
Fa agnay toy e hitatara Fianaratsoa a
Ny girigitsa ro atao sagnatry e fanafody tena mahasoa a,
Ny fitiavako an-drika ro mahafaty fa mandihana fa tsa mila koa
E veloma e! asabotsy mifakahita a
Dia veloma e! asabotsy mifakahita a
E veloma e! asabotsy mifakahita a
Dia veloma e! asabotsy mifakahita a
Dia vilombiloma e! asabotsy mifakahita a
E veloma e! asabotsy mifakahita a
Dia vilombiloma agnareo! asabotsy mifakahita a
Dia veloma e! asabotsy mifakahita a
Dia vilombiloma baba! asabotsy mifakahita a
Dia vilombiloma neny e! asabotsy mifakahita a
Dia viloma agnareo! asabotsy mifakahita a
❤❤❤👏🏽👏🏽👏🏽👍🏽👍🏽👍🏽👈🏽🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Tena tsara fa misaotra é!
Mba tiako henoina intégralement ny hira rehetra ato raha misy.
Misaotra mialoha.
❤ magnina dieha😢
Cette musique est dédiée à toute mes frères et sœurs de fianasora bon week-end à vous je vous aime tous
Tena tikobe mihitsy hafa hiany nihira tsika malagasy tena hira mahetso poho mihitsy 👍👍👍👍💃
Trop bien, je vous adores, je suis de Fianara,, gros bisous a vous tous et continuez comme vous faites 🙏🙏👍👍😘😘
gros bisous a vous aussi! modia sefa magnina
Gasikarako zay🙏🙏🙏🌸🌸🌸🌸
Hiran'i neninay Ito ❤️, malahelo azy aho maheno Ito hira ito
Bal famadihana t@izany. Faly sy ravo, tsinjaka sy kidodo ary vovoka be tsy nifankahitana ! Asabotsy mifankahita eee !
11/04/20...3 tona nialako ani fianar nohon fitadiavan..ten ngoma..hafa iani FIANARATSOA.😢😭
2022, mbola tena mihaino madina
Driiii tiako ty hirany Betsileo ty ka raha samy bola faritany de ny Betsileo no tena tiko le fiteny kay ny tanana sy ny mponina tiako avok misaotra nizara fa tiko be le hira
2020💕👀 soa leka
Tena mapahatsiahy an'i fianarantsoa♥️♥️ coup de coeur f tena soa roua♥️
De sara tokoa re Nivomihanta !
soa
Tolakandro tsa magnila ko hariva tsa misy hafa. Hitety vohotsa aia leko manigna agny ambalavao agny 303❤❤❤
Agny aminay zay Fianarantsoa Ambositra 😍😍😍😍😍
❤️👌🏽
Sambatra Terezikely fa nahazo bakely tao anaty tranokely e. Dia velomaloma e
Honnêtement Mamo za fa mtomany llool tay be le ambiance ny tanana oa
Bal famadihana le revy @nio !
Akory aaaby
Izany no tena hira tsara sady mahafinaritra be mihintsy e. Misaotra betsaka e.
Mankasitraka re eh, zay hira tadiaviko ela, ia aby mihira zay sa olo raika iany
Tsivahiny re a!
❤❤
2020 ❤❤❤
Ahiza ny irany vahonala. Typiquement betsileo d'Ambositra . Rizaho rangaty hè!!!!!
😍😍
hafa ihany ny hira mal
agasy fa tena mahafinaritra be.
Manigna an'i Fianara 🥲🥺🥺❤💯
Misaotra betsaka . Akaminy alarobia vohiposa
tena kanto re zao hira zao,tsa mety lefy laza zany
2020 encore en écoute ...
2019 💕💕
Tsarae mampatsiaro Zavatra mari tohizo fa tsara misaotra e
eh, mahatehody dehe re zany e 👍👍
aza adino ny manindry ny j'aime manga ambony eo
Hazo malaman’Ambalavao e hazo malama tsa misy tognony
Hazo malama tsa misy tognony sarotsa agnanihana
Dia soa tokoa moa izao ranona a.
misy totoa telo eo a!!!!
Mahafinaritra ahy loatra.
Trop bien mec !
milaza te hody aby ny olo ato ko manina reh mody hanasoa ny tanindrazanareo fa tsa ny an'olo agny ro hasoavina
de zendagna ategna,
Te hody fa nohon ny zava misy d ts afaka e.
manja eee
Mahatsiaro n'y fahazazana
2021 👍
Veloma vetiveti Madagascar ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Misotra makasitraka nama. mahatsiaro ny agny atanindrazana.
aza adino ny manindry ny j'aime manga ambony eo
Jolie chanson
Jolie couleur ❤️❤️❤️ Mbola Bio 💖💝💖 SOA
eka a :*
Tsara ny malagasy
Laitsa antagnin olo isika leke voa mitaigno eto ko ho knôly aby.
aza adino ny manindry ny j'aime manga ambony eo
Eee indrisy matsy ry fiainana ah malahelo tena malahelo saingy tsy afa manoatra e! te hody any@ tanindrazana nefa tsy afaka nefa any hoany mbola ho tonga any indray andro any 😓lasa tanana haolo ny tanana
Mahamanina be
Misy sary ny tantine av an antanana itako ato zan .. offf ..tehody
aza adino ny manindry ny j'aime manga ambony eo
😍😍😍😍❤❤❤❤💟tiko trop
tehody rana aho zay ka 😢
aza adino ny manindry ny j'aime manga ambony eo
2019😍❤💪
Joli photo hihi!
mmmhhh
Fa le oe Malalanao malalany hafa ! Non! je ne suis pas d'accord ! hihi!
zany v :p
cet regard , cette gentillesse ! çà me rappelle des tas de chose hihi! Mitovy @ olona any antanananay hi! Quand tu es à leur côté tu te sens importante tout à coup hihi! Zany ny fahatsiarovana ry Hasindraibe ah! hihi!
matsiaro2 ndray enao io a! uhuhuh any ampatsakana sns :p
Ndryiii mapte hody
aza adino ny manindry ny j'aime manga ambony eo
Manigni erana agnay😢😢
Ny vorona antagnan'olo ro magneno
Marina sady t hanidina any dago
Raha tahy y tarona amiko roky dia sorato eto ami'ny ty you tube tiha
J'ai plus de répertoires que les betsileos eux mêmes
Le betsileo fotsy
Ameo frera betsileo
tsara mampahatsiahy ny fahiny
okok
aza adino ny manindry ny j'aime manga ambony eo
05/12/2020
mankasitraka e! aia koa ny manaraka?
aza adino ny manindry ny j'aime manga ambony eo$
Mafinaritsa
c'est ouchh eee lanin'ny akoho ny vary an et non "bozy" hahahaha
Manakory y roky ny apela tsisy sauna ????
Izahi tsa ody fa hoandry eto . Ambohimahasoa royhe nohi be faty pera ny apela soa no be derara.
Rarana no manao pataloa roky tsa nety faha nanao zipo.
Rarana ny sakayza taloa roky tsa nety fa nanao dihatsa
De manigna roa fa tsa hita. D magnelognelo tokoa moa ♡♡♡♡♡♡
Eeee tehodi eee
soa leka
2018
❤❤❤