Délire Madagascar : Page2 Giz, dredd

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 3 окт 2024
  • Hetsika lehibe mitondra fiovam-pihetsika ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny tanora (JMJ). Anisany voizina mandritra ny JMJ MADA andiany faha-10 atao eto Antsirabe nanomboka ny 30 aogositra 2022 ka hatramin’ny 04 septambra 2022 ny fiarovana ny tranobe iombonana na ny planeta tany, ao anatin’izany ny fikajiana ny tontolo iainana. Mifanandrify amin’ny tanjon’ny fandaharan’asa PAGE 2 an’ny GIZ izany ka teraka ny fiarahamiasa teo amin’ny Vovonam-pirenena Katolikan’ny Tanora (VPKT).

Комментарии •