TSIVAHINY /// BE MISAREBA ( CLIP GASY )

Поделиться
HTML-код

Комментарии • 18

  • @user-pg9fl7ol2c
    @user-pg9fl7ol2c 3 месяца назад +1

    Mihinana ny tsy novolena sy tolorana vola avy taminy psychiatres 4 taona

  • @mobileplus5243
    @mobileplus5243 3 года назад +1

    Ndriiiiiii mahatsiaro anao ry vadiko tiko
    ( FIDISON REMI ) mandriam piadanana
    Ianao fahatsiarovana sisa ary ts mety hadiniko 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭

  • @bakolinirinafanjahortensia8054
    @bakolinirinafanjahortensia8054 2 года назад +1

    Ndriii kanto loatra

  • @didierrasolofohery2397
    @didierrasolofohery2397 3 года назад +1

    Veloma ravolamaitso , raiso tanana fa handeha

  • @mobileplus5243
    @mobileplus5243 2 года назад

    Ref tonga fiarabana tratry NY taona
    Teraky fandriana d ts maintsy mande foana ity hira ity ny teraky tsarazaza
    Mafinaritra le fikambanana k
    Mankasitrak mpanolotreee mapamangy any Tsarazaza s ireo taranakao ee
    ❤🙋‍♀️🙋‍♀️🙋‍♀️🙋‍♀️🙋‍♀️

  • @mobileplus5243
    @mobileplus5243 3 года назад +3

    Mipetraka fahatsiarovana bdb ity hira ity
    Ary mipetraka ho tantara ts mety maty
    Misaotra eeee mankasitrakeee🙏🙏🙏🙏

    • @romeorandrianarimbohitra1638
      @romeorandrianarimbohitra1638 Год назад

      Ny fihainoako ireto Hira toy itony no mbola hafantarana ahy hoe Betsileo avy Ambalakely nefa Zaho Valovontaka Aty Androy ❤❤❤

    • @lovaniainarodin4430
      @lovaniainarodin4430 7 месяцев назад

      Tena marina ny lazainao! zan tokoa no ahafantarana fa betsileo tahaka anao koa aho na dia tsy misy ahafantarana ahy hoe betsileo aza.
      valovontaka tany @ faritra Tsaratanana Betsiboka sy eto Tana amzao. @@romeorandrianarimbohitra1638

  • @kimnoel9873
    @kimnoel9873 2 года назад +1

    SAVIKA!🏀🐮🇲🇬

  • @n.jhonie.candrianarivonive4397
    @n.jhonie.candrianarivonive4397 3 года назад +1

    Manigna ania key ro mandeha tolak'andro....!!!! aza minehaneha agnao fa hiaraka @'na fandriana...!! kkkk..!!! soa re zalahy aaaaaa!!!!!! mahay raha angnareo e!!!!!!!

  • @holiarisoarakoto7427
    @holiarisoarakoto7427 Год назад

    Maha manina re aaa ❤️❤️

  • @rijalalainajuannickomegara9742
    @rijalalainajuannickomegara9742 3 года назад +1

    Ao soaaaa

  • @mobileplus5243
    @mobileplus5243 3 года назад +2

    Cc Tsivahiny mbola mankafihy hatrmazao ny tenanko ity hira ity tena tiko indrindra am hiranareo
    Manina Gasikara mafy aho zany
    Vloma ravolamaintso 🙋‍♀️🙋‍♀️🙋‍♀️🙋‍♀️🙋‍♀️❤❤❤❤❤❤❤😘😘😘😘😘😘😘🙏🙏🙏🙏👍👍👍👍👍👌👌👌👌👌

  • @honorineclaudeon1841
    @honorineclaudeon1841 2 года назад

    zany no hira gasy tena hizh

  • @zoelinetsaranytomporazafi8240
    @zoelinetsaranytomporazafi8240 6 месяцев назад

    Hafa ihany ny avy agny antanàna ,😂

  • @nirinavoarisoadavidsonmana8277
    @nirinavoarisoadavidsonmana8277 2 года назад

    Akory aby 😀 Tiako ity gadona ity fa tsy tena azoko tsara ny dikany. Sao misy afaka mamintina sady manao traduction kelikely. Misaotra iaby

  • @hajamahaleoharisandratra4018
    @hajamahaleoharisandratra4018 3 года назад +2

    soa

  • @chebliyoussouf3921
    @chebliyoussouf3921 3 года назад +1

    Fatsiarova be ty hira ty,