Tokony mba hotohanan'ny mpitondra izy itony. Ohatra hoe rehefa fifampiarahabana nahtratra ny taona sy fetin' ny fahaleovantena dia mba asiana mpihira gasy ihany koa manafan ny lanonana.
Tompoko Tena mifona re iray olona raha toa ka tsy nahala ny zava tsoa navelan'iero taloha. Miala tsiny, maila ombo, fa tsy tola ny fahiny tompoko. Soa fa mbola misy olona tahaka anao mandefa hira gasy. Tena hira gasy. Misaotra tompoko
Mangina ty vava f aza miteny maharitra ary akombony f sao hidiran lalitra...🤣🤣🤣 Noheveriko fa paoma fanao dessert Hay izy ity voanatsindrana🤣🤣🤣ankafiziko fona
@@eliyahumorning Basiquement, la chanson compare deux travailleurs, un chauffeur (probablement de taxibrousse) et un fonctionnaire et essaye de determiner lequel des deux convient le mieux pour le mariage. C'est à peu près le même concept que la chanson du même groupe "Mpivarokena sy Mpivarodamba".
Ehhhh, Tena tsara ireo olona e. Fomba hatram'i Andrianampoinimerina ny "Hira-gasy" (raha tsy diso aho, mba ahalalana ny toe-javatra). Malheureusement, nos dirigeants n'ont jamais écouté la voix du peuple ni nos députés. Noho iz
Qu'en pensent les dirigeants de naguère et d'aujourd'hui ? Il faudrait qu'ils écoutent ce que dit le peuple. Le "hira gasy" datent d'Andrianampoinimerina me semble-t-il. Tco
Tsara izany raha hira malagasy tiko loatr,feno hanatra❤❤❤❤❤
2023 ❤❤❤mbola ato eee,avy amin'i région itasy ❤❤n'a aty Antany lavitra aty aza tsy manadino an'i Madagascar ❤❤
La musique malgache est extraordinaire. Merci à Ramilison Besigara et à ces artistes qui perpetuent la tradition
zany n tena rappeur old school
Hira GASY, mitondra anatra eo amin'ny fiainana, TIAKO Foana.
Tsara zaraina amin'ny taranaka e
Tokony mba hotohanan'ny mpitondra izy itony. Ohatra hoe rehefa fifampiarahabana nahtratra ny taona sy fetin' ny fahaleovantena dia mba asiana mpihira gasy ihany koa manafan ny lanonana.
tena mazava nenao evitra tsar milay hira gasy a....
Ny hira gasy dia mifono anatra ho an'ny olona rehetra!
Indrisy,ka ny antsika ange lasa valalan'alika ee,na isika tompony aza tsy tia
Atsiarovako ambanivolo@ radio madagascar❤❤❤
Sady mampiomehy no mahafinaritra. Misaotra😍
Ny any aminay❤
Zany mihints za aloha mbola makafy be ❤❤
Owaooo mankasitraka e♥️♥️🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Iza zany e saofera sa fonctionnera e😅😅❤❤
Mahangoma anaka any dadabenay zan hira zan ee de tena tiany io 👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏
Ndry matsiaro ny fahazazana, tena mafinaritra ery no mihaino hiragasy
Iza no mijery fevrier 2021. Tena kanto loatra
Tsy mba ilaina eo am fiainana mhts n olona maniditsidina, #2020 mbol miheno foana,
J adore les danses traditionnelles et ils arrivent exprimer la réalité de la vie à mada
hihihi voatonona ry Marie sy Julie a!😂😂😂totoa Mariette sy valilahy John.ary misy vazaha ô!hianaratsika io a
Tokony mba manao fitetezam-paritra fa misy mankafy ihany koa ny aty
❤2024 mbola miheno
Ato eh
Tiako zany ka hira❤❤❤
hafa ihany ny Gasy!!!!!
i love 'hira gasy" thanx troop Ramilison
Ho ela velona ny hira gasy!!!Tokana!!
milay izany fantsy izany a!!
Tiko be foana ny hiragasy!
Ndryy fahazazako d Tony fona rhf lahady ariva
hafa ihany ny gasy eee!
:D
Fonctionera e😂😂❤❤❤
Août 2024❤ mbola tena mankafia
manja nama zan hira gas zan ah,,,,,ton no ten vazo miten,mrc bcp ehhh
Tompoko
Tena mifona re iray olona raha toa ka tsy nahala ny zava tsoa navelan'iero taloha. Miala tsiny, maila ombo, fa tsy tola ny fahiny tompoko.
Soa fa mbola misy olona tahaka anao mandefa hira gasy. Tena hira gasy.
Misaotra tompoko
Tena hafa ihany ny hira gasy e. mipetrapetraka tsara ny tonony. Ho ela velona e
Hafa ihany . Aiza no mba ahitana ny album n'izy ireto ?
tsar be le hira,manome hafatra
tsy tontan ny ela ! misaotra anareo mitazona lalandava ny vakodrazana e! ela velona MADAGASIkARA ! misaotra betsaka ! mirary soa e!
Tsara sy ho ela velona anie ny hiragasy eh. indrindra rehefa mirindra toa izany ny feony
J'adore le hiragasy. J'aurais vraiment aimé les sentiments de Sophie.
Je suis vraiment curieux.
Ciao
afahiany ny vakodrazana tana mafibe ny malagasy misaotra tompoko
oadray re ry lala ô! eny ho'aho e! misaotra ô!
Za milison Besigara
iny fa narary andoha hono ahahaha
A true classic.
Tsara loatra !
Tiko be e❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
... tsy mba ilako amin'ny fiainako mihintsy ny olona manidintsidina...
Mankasitraka eeeee
Zany mou reny saofera sy fonctionera reny
Mangina ty vava f aza miteny maharitra ary akombony f sao hidiran lalitra...🤣🤣🤣
Noheveriko fa paoma fanao dessert Hay izy ity voanatsindrana🤣🤣🤣ankafiziko fona
👏👏👏👍
Volombehovavy hono tsy kasihana hety iiiii
Mahia be volondranjo😂😂😂
Ireo no tena groupes tena tiko be misaotra betsaka nizara tompoko
Tsara eee 💖💖💖💖
Est-ce que quelqu'un peut donner la traduction svp? Je ne comprend qu'une partie de cela. Misaortra betsaka!
T'es rigolo vraiment
Oui, pour moi aussi
@@eliyahumorning Basiquement, la chanson compare deux travailleurs, un chauffeur (probablement de taxibrousse) et un fonctionnaire et essaye de determiner lequel des deux convient le mieux pour le mariage.
C'est à peu près le même concept que la chanson du même groupe "Mpivarokena sy Mpivarodamba".
Génial! Authentique !@!
fahatsiaovana tany mada zany mahafinaritra
Milay trop eh....
Hi3. mankasitry indrindra Tompoko. marina tsisy kianina ny tononkira anareo e!
Kkkk tena resy ny fonctionnaire
zany ka hira
ho ela velona anie iMadagasikara
Tsara rangahy ny hiragasy a, ny anatra tombony fotsiny saingy ohatran'ny mitady tsy di ho hita intsony
Tsara 👍👍❤❤
afa iny zavatra talo
Hihihi ato Amb i Marie de mbl miampy Julie koa
Hafa fona n'y antsika eee
2024 mbl mankafy eee
mandona zany fantsy alefanzareo zany
Sotra ranga
tena lay kosa a
Madagasikara Tanindrazako tiako ary tsy atakaloko ny hafa
tiko be!
Mahafinaritra!!!
zany f'zalah sofera sy fonctionera aaa
❤
❤❤2024
Dia iza zany no ho vadina? saofera sa fonksionera? Ny ahy zao de saofera no vadiko. fa ndraindary mameno versement e
mahia be volo tongotra mdr
Fantsiline Classique: izany ny atao hoe vazo ary vazo miteny
Ehhhh, Tena tsara ireo olona e. Fomba hatram'i Andrianampoinimerina ny "Hira-gasy" (raha tsy diso aho, mba ahalalana ny toe-javatra).
Malheureusement, nos dirigeants n'ont jamais écouté la voix du peuple ni nos députés.
Noho iz
Qu'en pensent les dirigeants de naguère et d'aujourd'hui ?
Il faudrait qu'ils écoutent ce que dit le peuple.
Le "hira gasy" datent d'Andrianampoinimerina me semble-t-il.
Tco
Milay zany mpihira vokatry ny tany avy any aminay avy eny Fenoarivo milay a
ça existe encore ces fonctionnaires......
milay e
ben nasıl buraya geldim mk
Mdr
chu
WHAT DO YOU WANT''YOU ARE NOT UNDESRTAND MALAGASY.THIS IS MALAGASY SONG HIHIHI