OLADAD - SESILY (NOUVEAUTE CLIP GASY 2022)
HTML-код
- Опубликовано: 17 дек 2021
- OLADAD - SESILY (Official Video 2022)
Ankafizo ary aparitaho
#hira_tiako #hira_malagasy #lamozika
Ecoutez nos playlists sur Spotify :
🎧 MEILLEURS SLOW GASY - Playlist : spoti.fi/3PlUwwb
🎧 AFRO MUSIC | MALAGASY PLAYLIST : spoti.fi/3bR29gn
🎧 Afro Zouk - Kompa - Kizomba Playlist : spoti.fi/3K8gcet
Suivez aussi nos musiques sur notre Site web www.lamozika.com
Pour plus de musiques malagasy :
- Sylvia Rivelo - Baly Manjofo : • SYLVIA RIVELO - BALY M...
- Bawar - Tiribonaly : • BAWAR - TIRIBONALY (Cl...
- Black Nadia - Mipolia : • BLACK NADIA - MIPOLIA ...
- Rebecca - Tsy Plan B : • REBECCA - TSY PLAN B (...
- Tida Kenny - Ranampango : • TIDA KENNY - RANAPANGO...
Abonnez-vous à notre chaîne RUclips et Page Facebook pour suivre en premier tous nos nouveautés et actualités
Facebook : hiratiako
RUclips : bit.ly/398luDr
Instagram : / mhiratiako
SoundCloud : / hira-tiako Видеоклипы
Hira raiky ty too tena nahaizak an'i OLADAD zn... Basy tiako lôtra rh ty f Respect nanareo bro ✊👊
Oladad forever? ALEFAAA
Tsara be 😍😍
Tiako be, bravo oo🥰🥰
Clip gasy tsara be...
Bwana tsara be cool bakou.
Tsara be ny clip gasy.
"Jamba".
Misaotra betsaka ry namako.
Makafia be nymozikanareo mankasitraka 🙏🏻❤️🙏🏻
Ankafiziko 🥰
zany ny mexicain gasy, mahafinaritra be . unité dans la diversité.
ilaina sindraika mamilafila: fitea tsa atao be fa mahagegy: merci OLADADA
AZALA ABEEEEE tegna tsara hira zegny, instrumental, iro artiste, clip koa, raha jiaby am poshon!
Tsara be❤
Tiako be ity hira ty 🔥🔥🔥
Tsara daholo foan n'y hiranareo 🥰🥰
authentique! mahafinaritra!
Tiako nama ty vazo ty, ts mankaleo mintsy ny mihaino azy. Merci oladad
Ao soa zao Oladad🥰🥰🥰🥰🥰🥰
Tiako bé le hira 🥰
J'adore
Tsara loatra 🔥🔥🔥🔥❤️❤️❤️❤️
tsara be 🥰
Tsara be 🤩🤩🤩
Tena le tieko👍❤️
Tiako 🔥 lay rap no tsy tiako amin’ny hiranareo en général, tsy aiko na ilay style rap efa à l’ancienne na lay izy tout court. Raha miala lay rap reny tena au top 🙃
Milay be ny. Hira malagasy
Tsara be👏
Lasa beau goss be doly ry zalah zany 😍😍 ndrindra lay ray lava volo be
J'adore 🥰
❤️🔥
tena milay ty hira ty. merci foana e
Milay ilay izy bravo , je kiff
Gasy ka manja
miaraka amin'ilay accordéon... tonga dia mialy be ranga nareo a
tadidiko za tam mbola mpianatra lycée Rakotoarisoa... Nalaza Oladad, dia faly ery a mahare mpihira gasy mampiasa ngadona spécial gasy mintsy
Tiko b foana ny mihaino an'ity hira ty❤️
ataoko ty coms ty anomezana courage anlaisan, milay le style, authentique, ary indrindra milay ilay fierté anlaisana, sans complexe!!! ca va!!! Bravo, tohizo
tsara be ny hiranaeo,merci
merci @ le fiara zokizokiny tsara tarehy be. Surtout le Austin jaune sy SIMCA. Tsara le hira
Tena tsara. Aza ovaina fa tena Kanto ary miavaka.
misaotsa ranaaaaa
Tena tiko be 🥰😍tsara be le hira hafa ihany ny hira gasy 🥰😍❤
M'lay nareo e !
Tsar bé ny hira
Clip ko ao tsara...manome gafaliana foan Sesily na dia anaty hakiviana izy.Tsara le scenario...top merci
Tsara familles 💃✍️🚶
Merci ry zalahy
Tsara loatra e👌 mankasitraka 👍
Tiako tsotr izao ❤️💃
Tsara e!
Matokis sesily fa tsy ho very anjara manja e!!
Respect zalah!!! Soa tegna soa!!! Ampela soa koa i Sesily zao.
💓💓💓💓💓💓❤️❤️❤️❤️
Ela2 tsita kay niketrika zavatra mlay 😍😍😍tiko kosa ty ry sesily an 😆🥰🥰
Tsara be foana.
Tena tsara be 😍😍🤩🤩
Tazako t@ la voix d'or nihiran'ilay kilonga iny dia teako be
Tsara eee
💕💕💕
❤
tegna shara mihisy leish izy zany, mampandihy agnay be mahishy...soa eee
Mahamanigna ny agny an-tanana
Merci rang ❤❤❤
Mankasitraka e,mahavelombolo mihaino anazy aty antany lavitra aty❤❤❤❤❤❤
Tiako ra zay🥰🥰🥰🥰🥰
Mangataka @'jagnahary mba hitombo 100 avo eny ny talenta eeee mba ampifali² Lalandava ny ntontolo andro nay mpankafy 👌❤️❤️❤️
Tsara lay hira 😊🙏
Da tsara izy ty rô ziva fa misaotra😍😘
sara leka lay vazo en ,bien continue oladad😘😘😘👍👍
Tena hafa ihany rangah le Oladad a
Tsara bé ☺️
Soa be😍😍😍beMafinartra Ho ela velomana n groupe tsy hisy ny fisarahana..Ny fiarahanareo mamoka zavatra tsara be foana...
Mankasitraka o,tena tsara be
Nahoana kay ianao ro mitomagny
(Nilaozagn'ona ve ro malahelo)
Tsa metimety agnao sa marary
(Fitiavagn'io maha gegy ny olombelo)
Eeh.eeh.eeh.eeeeh (x6) ... Ah
Fitiavagn io raha tsa hifanerena
('zay tia ro adala fa mba mahaiza miala)
Tsa ona raika no hamonoana tegna
('za kivy anao fa samy very anjara)
Eeeeka roa Sesily eh
Be fitea aroa lazaina
Io tsa mba hay atao be loatseeh
Eeh.eeh.eeh
Eeeeka roa Sesily eh
Be fitea aroa lazaina
Fa tena tafahoatse
Eeh.eeh Sesily ooh
Eeh.eeh Sesily Aah
Fahao ny ranomasonao (mangina anao 'za mitomany)
Eeh.eeh Sesily ooh
Eeh.eeh Sesily Aah
Fahao ny ranomasonao (mangina anao 'za mitomany)
Nahoana kay ianao ro mitomagny
(Nilaozagn'ona ve ro malahelo)
Tsa metimety agnao sa marary
(Fitiavagn'io maha gegy ny olombelo)
Eeh.eeh.eeh.eeeeh (x6) ... Ah
rap : semban drahona mbola hisava
ny andro ratsy io mbola hazava
ranomasonao fafao(fafao)
Tomatomany avelao(avelao)
masoandronao mbola hiposaka
ny hasambarana hirotsaka
Tsiky2(x2) no ilaina
misaote avelao 'zay ilaina
Tano ny haza fa sarotra ny mila
Ety dia mafy tokoa ny mahazo
fa ilaina s'ndraika ny mba mamilafila
ndre gisa soa ny miavonavo
Eeh.eeh.eeh.eeeeh (x6) ... Ah
Eeh.eeh Sesily ooh
Eeh.eeh Sesily Aah (ah sesily)
Fahao ny ranomasonao (mangina anao 'za mitomany)
Eeh.eeh Sesily ooh
Eeh.eeh Sesily Aah (ah sesily)
Fahao ny ranomasonao (mangina anao 'za mitomany)
Traduction...
Oladad 👍👍👍
Merci e !
Tsara loatra ity hira ity
👍👍👍♥️♥️
Tena mahay zala reto
Milay ny Holija e !
Merci OLADAD 🙏
Oh j’adore ❤
J ' adore la musique malgaches sur tous c'est la.
8281smjh87uy10i'
Ah bon
👌👌👌❤️❤️❤️ts aimpaka eee arao tss andro ts mi- visite ato oooo
Mankasitra fa tena tsara loatra
Tena tiako loatra ity hira ity❤
Mbola ho avec ny anjaranao sesilya
tena milay 🥰👍
Tena tiako Ilay hira
Tena nanavotra zanako hira ity za tsy havany OLADAD fa tsy heko mihintsy natonga hira ty
Tsara be
Tiako loatra ny mozikanareo, c'est authentique, tohizo hatrany
Fière d'être betsileo de cœur
tsara be foana ny hiranareo eeeeeee misaotra mizara kanto
Tiako roa zay
Tena ankafiziko loatra ity vazo ity
❤❤🎉😮😊
Tsara loatra 😍
Zaza mena
Eka leka zozy a😄
Vraiment j'adore
Mafinaritsa be hira aty Maurice zah mankafy azy
Je like. J’adore. Bravo !
Merci Oladad norm be