tsisy fiadanam-po aloha raha eto antany e! ao amin'ny jesoa irery ihany tokoa! tebiteby lava no ety antany ! tohizo hatrany ny hiranareo fa mitondra ny olona handalina ny fiainana makany amin'ny fahamarinana sy akaiky ny tompo hatrany,misaotra e!!!
Çeci c'est une autres version d'Aiza Re par les "Underground Boys of Tana." J'espere que vous allez l'aimer beaucoup. ruclips.net/video/N2xAj69TCXc/видео.html
Aizare, aizare, nomisy fiadanako sy fiadanantsainako.. oo..awaminy jeso sy rery any oo..ny vola sy arenana mandalo ane.. zany mandalo ane zany
Ny vola sy ny harena nao .. mandalo anie izany.. Marina dia marina tokoa🥲
tsisy fiadanam-po aloha raha eto antany e! ao amin'ny jesoa irery ihany tokoa! tebiteby lava no ety antany ! tohizo hatrany ny hiranareo fa mitondra ny olona handalina ny fiainana makany amin'ny fahamarinana sy akaiky ny tompo hatrany,misaotra e!!!
ao @ jesosy irery ihany Amen
Zay zalahy hira tiako ay ummmm ts mety mahaitsaka zah 😘😘😘😘😘😘😘
zay rah tiako ay mahtsaratsara zah 👍👍👍👍👍👍👍👍
tsara! misaotra ô!
tena tsara fa misaotra anareo telo mianadahy e💐👌
Mankasitraka anareo ee tiako be daholo hiranareo
tena tsy misy fiadanam-po marina raha tsy ao am jesosy fa ny eto dia fandalovana fotsiny ihany! (y)
Bravo félicitations
Çeci c'est une autres version d'Aiza Re par les "Underground Boys of Tana." J'espere que vous allez l'aimer beaucoup.
ruclips.net/video/N2xAj69TCXc/видео.html
mahafinaritra fiadanampo miaraka amin Tompo
Tss fiadanampo rh tsy ao@ Jesosy. Tena marina fa ny vola sy harena mandalo
Tena ao amin'I Jesosy irery ihany no misy fiadanana .
Maerez faon eh fa ts maints mahit tsik eh 🕍🙏
Ao amin'i Jesosy irery ihany no misy fiadanam-po
Merci baeucoup
Hang hire gasy tiako
Tena Marina toaka Zane ee, misaotra betsak
Aiza re ny misy fiadanam-po
😭💔💔❤️❤️❤️
❤
marina miitsy zany
Tena ao @ Jssy irery ihany marina no misy fiadanam-po
Ao amin'i Jesosy irery ihany no misy fiadanam-po