- Видео 16
- Просмотров 937 251
andryraissaldg
Добавлен 28 июн 2011
SANYAH RAISSA
feno roa taona sahady le zanaky ny dadany. Tadidinay foana ilay tsy matory raha tsy am iray maraina fa rotsirotsina foana hono. Biz akia a!. Andry raissa ECAR Bemasoandro
Просмотров: 572
Видео
PROUT SEXY 2012
Просмотров 1,5 тыс.12 лет назад
Sanyah Raissa a un secret à vous dire qu'elle organise un danse prout sexy 2012. à .......... Andry Raissa Ecar Bemasoandro
Tompo ô! mangovitra ny vava
Просмотров 157 тыс.12 лет назад
Hira fifonana katolika "Tompo o! mangovitra ny vava".Izay manetry tena no hasandratra ....Bizou bedebe ho an' i Sanyah Raissa sy ny Mamany. dia mankasitraka antsika jiaby e! Andry Raissa ECAR Bemasoandro
Groupe 5 X 5 - Tsara tsy lany
Просмотров 40 тыс.12 лет назад
Eny e! ny tsara tsy lany fa ny toetra sy ny fifampitazaina koa vitsy raha soloina! Andry raissa ECAR Bemasoandro
Groupe 5 x 5 - Ilay niserana
Просмотров 23 тыс.12 лет назад
Inona no ataonao raha ianao tojo ny olona iray niserana teo anatrehan' ny fiainanao ka nanjary noesorin'ny tsy anjara teo aminao? eeeeee! any izy any Ilay niserana teo amin'ny fiainako; Andry raissa ECAR Bemasoandro.
Groupe 5 X 5 - Fomban'olo
Просмотров 44 тыс.12 лет назад
Fomban'ny olona foana io fatra-panendrika io.kanefa sambatra izay enjehina @ fahamarinana. Andry raissa ECAR Bemasoandro
Groupe 5 x 5 - Tsy anjara
Просмотров 20 тыс.12 лет назад
Bj! ela zany tsy nihaonana 'zany e! ity indray no azoko atolotra ho anareo . Groupe 5 X 5 - tsy anjara. Tsy ny fisarahana aman'aina ihany fa mety hafa ihany koa. Ianao irery ihany no mahalala.....Andry raissa ECAR Bemasoandro
Fahatsiarovana an'i LANTO (APAL - ECAR BEMASOANDRO)
Просмотров 2,2 тыс.13 лет назад
Ny famindram-pon'A/tra sisa no andrasana an'izay nanao ankasoparana an'i LANTO. Aoka ny tompo no hamaly izay nahavita izany .Ny zoma 01/07/11 lasa teo mantsy no nandrenesanay fa nody mandry ny faha 21 taonany teo i LANTO (APAL ECAR STE THERESE D'AVILA BEMASOANDRO). Andry raissa LdG ECAR BEMASOANDRO. Hitsarana anao ny zava-bitanao indray andro any.
APAL .Ny famindrampon'Andriamanitra
Просмотров 1,1 тыс.13 лет назад
Mivavaha ho azy mba eo ankavanan'A/tra ny fanahiny. LANTO! mandriam-piadanana. Andry Malala Raissa ECAR BEMASOANDRO
Sensei Louis de Gonzague
Просмотров 22613 лет назад
Sensei Louis de Gonzague RANDRIANASOLO né le 25 janv 1954 .Ceinture noire 5éme DAN en KARATE SHOTOKAN (club KBC), et 5éme DAN AI-KING SAMOURAI (club Ai-king samourai o! dragon). son objectif est d'enseigner tous les élèves en bien formé,bien pratiqué......Andry Malala Raissa
AI-KING SAMOURAI DIRIGE PAR SENSEI LOUIS DE GONZAGUE
Просмотров 33913 лет назад
Sensei Louis de Gonzague RANDRIANASOLO enseigne leur disciples pour la pratique de kobudo et katana .Cette démonstration est un forme de combat face à l'adversaire : kUMITE .Sensei Louis de Gonzague le seul maître qui nous offre tous leur effort , le bien .....Andry Malala Raissa ECAR BEMASOANDRO
AI-KING SAMOURAI DIRIGE PAR SENSEI LOUIS DE GONZAGUE
Просмотров 31413 лет назад
AI-KING SAMOURAI est un art de self défense fondé en 1997 par Sensei Randrianasolo Louis de Gonzague Ceinture noire 5éme DAN .Il est aussi pratiqué le KARATE SHOTOKAN en ceinture noire 5éme DAN dans un club KBC à Tsaralalana (ancien siège budo-kan Ampefiloha). Je vous envoie ainsi de suite d'autre renseignement.Andry Malala Raissa ECAR BEMASOANDRO
ANTSON'I KRISTY -AZA KIVY.DAT
Просмотров 186 тыс.13 лет назад
Na ory aza ianao Jesoa tsy handao anao na hanary anao Izany indray hono e! ankafizo rankiza a! tian'ilay zandrinay mihintsy io hiry io.Andry Raissa ECAR BEMASOANDRO
ANTSON ' I KRISTY -AIZA RE.DAT
Просмотров 98 тыс.13 лет назад
Aiza no misy fiadanam-po rankizy a! ao amin'i Jesoa irery ihany hoy ny Tononkira .Andry Raissa ECAR BEMASOANDRO
ANTSON'I KRISTY-FANOMPONA.DAT
Просмотров 48 тыс.13 лет назад
Ny fanompoana an'A/tra tsy hijerena tavan'olona na fankahalana fiangonana rankizy a! Andry Raissa ECAR BEMASOANDRO
2025 tiakooo foana
ao @ jesosy irery ihany Amen
Tompo ô mamindra fo aminay amen 🙏🙏🙏
Mandriam-piadanana Rahalahy 🙏🙏🙏
Victoire’s. Rasoamanarivo. Tompo. O. Mamindra. Fo. Aminay. Amen.
Hang hire gasy tiako
Rip
Mandria am-piadanana rahalahy ao amin’ny Tompo 🙏
Repose en paix i Nantenaina
Mandria am-piadanana Nantenaina!
Mandria ampiadanana rahalahy amin Tompo 😢
Bravo félicitations
MBA aiza ary ry zalah reto zao
Tampo k tafahoatra ny fitiavanao anay
Qui est la 2024❤
Ilay faha zazako
tsaroako ity hira ity, T5 aho tamin'ny nampalaza azy
Hira gasy tiako indrindra na 12 taona taty aoriana ary ❤❤
Mamindra fo aminay Tompo.
Courage Avec Jesus
❤
Avy dia ny 10 sy 9 taona lasako no tsaroako, fony mpianatry Madecasse ❤ C'est vraiment nostalgique.
Mamindra fo aminay Tompo 🙏🙏🙏😭
Manja le vehivavy e!
❤❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Merci baeucoup
Mbola zaza zah naheno an ty hira ty ! 2023 fa mbola tiako nahatsiarovako ny faha zazana
❤
Merci, Tompo ô, mamindra fo aminay !!!
Mlay zan vazo zan
AMEN
❤❤
21/02/23 😢😢
Maerez faon eh fa ts maints mahit tsik eh 🕍🙏
Ny vola sy ny harena nao .. mandalo anie izany.. Marina dia marina tokoa🥲
Tsy ho kivy na maro my enjikenjika sy endrikendrika. Mangina fotsiny.Aza tomany. Mivavaha fa misy Mpampitony. Mahereza.
Tsy kivy fa manana Sakaiza tsy mahafoy. Tano mafy n'y finoana n'y Mpiandry. Tsy ho diso fanantenana ianao .:-)
Tompo ô mamindra fo aminay fa zandrinanao zahay
Tompo ô mamindra fo aminay fa zandrinanao zahay
10/27/2022🇲🇬
Mandrià ampiadanana papa
11 déjà sa chanson là,, je pas i crois!
tsar feo lotra ndry,, sad manana trie molo
Mibebaha hianareo; fa efa akaiky ny FANJAKAN’NY LANITRA. Matio: 3, 2 Raha toa ka ianao efa nibebaka sady efa nandray i JESOA KRISTY tsara dia tokony tsy ampiasa sary tahaka io intsony haka-sary AZY ao antsaina fa avelao hianao Tarihiny FANAHY MASINA sady Ampianariny Teniny. Izay rehetra azonao avy AMINY dia tehirizo ao anatinao mba ho fantatrao ahoana no atao miara-miaina AMINY, fony mbola ety an-tany? Satria mivelona ao anatinao IZY, ka noho izany dia izay Sitrany rehetra tanteraka ao aminao, ka misy fotoana IZY dia miseho aminao, rehefa miseho aminao IZY dia tsy hampitaha AZY amin’olon-kafa intsony ianao fa IZY ilay tena IZY fantatrao sady mikambana aminao.
Tompo o! Mamindrà fo aminay fa zandrinao zahay🙏
ndriiiiiii,tikoooo
Ndrii. Nahatsiarovako ny hendrikendrika nanaovana ahy tam zavatra tsy nataoko
tsara! misaotra ô!
izay manendrikendrika mbola ho voaendrikendrika. tsy maintsy mitody ny atao. hoy ny tenin'ANDRIAMANITRA ao @ II Tesaloniana 1 : 6 " fa zavatra marina amin'ANDRIAMANITRA ny hamaly fahoriana izay mampahory anareo " AMEN! manàna FINOANA e! misaotra ô!
MISAOTRA TOMPO ô,mamindrà fo amiko