JESOSY lay tsy mahafoy sady tsy miza-tavan'olona ,eny fa na dia ny faran'izay mpanota indrindra aza dia tena tiany ho vonjena ary na ny mihevitra ny hoe tena ho faran'izay mahantra indrindra aza afaka ny ho ampifalian'i JESOSY indray! tsara be lay hira mankasitraka an'i JESOSY sy ianareo
Tsy mb manda atsika n'a manda aza isika ke mahereza aby ry namana mb aharitra @ finoanw
mercie beaucoup fa tsara be ❤❤❤❤
tena tsampanao tokoa io hira io rehefa iny ianao mangina iny! aza misaraka amin'ny jesoa na faly ianao na ory! satria izy tsy mahafoy anao ninoninona fahotantsika
ny fanahyn'Andriamanitra ny saiko mba hadio merci!
Tena tiko ny hiranareo; isan'andro tsy maintsy mihaino refa kivi2 iny ; tena mampahery merci e
Tsy kivy fa manana Sakaiza tsy mahafoy. Tano mafy n'y finoana n'y Mpiandry. Tsy ho diso fanantenana ianao .:-)
Misaotra Jesosy sakaizako fa tiako Ianao Amen
misaotra indrindra e JEHOVAH anie hanome anareo fiadanana sy fahasalamana mba hanohizanareo ny fitoriana ankira tahakizao
Amen, mercie bcp tena tiako be hira ty 💝💖
Merci beaucoup!! makanhery ana miits ti hira ity. 👏👏👏👏
JESOSY lay tsy mahafoy sady tsy miza-tavan'olona ,eny fa na dia ny faran'izay mpanota indrindra aza dia tena tiany ho vonjena ary na ny mihevitra ny hoe tena ho faran'izay mahantra indrindra aza afaka ny ho ampifalian'i JESOSY indray! tsara be lay hira mankasitraka an'i JESOSY sy ianareo
Misaotra,mampahery tokoa
Merci
Tena mampahery bé lay hira❤️❤️❤️❤️❤️
Tiako be fa misaotra 😍😍
Misaotre! Tena mapahery tokoa ty hira ty ndrindra fa ref mis probleme! Tena tiko be! Misaotra Tompoko de mankasitrake!
Mahery JESOSY. Velona sy manjaka izy
NA ORY AZA IANAO JESOSY TSIMAHAFOY ANAO 💖💖💕🙏🙏🌹AMEN NAINONA NAINONA HIATRA AMINAO JESOSY TSY MAHAFOY ANAO 🙏🙏💖💕
Na hory aza ianao jesosy ilay sakaizanao. Tiko ery sady mampahery be le hira.Mankasitraka. voninahitra ho any avo indrindra
Tena mampahery e . Tiko ny hira .
mahasalama ny hiraz
Dziewczyny, jesteście świetne!!! powodzenia :*
Mankasitraka fa ao anaty hira no misy anilay afatra tsara indrindra
Slt naleo!!! tsara be lé hiranareo o!
Tsara at
tsara be :)
Amen!
MAFATFATY BEU!!!
mankastrak e!!!! mafinaritr be le hira
tena mahafinaritra be le hira tena tsara be misaotra nareo
Amen
tena mahresy lahatra le hira
mampahery toko
❤❤❤
tsara e fa mba asio tononkira raha azo atao e
Merci fa mampahery
mifaly mandrakariva ao amin ny tompo
Misaotra Jesosy nanaiky ho sakaiza tsy mahafoy
mafinaritra eh!!
tena tiko ralah ty hira ty e,
Jesosy tsy mba mandao .
tsar be e!!!
tena tiko le hira
mba mila ny tonon'io hira io izay manana, stp, merci
tiako be Merci
💜
Na ory marina az ianw JESOSY marina ilay sakaizanw
tsy kivy ref ao JESOA
tsara a
mafinaritra be
mafinaritra
Facebook topo o avia
Amen!!!
Tena tiako be ilay hira ty