MAMATONALINA - Andriamanitra no mifehy ny tantara
HTML-код
- Опубликовано: 21 июн 2022
- HATSANGAN’ANDRIAMANITRA NY FIRENENA MIBEBAKA
MAMATONALINA - ANDRO FAHADIMY
Hiarahan'ny Tohivakan'ny Fahamarinana, ny Fikambanan'ny Mpiara-Mamaky ny Baiboly ary ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy
Oly Andria-Noel - Fikambanan'ny Mpiara-Mamaky ny Baiboly
Andriamanitra no mifehy ny tantara
Jeremia 32 : 26-29
Ny Chaîne d’Honnêteté dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena.
Ndao hiara-hijoro. Midira ho mpikambana ! bit.ly/30et4HJ
Tranokala: chainedhonnete...
Facebook: bit.ly/33eXjzC