Tsara be! maniry izahay mpakafia mba ho mandra-pahantitrareo no iharahanay aminareo ato anatin'ny fiderana an'I Jesosy! mba hianareo no ho isan'ireo mpihira tsy hita afatsy any anaty hira masina! Jesosy hitari-dalana d mtomboh talenta ry zareo a! tia anareo Jesosy!
Ho Anao irery ihany ny fitiavany,Amen❤
Magnifique louange. Vous avez des superbes voix 😶 don de Dieu. Soyez bénit abondamment.
Tsara ny Tompo ❤🙏
Tsara foana ny fiderana
Tsara be. Tena marina. Mitomboa fahasoavana e
Marina be! 👍🥰🥰👍
Misaotra an'i Jesosy bedebe ny amin'ny fitiavany.
Tiako loatra,mankasitrak eeeee
Tsara be! maniry izahay mpakafia mba ho mandra-pahantitrareo no iharahanay aminareo ato anatin'ny fiderana an'I Jesosy! mba hianareo no ho isan'ireo mpihira tsy hita afatsy any anaty hira masina! Jesosy hitari-dalana d mtomboh talenta ry zareo a! tia anareo Jesosy!
AMEN ❤🙏
bravo b ho anareo 😗😗
Amen tsar be misaotra jesosy amin'ny zavatr rehetr enganie hitombo talenta
sarobidy s'y cousine ndry Ravaka zao endrasako tsara hira fiderana itombo hatrany talenta nareo
Mankasitraka fa mahafinaritra retsy an :)
😍😍😍😍😍😍😍😍