Vary amin-dronono tondrahy tantely lahy ro KTKT ka la tsy hay tologny fa la mampitsinjaky ampitoboha.....Manja ....ka maaaanja.... tsy misy concurent...Mahavelo bevata lahy Cyrille fa teako mare dididky ...Tsy atao amasonao fa toy le rythme mampijaly pastora... Ligniry,tsemboky..sempotsy fe ty akanjo maha pastora tsy azo ahintsa...!fa la miaritsy TREFLE....mivavaky mare mba tsy ho toira ambony alitara...Hihihi
Merci beaucoup ni FIDA CiRILLE namoka an'ity hiratoy fa le militre Soa ampoko gni dikany sy ni heviny merci anareo ankonatsiva izay Ni laha kristianina ni kristianina .try ni mofo ihany no mahavelona fa Tenin'andriamanitsika koa mahavelona ni olona
Mankasitraka Ktkt, deraina Jesosy
Hallelujah, tahin Tompo àby e.
Toliara an Jesosy, Amen 🙏
Vary amin-dronono tondrahy tantely lahy ro KTKT ka la tsy hay tologny fa la mampitsinjaky ampitoboha.....Manja ....ka maaaanja.... tsy misy concurent...Mahavelo bevata lahy Cyrille fa teako mare dididky ...Tsy atao amasonao fa toy le rythme mampijaly pastora...
Ligniry,tsemboky..sempotsy fe ty akanjo maha pastora tsy azo ahintsa...!fa la miaritsy TREFLE....mivavaky mare mba tsy ho toira ambony alitara...Hihihi
Tena mafinaritra fa merci beaucoup tena afa-po
Ktkt tsy lany mamy. Misaotra bevata anareo
Mahafinaritra be ny sary, ireto mpihira è ! 😍😍
Bonjour!afaka mahazo ity tononkira ty na soratana ato fotsiny fa tiako be nefa tsy misy azoko izay teneninareo misaotra tompoko
Merciii beaucoup tegna tsara be Ilay hira tahina Tompo aby iiii
On dirait musique Zoulou !
Magnifique !
Merci Ktkt Akon'i antsiva.💙
Merci beaucoup ni FIDA CiRILLE namoka an'ity hiratoy fa le militre Soa ampoko gni dikany sy ni heviny merci anareo ankonatsiva izay Ni laha kristianina ni kristianina .try ni mofo ihany no mahavelona fa Tenin'andriamanitsika koa mahavelona ni olona
Antsika iaby lie
Misaotra ry reto a! mankasitraka be dia be.
Misaotsy lahy
Jesosy avao ro antsika mahavelo ny fanahy tena le velobelo
Tahin i jesosy aby
Merci beaucoup mes amis
Mankasitraka anareo rehetra ary misaotra indrindra satria mampihetsi-po tokoa ny hira. Misy aingam-panahy vaovao fa tsy toin'ny hira efa fandre. Misaotra ho tahian'Tompo.
Misaotra e! mafinaritra tompoko mirary soa tahin'ny Jesosy nareo
Mr6 fa tsara amen!!
Merci Madagascar! Jésus est notre Seigneur, notre Sauveur, notre Roi . Il revient bientôt.
Tsara ai mouaahh tahian ny TOMPO aby eee!!mankasitraka ee! !
misaotra ry Akon'antsiva, mbola tsy miova mints nareo hatram zay ka hatram zao, tohizo hatrany ny fanompoana fa tsyho foana ny fikelezanareo aina e
Voninahitra ho an ANDRIAMANITRA
La mijanji ary ataoko ampo jesosy izy irery ihany no lakile nifianako .Naho aiza aho fa iraike avao' hoderaiko mandrakariva Jéhovah anie hitahy anareo ktkt ankonatsiva
Tsara loatra ilay KTKT, misaotra betsaka e
Mba hianatra zaho ra misy mapianatra tiko be
Tena mafinaritra
Mba mangataka parole leh ze mana azafady
mba tiako azo tononkira ty eh
Tsara ay misaotra e tahiny tompo daholo
Misaotra é
Amen
misaotse bevata ry ktkt namana fa tena talily soa ty entenareo toy
merciiiii
💟💟💞👍
zao za vo mihaino azy misaotra ry reto à ! tsara be
teako bibiiiiky li
mankasitraky 😗
O
7
Mba omeo parole e!