Misaotra an'i Jehovah Tompo fa noho ny fitiavany antsika mandrakizay ao amin'i Jesosy Kristy Tompo dia tsy mitsahatra Izy maniraka ny mpanompony hitory ny filazantsara na ankira na amin'ny alalan'ny toriteny .Misaotra anareo tanora fanantenana antsimon'i Mahamasina fjkm Noho izao toriteny ankira ataonareo izao hitahy anareo anie ny Tompo Jesosy .Ry havana izay mihaino izao hira izao ô!Miverena re amin'i Jehovah Andriamanitrao e! Isaia 55:6 Efa mamotsina anie ny aviavy e! Marka 13:28-29.Fa sao dia hanenina e! ,ry havana rehefa manenina anie dia efa tsy misy azo atao intsony e! .Aoka ny tenin'i Jesosy Tompo no iainanao, sy ivelomanao .Ho amintsika anie ny fahasoavan'i Jesosy Tompo sy ny firaisana amin'ny Fanahy Masina .Amen
Cette chanson me fait revenir bien des années lors de mes années du primaire.c'esy loin en effet mais c'est comme si c'était hier.chansons qui ont ravi mon enfance et ma jeunesse.que c'est loin tout cela cela !
Mankasitraka feno amin'ny Hira Fiderana, tena mampieritreritra, ny maha-mpanota, mahafaly ny mijery tanora mitendy zava-maneno, miavaka ny violon, dia ho tafita amin'ny Fiainana daholo e!
Mankasitraka tompoko, tena tsara, mirindra be, mafinaritra ireo fihetsika miaraka amin'ilay tonony mifananatra. Ny Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.
Fantatrao fa ny fahamoram-panahin'Andriamanitra dia mitaona anao hibebaka ? Fa ny ditranao sy ny fonao tsy mibebaka no iraketanao fahatezerana ho anao @ ny andro fahatezerana sy fampisahoana ny fitsarana marin'Andriamanitra Izay hamaly ny olona rehetra araka ny asany avy (Rom 2 :4b-6b)

'lay Mpitendry violon ihany koa ohatran'ny mahafinaritra an!, tsara daholo e! mampibebaka
Mankasitraka ♥️❤️
mihainoa ny tenin Andriamanitra , ankataovina ny teniny amen voninahitra ho an ANDRIAMANITRA amen
Mampatsiaro t@ izao sekoly alahady io hira io mankasitraka tena afa po mahereza fa tsr ny midera .oh mirary soa indridra ho anareo 😀🙏❤️🖐
Tena tsara e! Ny Voninahitra ho an'Andriamanitra! Mankasitraka anareo!
Tsara be oh, concert FFPM fotsiny zao no tena tsara de atao otran zao daholo
Cette chanson me fait revenir bien des années lors de mes années du primaire.c'esy loin en effet mais c'est comme si c'était hier.chansons qui ont ravi mon enfance et ma jeunesse.que c'est loin tout cela cela !
Tiako loatra, Mankasitraka indrindra tompoko, Ny Voninahitra anie ho an'Andriamanitra ❤🙏🏽🌷💌
Mankasitraka feno amin'ny Hira Fiderana, tena mampieritreritra, ny maha-mpanota, mahafaly ny mijery tanora mitendy zava-maneno, miavaka ny violon, dia ho tafita amin'ny Fiainana daholo e!
Oj
Mr m ooo
Mankasitraka tompoko, tena tsara, mirindra be, mafinaritra ireo fihetsika miaraka amin'ilay tonony mifananatra. Ny Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.
Tsara zalah midera ny Tompo e., mazotoa Tanora Fanantenana.
Misaotra betrak tena tsar hira thn jesosy atsany nareo
Tsara b🙏
Manome hery be ny mihaino le hira ,tiako ,misaotra anareo
Tsara be mihitsy
Hafa hiany izany chorale malagasy.
mahafinaritra b, merci ô!
Mankasitraka indrindra o. Ndriii mahatsiaro ny fiarahanay nihira tamin'ireo tarika zokinareo taona 87-94
Mankasitraka anareo tena tsara ny hira ! 👍👍👍
Tsara be, Bravo
Mankasitraka eeee!👏👏❤️❤️🙏🙏
Fantatrao fa ny fahamoram-panahin'Andriamanitra dia mitaona anao hibebaka ? Fa ny ditranao sy ny fonao tsy mibebaka no iraketanao fahatezerana ho anao @ ny andro fahatezerana sy fampisahoana ny fitsarana marin'Andriamanitra Izay hamaly ny olona rehetra araka ny asany avy (Rom 2 :4b-6b)
mankasitraka be dia be fa tena mamelona ny fanahy !
FLM hatr@ tsinai-mainty ao @ Jesosy foana na dia maditra sy manota isan'andro aza! Tsara tena tsara ny hira misaotra Tena tsara eh! tsara! tsara!
Tena tsara be❤❤❤❤
tsara e ! sady manja daholo lé chorale
Tsara e!
Tena tsara be mihitsy
tsara be :)
tsara be ny nanaovanareo azy
Tsara loatra
Tena tiako,Mankasitraka e
tena tsara be... Mankahery anareo fa tena mahafinaritra
tsara rafitra , mahafinaritra sy kanto
Misaotra ny Tompo hatrany fa mamela heloka IZY
Ndriii
💖💖💖
Tsara be
Enfin lorsqu'on est loin de son pays d'origine,alors tout vous submerge d'un coup .
Tena tsara ilay izy. Misaotra indrindra🙂
ankafiziko b
Tena tsara
kanto ery
Tsar NY tompo
Tsara be