Ra za gamba ny mpilalao teo am plasini Manda dia tena ts vitako fa d ranomaso fona Za mora malahelo marina ts mba hahay anao tantara😂 Mankasitraka anareo hatrany ô!
Mankasitraka indrindra tompoko o mba otraniza mo ilay ranjato ato io izy sisa no tsiako endrika @ mpilalao tantara rehetra mirary soa ho anareo rehetra tompoko o
Misaotra betsaka e! Tena tsara be ...NY fifanampiana nasehonjareo ❤
Misaotra betsak tompoko 🙏
Tsar be lay tantara sady misy lesona azo hitsoagna tsara ♥️♥️
Tena mahay tantara reo ka t'en mankasitraka topoko Tahin'Andriamanitra 🙏🙏😘😘
Mankasitrakiee😍😍😍fa miandr tohin
Aza d atao ela be re Tompoko ny tohiny fa mafinaritra be. Misaotra Tompoko ♥️ ♥️ ♥️ ♥️ ♥️ ♥️
Mankasitraka anaro tompoko fa mahafinaritra be lay tantara miandry ny tohiny indray e 🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Misaotra betsaka nizara😍🙏👍🤝🤝🙋♀️🙋♀️🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Merci bcp fa tsar de mb aza atao hela n tohiny
Mankasitraka indrindra Tompoko 💕 ♥️ ❤️ 💖 ❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉❤❤
Ratsy saina Hajaina sy ny mamany, namany.
Tsisy mahasolo ny havana, na mavomavo na manana.
Tena tsara misaotra betsaka 🎧🎧❤️❤️🙏🙏
Misaotra betsaka
Tsra fa misaotra 🙏
Mankasitraka e 🤗 ,miandry tohiny😍 Sinon mafinaritra be filalaovany Bazil 😂
Mankasitraka indrindra Tompoko o! Mba aza atao ela be re Tompoko ny tohiny e! 💕💕💕💕💕💕💕💕💕💕💕🇲🇬🇲🇬💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖🇰🇼🇰🇼💞💞💞💞💞💞💞
Miandri ni tohinii eee
Tiko be miandry tohin ❤️💜
Mankasitraka tompoko 😍
efa nis tohiny ve?
Tsy Vaza rehetra no Ponctuelle Ramosè🤣
Mankasitraka indrindra,nisaotra nizarra,miandry ny tohiny 😍❤️
Merci bcp nizara
Ra za gamba ny mpilalao teo am plasini Manda dia tena ts vitako fa d ranomaso fona
Za mora malahelo marina ts mba hahay anao tantara😂
Mankasitraka anareo hatrany ô!
Yes
Slm tompoko. Misaotra nizara
Mankasitraka nizara 🙏 🙏 🙏 ❤️ ❤️ ❤️ ❤️
Misaotsa betsaka
Merci e tiako n'y mihano lay izy mampandinika mitsy e
Misaotra betsaka tompoko nizara
Tiako rah mbola misy fizarana faharoa ty tantara ty fa tiako be,tena mba aza atao ela ny tohiny fa liana be ah
🎧❤❤
Miandry ny tohiny tompoko ô
Mankasitraka
Misaotra betsaka
Miandry ni tohiny
merci beaucoup 💋💋💋💋
Mankasitrak e!
Mankasitraka indrindra tompoko o mba otraniza mo ilay ranjato ato io izy sisa no tsiako endrika @ mpilalao tantara rehetra mirary soa ho anareo rehetra tompoko o
Raovina ny tohiny??
Mankasitraka tompoko
Miandry fa gasy
tsara io tantara io an! Alefantsika tsy ho ela koa ny kely be tratra! Tantara vaovao be misy andiany 2.
Sao mba ilay kely b tratra kolo fm zany
Misaotra betsaka
Mankasitraka