sambatra izay manana any ANDRIAMANITRA ts very mandrakizay. ankiniko aminao izao fiainako zao JESOSY. Merci @ nareo lahy fa TOMPO no hitahy anareo fa tena soa hira toy. 👍💖💖
Misaotra nizara, raha afaka manao tsikera kely aho dia izao, mila mba mitsikitsiky ireo chanteuses ireo fa tsy tena hita loatra amin'ilay hira ny maha fifaliana an'ilay hira
Efa elah io hira io tompoko fa ndraso fa amn album anay manaraka dia ho teneniko ny chef de choeur anay .. misaotra tompoko dia mahefa be ao amn Jesosy.
HAZOMANGA SOA Toy izao toy le olo-fatro boe ! Velon-draty tsy misy mpitolo e ! La miriorio 'ty vetsivetsiko e ! Mba iha lahy ro hovantaniko ? Ankiniko aminao, lahy 'zao fijaliako 'zao ! Jeso raika avao no HAZOMANGA SOA Ka hamaly be, hamonjy ahy koa ! Oh ankiniko aminao, hainao zao fijaliako izao Jeso raika avao no HAZOMANGA SOA Hamaly be, hamonjy ahy koa ! Ndra 'ty longoko aby, ka tsy mitolika ahy e ! Ndra rahalahy sy anabavy e Sandraky 'reo 'zay malay ahy lafa meloke mare ! Fa raty aho ko tsy tarehane ! Ndra mihina' aho tsy telikane Ndra miroro aho tsy mety torimaso ô Mipolipoleka avao 'ty maso jusque maraindray Mandinike 'ny hiafarako !
tena tiako io hira io an,, tena efa ela za nitady an'azy, fa itako iany, mba asio parôle ry zareo f tiko iraina fôna fa ts mahay toniny za,, d tahin'ny Tompo tompoko
Misaotsy anaao lahiko,Tafara tato tseriky gn'aiko kay moa Lebivy, Lesolo sy faravavindreo manao solo reo ..... zay zaho vo á la page....olo bakaminay agny reo ka haiko ....aja ni-be t'ankisirasira tao.Manimany aminay agny....merci.
Jesosy Tompo Ianao no anankinanay ny fiainanay.misaotra an'Andriamanitra mandrakariva izahay dia misaotra koa ny FLM 67 ha fa tena tsara e ,mankasitraka e
Mandria am piadana lahy Bivy. 😭😭
Un grand artiste
Jesosy iraika avao no hazomanga soa. Ankiniko Aminy n'y fiainako. Tsara be ity antaa ity. :-)
sambatra izay manana any ANDRIAMANITRA ts very mandrakizay. ankiniko aminao izao fiainako zao JESOSY. Merci @ nareo lahy fa TOMPO no hitahy anareo fa tena soa hira toy. 👍💖💖
Mankasitraka BIVY aaaa mahery enao.Faly zay manana anao.Tohizo ny fazotoanao
Ndriiiiiiyy...Mandria am-piadanana zoky Bivy a!
Misaotra nizara, raha afaka manao tsikera kely aho dia izao, mila mba mitsikitsiky ireo chanteuses ireo fa tsy tena hita loatra amin'ilay hira ny maha fifaliana an'ilay hira
Efa elah io hira io tompoko fa ndraso fa amn album anay manaraka dia ho teneniko ny chef de choeur anay .. misaotra tompoko dia mahefa be ao amn Jesosy.
Tena Feno fifaliako mihaino anareo Tena mahay mihira ary Tena mangina be anareo aho bonne continuation mes ami(es)
Fa io rahalahy mihira io v lé tonton Bivy tompoko, tsara le hira! Ny olona mandao Jesosy no tsy mandao e
Lasa any amin'Jesosy Tonton Bivy🤍
mandria am-piadanana leh tonton Bivy e
Ndryyy! Mandria am-piadanana Bivy! Que la terre te soit légère :(
Ndray mihina aho tsy telenkany
Ndray miroro tsy misy torimaso
Ankiniko aminao
Hai'nao zao fijaliako izao
Jesoa raikavao rô hazo mangasoa
Mamono e ! Hamonjy gnainko
❤
Jesosy irery ihany tokoa no hany Hery, Hazomanga tena Izy!
mba alefaso eto ny tonon ity hira ity ho an izay mahay fitenim- paritra ee, misaotra mialoha.
HAZOMANGA
Toy zaho toy lahy olo fa tsobo eh
velon-draty tsy misy mpitolo
Laha miriorio ty vetsevetseko
Fa ia lahy ro vantagniko (x2)
Ref : Ankino Aminao
Hainao zao fijaliako izao
Jesoa raiky avao ro Hazomanga soa
Tamaniko hamonjy gn'aiko (x2)
Ndra ty longoko aby tsy mitolik'ahy
Ndra ralahy sy anabavy eh
Sandrak'ireo zay malay ahy fa meloky mare eh
Fa raty aho tsy dareany eh (x2)
Ref
Ndra mihina aho tsy telin-kany eee
Ndra miroro tsy mahita torimaso
Miboliboleky avao ty masoko zisk maraindray
Mandinike ty hiafarako
Ref
(Mbaahitsioraha misy diso)
misaotra betsaka re
hoan'ADRIAMANITRA irer iany voninahitra. amen.. mmakasitraka fa tena tsara 👍👍
Tsara le hira..!!
Misaotra Tompo ô!!😇😇
Paix à son âme ! ❤️🙏
I know it's kind of randomly asking but does anybody know of a good place to watch newly released series online ?
Jesosy raike avao ro hazomanga soa
Ak'iniko aminao gni fiainako
Mandria am-piadanana lay zokibe BIVY 😭 😭
ahhh ity koa tiako annnnn.. hmmmm. Eny tokoa, mba asio tononkira tokoa mouh eee
Ndriii Bivy.mandriampiadanana
Olo bakaminay agny lehy reo...
Misaotsy lahy Bivy
tsy misy koa gn'agne,,,
Ho tahin-dRagnahary aby tsika , mba tsy hovery finoa fa hino aze hatraminy farane...
Misaotsy lahe..
"jeso raiky avao ro hazomanga soa!"
+Sylvoalias Salama Ravelot > eka marina zay zokibe, olo quartier raiky aminay Bivy io
Ndragnahary lahy ro hitahy....
fa tsika samy tsika avao io....
samy bak'Ankisirasira egny aby...
S.
Tsara loatra e 😭😭😭😍🙏
Voninahitra ho an' Andriamanitra.
ankiniko aminao
hainao zao fijaliako izao
Jesoa raiky avao ro hazo mangasoa
tamaniko eeee hamonjy ny aiko
mahereza bivy a!
Tena tsara. Deraina Jesoa
Tsara le hira fa mba mangataka tonon-kira
HAZOMANGA SOA
Toy izao toy le olo-fatro boe !
Velon-draty tsy misy mpitolo e !
La miriorio 'ty vetsivetsiko e !
Mba iha lahy ro hovantaniko ?
Ankiniko aminao, lahy 'zao fijaliako 'zao !
Jeso raika avao no HAZOMANGA SOA
Ka hamaly be, hamonjy ahy koa !
Oh ankiniko aminao, hainao zao fijaliako izao
Jeso raika avao no HAZOMANGA SOA
Hamaly be, hamonjy ahy koa !
Ndra 'ty longoko aby, ka tsy mitolika ahy e !
Ndra rahalahy sy anabavy e
Sandraky 'reo 'zay malay ahy lafa meloke mare !
Fa raty aho ko tsy tarehane !
Ndra mihina' aho tsy telikane
Ndra miroro aho tsy mety torimaso ô
Mipolipoleka avao 'ty maso jusque maraindray
Mandinike 'ny hiafarako !
@@saryMahefa misaotra
fa ela avao nilako an'ny hira toy zay,misaotsy areo rolahy))
+Liashev Rkt Agny avao lahy Ankisirasira zay....Jeso raiky avao ro hazo manga soa...Ie raiky avao ro azo atokisa,azo iankina....misaotsy anareo nizara tale...sary Mahefa...
tena tiako io hira io an,, tena efa ela za nitady an'azy, fa itako iany, mba asio parôle ry zareo f tiko iraina fôna fa ts mahay toniny za,, d tahin'ny Tompo tompoko
misaotra fa velombelona mihintsy ny aim-panahy e
Tena tsara loatra ny Tompo, mampitomany be lay hira. Izy kay ny anara'ilay mpihira??
Chorale Trompetra Fanantenana flm 67 ha tompoko.
mafinaritra ny hira fiderana e
Iiito kay le hira eee, tsara e
Misaotra eh!
ndra mihina aho tsy telin-kany eee
ndra miroro tsy mahita torimaso
miboliboleky avao ty masoko jusqu 'à maraindray
mandinike ty hiafarako
Zao va ?Ka nao lahy ia moa olo mihira reo fa tsy haiko...
Sylvoalias Salama Ravelot Trompetra Fanantenana 67 ha
Misaotsy anaao lahiko,Tafara tato tseriky gn'aiko kay moa Lebivy, Lesolo sy faravavindreo manao solo reo ..... zay zaho vo á la page....olo bakaminay agny reo ka haiko ....aja ni-be t'ankisirasira tao.Manimany aminay agny....merci.
Oui
Jesosy Tompo Ianao no anankinanay ny fiainanay.misaotra an'Andriamanitra mandrakariva izahay dia misaotra koa ny FLM 67 ha fa tena tsara e ,mankasitraka e
Misaotra betsak lats aka ranomaso nh mihaino ty,
asio parole izy ity fa ts hay e jakany
kanto lotra
misaotra bevata rolahy fa treako avao ty raha nilako fa ela toy