misaotra betsaka amin'ny fizarana, vao manomboka mihaino mihitsy, fa raha za manokana tsisy famelakeloka omena ny olona be fialonana, tsisy fo mihantra sy mpanao tsindry hazo lena ohatran'izao😏
@@carolerandria799 hiiii 🤣 enga anie ka tsy tena toetran'i Vanintsoa io!hiii 🤣 fa tantara ihany! 🤣 Mahay milalao tantara mihitsy i Vanintsoa aloha e! 👍🙂
Tsara be ,miandry tohiny o
TENA TSARAAAAB ILAY TANTARA FA MANKASITRAKA TOKOA !!!
MISAOTRA TOMPOKO FA MIANDRY NY TOHINY NDRAY O!!!
Mankasitraka ny mpanoratra & mpilalao , tsara ny tantara fa misaotra nizara 🎧 🇲🇬 🇱🇧 ❤😍
Tsy andriko intsony ny tohiny 😢❤
tena mahay nareo kaaa mankasitraka eee❤
Mankasitrak tompoko merci nizara
Mankasitraka indrindra Tompoko o 🙏 🎉❤
Aza mba ato ela be re Tompoko tohiny an🎉❤
zay ah vo naheno an vanitsoa nanao ratsy saina anaty tantara🖐
Loza ny rôle nomen'azy t@' ty tantara iray ity 🤣 olondoza tsy mofaditrovana mihitsy e! 😬🤬
Mankasitra oh!!
Miandry ny tohiny🥰
Misaotra betsaka oo Miandry tohiny
Tsara be lay tantara ❤❤
Mankasitraka hatrany nizara eee ❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
Misaotra nizara ôo fa mampalahelo kely mahazo an'i Lemec sy Arliva zn 😢😢😢mba ts tiako eky toetra ny Vanintsoa @ty ai
Mankasitraka oh, miandry tohiny ❤❤
😮 aratsian-tsain'izay olona ilay i Mino sy Rafatro . Antenaiko fa hahazo ny tandrifiny ireto izy . Misaotra o 😊
Miandry ny tohiny 😊
Miandry Tohiny oooh ❤❤😢
Zany no tena tsara b mahay mamela ny heloka
Zaza ratsy taiza manao toetra draine Lova ratsy apetraka aminy zaza
Mankasitraka tompoko ❤
Mampalahelo be le tantara😢😪💔
hitako isika malagasy tia "drama" :(
Mankasitra e❤😢❤❤❤
Mankasitraka!!
Zany vr havela heloka? Sa ianao Jesosy? Raha za tsy miandry ela, par tous les moyens fa " loi de talion" ! Soa ihany fa tantara
Misaotra nizara oo🥰🙋♀️🇲🇬
Misaotra 😊
Misaotra betsaka nizara
misaotra betsaka amin'ny fizarana, vao manomboka mihaino mihitsy, fa raha za manokana tsisy famelakeloka omena ny olona be fialonana, tsisy fo mihantra sy mpanao tsindry hazo lena ohatran'izao😏
Za avy no mivonto fo amin'ny ataon'izy mianaka krkrkr
❤❤❤🎉🎉🎉😢😢
Tsara be
Mankasitraka
Mankasitraka ❤
Fa toa tsy misy tohiny ve
mankasitraka fona e
Tsy tiako maïzena ilay vanitsoa
😂😂😂😂 fa angaha olona tena fantatrao i vanintsoa r'se?😅
@@lucieravololona1865 henoy tsara fa tena olondoza tsisy pitié 🤣🤣🤣
@@carolerandria799 hiiii 🤣 enga anie ka tsy tena toetran'i Vanintsoa io!hiii 🤣 fa tantara ihany! 🤣
Mahay milalao tantara mihitsy i Vanintsoa aloha e! 👍🙂
@@lucieravololona1865 zay aloha de Marina. Fa eto izy manafitohina hihihi!!!!!
@@carolerandria799 😂😂😂😂 tiako bé ery ny tantara ato @ RDB 👍🙂 efa tena matianina tanteraka ny mpilalao💐🙏
Miandry e