Hozakaiko, Hozakaiko, izay anjara omenao ahy, Fa satria ianao no raiko sady tompon’ny fanahy, Na hanafaka ny aiko izay anjara omenao ahy, Hozakaiko, vonona aho ho lehilahy. Ka ny hazo fijaliana Holanjaina noho ianao Irony kapoka ihafiana Raha izay no sitrakao Ny ilaozan’olontiana, ny hamoy harena be Mbola azoko ihafiana, raha ianao no manome Faizinao aho mba ho hendry Ka tsy hanadino anao Andriamanitra o, mpanendry Izao fiainako eto izao Enga anie ny hadalako mba tsy hotsarovanao Izay no hery hahazakako fahoriana toa izao ... Hozakaiko hozakaiko Vonona aho ho lehilahy.
Hozakaiko, Hozakaiko, izay anjara omenao ahy,
Fa satria ianao no raiko sady tompon’ny fanahy,
Na hanafaka ny aiko izay anjara omenao ahy,
Hozakaiko, vonona aho ho lehilahy.
Ka ny hazo fijaliana
Holanjaina noho ianao
Irony kapoka ihafiana
Raha izay no sitrakao
Ny ilaozan’olontiana, ny hamoy harena be
Mbola azoko ihafiana, raha ianao no manome
Faizinao aho mba ho hendry
Ka tsy hanadino anao
Andriamanitra o, mpanendry
Izao fiainako eto izao
Enga anie ny hadalako mba tsy hotsarovanao
Izay no hery hahazakako fahoriana toa izao ...
Hozakaiko hozakaiko
Vonona aho ho lehilahy.
Kanto loatra ilay vavaka. Mankasitraka 😘
Tsara loatra mankasitraka fa tena manome hery vao2 ho ahy ny toniny @ zao fotoana sarotra andalovako zao
👌🙏🙏🙏
Na hanafaka ny aiko
Zay anjara omenao ho ahy
Ho zakaiko ho zakaiko,
Vonona aho ho....vehivavy
Ny ilaozan'olon-tiana...mbola azoko hiafiana raha ianao no manome.
tena tiako,ho zakaiko vonona aho ho lehilahy
Ho.zakaiko !!!!
Vonona aho ho.lehilahy.
Hira tsy mety lefy, tsara na ny parole na ny feon ny Mpihira tsy misy toa azy!
Kanto loatra tsy afaka am-bavako!!! Mankasitraka!
Misaotra @ Ilay hita f tena Tsara no mampahery é
❤❤
🙏🙏🙏🙏😍😍😍👍👍
Mbola hafa mihitsy ny hiran’i Solo.
ANDRIAMANITRO Mpanendry izao fiainako eto izao ... HOZAKAIKO
Merci solo a!sady kanto no manome hery
tsara namah aa
Misaotra e😍
👍👍
Merci Solo
Mankasitraka e!
Mankasitraka ee
zakaiko e... zakaikoooooo
Mlay eh!!!
misaotra anao fa ho zakaiko e
manja e!
mankasitraka
sao mba misy hira niaraka tamty hafa fa tena tsy mahita e. le tao anaty k7 mitsy an. misaotra mialoha
kanto foana
TRARA FOANA
tsara loatra
tiko daholo ny hiran ty mpanakanto ty fa tena ts mahita afatsy ty ray ty ah zao
tiako loatra
Tsara feo be!!👌