Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
misaotra betsaka nizara, tsara be lay hira; mampahatsiaro ny taloha mitsy
Tena tiako ity hira ity misaotra f ela nitadiavako 😭😭😭❤❤❤🙏🙏😍😍😍😘😘😘mahatsiaro toton ko zao maheno azy mahatsiaro fahazazako
Efa ela no nitadiavana an'ity hira ity. Nitady album Soley fa tsy nahita! Misaotra tompoko nizara.
Ouuuh mon enfance et ma jeunesse ca 🤟🏾
belle chanson...merci !
Merci ! 🎉 🌹🌴 ! ❤ !
merci Docteur, efa saika hadino ireo hira ireo.
De rien, le plaisir est pour moi de promouvoir la culture malagasy
Ha zalahy ee ! Fisaoragna mitafotafo ataoko aminao Dr ee ! hira jiaby mampatsiaro ny tany niboahana havakôôKarà mbôla tadidy manatogno mahogo ndreky tsakotsako @ lacour antany ao...
😭😭😭😭 tiako, misoriba gn salovagn’e ragnavavy aminay amin’zany...
Merciiiiiii ❤❤❤💖💖💖💋💋💋
ya ya radio 📻 Radio forum agnalajirofo 🤣✊🏾🤴🏿🙏🏾
Maha jery2 e🥰🥰🥰
Tokony haverina daholo ireny hiragasy tsika ireny fa tena tsara no fahatsiarovana ny fahiny misaotra tompoko 👍😘😘😘😘
Mahajerijery e, merci rô eeeh
Agny ed Aminay zao oo 😍❤
milay e.merci
❤️❤️❤️❤️
Merci iiii
Tena tsara ka tsy lany lefy mihitsy.
Azalah ❤️
Tiko kosa an ❤️❤️❤️
WOW ELA RO NITADIAVAKO AN ITY FA HITAKO IHANY MANKASITRAKA EEEE
Misy tonony ve any Docteur Rivolala ?? Merci
Zany ny hira tsara taloha
Merçi tiako
tsimety disaka zao mitandrgny son tiee📻😘😘😘🥰🤴🏿✊🏾
♥️♥️♥️♥️♥️♥️
hatsiarovako ny Dadako ity hira ity!!!
😍😍😍
Azalaaaaaaah! Manimanign'@tsika angny e! 😭😄
Payable dedesse
Valéry gasy
Randriatina jacquis michel
Marcos
Morano mangingina
Misôtra mizara. Mahatsatsara be siy arah... Une pensée à tous nos artistes partis depuis...
Kayamba
atsiarovana ni fahazazana
tsy lefy laza!!!!
Misaotra e❤️
Au
atsiarovako hira taloha
misaotra
Iza kay no mihira sy titre an'ilay hira farany amin'ity medley ty? Merci
io ruclips.net/video/_ppLW2gXRkQ/видео.html
Ilay hira farany no atao hoe :- Titre Ketraketraka- Nohirainlny Les soeurs Zaharia- Noforonin'i Jean Freddy.
misaotra betsaka nizara, tsara be lay hira; mampahatsiaro ny taloha mitsy
Tena tiako ity hira ity misaotra f ela nitadiavako 😭😭😭❤❤❤🙏🙏😍😍😍😘😘😘mahatsiaro toton ko zao maheno azy mahatsiaro fahazazako
Efa ela no nitadiavana an'ity hira ity. Nitady album Soley fa tsy nahita! Misaotra tompoko nizara.
Ouuuh mon enfance et ma jeunesse ca 🤟🏾
belle chanson...merci !
Merci ! 🎉 🌹🌴 ! ❤ !
merci Docteur, efa saika hadino ireo hira ireo.
De rien, le plaisir est pour moi de promouvoir la culture malagasy
Ha zalahy ee ! Fisaoragna mitafotafo ataoko aminao Dr ee ! hira jiaby mampatsiaro ny tany niboahana havakôô
Karà mbôla tadidy manatogno mahogo ndreky tsakotsako @ lacour antany ao...
😭😭😭😭 tiako, misoriba gn salovagn’e ragnavavy aminay amin’zany...
Merciiiiiii ❤❤❤💖💖💖💋💋💋
ya ya radio 📻 Radio forum agnalajirofo 🤣✊🏾🤴🏿🙏🏾
Maha jery2 e🥰🥰🥰
Tokony haverina daholo ireny hiragasy tsika ireny fa tena tsara no fahatsiarovana ny fahiny misaotra tompoko 👍😘😘😘😘
Mahajerijery e, merci rô eeeh
Agny ed Aminay zao oo 😍❤
milay e.merci
❤️❤️❤️❤️
Merci iiii
Tena tsara ka tsy lany lefy mihitsy.
Azalah ❤️
Tiko kosa an ❤️❤️❤️
WOW ELA RO NITADIAVAKO AN ITY FA HITAKO IHANY MANKASITRAKA EEEE
Misy tonony ve any Docteur Rivolala ?? Merci
Zany ny hira tsara taloha
Merçi tiako
tsimety disaka zao mitandrgny son tiee📻😘😘😘🥰🤴🏿✊🏾
♥️♥️♥️♥️♥️♥️
hatsiarovako ny Dadako ity hira ity!!!
😍😍😍
Azalaaaaaaah! Manimanign'@tsika angny e! 😭😄
Payable dedesse
Valéry gasy
Randriatina jacquis michel
Marcos
Morano mangingina
Misôtra mizara. Mahatsatsara be siy arah... Une pensée à tous nos artistes partis depuis...
Kayamba
atsiarovana ni fahazazana
tsy lefy laza!!!!
Misaotra e❤️
Au
atsiarovako hira taloha
misaotra
Iza kay no mihira sy titre an'ilay hira farany amin'ity medley ty? Merci
io ruclips.net/video/_ppLW2gXRkQ/видео.html
Ilay hira farany no atao hoe :
- Titre Ketraketraka
- Nohirainlny Les soeurs Zaharia
- Noforonin'i Jean Freddy.