Za manokana mankafy anao ry Sarobidy satria ianao irery no nihira evangelique tamin'ireo ankizy namanao tamin'ny pazzapa kids. Mahereza de toizo ny fanompona e.
tena tsara be sarobidy a, tena mandona fo ny hira fiderana ataonao miaraka amin'ilay feo kanto nomen'i Tompo anao, tena maka anao hatramin'ny farany izahay (y)
Eh, lasa any @ fivavahana NY fahaizana'i Sarobidy mpandresy NY pazzapa kids, I Johanne sy chantal no tena nahavita be na dia tsy nandresy t@ fifaninana aza.
tiako be le hira bravo sarobidy

Merci Sarobidy kely a. Tohizo ny fitorina @ taleta nomeny anao
tena tsara loatra!!! tiako be !!
Tohizo ny fiderana an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny talenta izay nomeny!!
Ok ! 😃😃😃🌹🌹
Johary an :-D
tsara be e
tohizo n fiderana e
Tsara loatra !! 😍😍
Bravo b,fiderana ihany fiderana hatrany ,tohizo anky a tahian'i Jesosy mandrakariva.
Jtm bauco
Mankasitraka eh!!!
tsarabe :)
On dirait une Princesse
Merci Sarobidy
tsara be kia.tohizo ny fiderana...mirary soa ho anao hatrany
Tsara lotra 😍😍😍😍
tsara ky an!
madona n foko lotra ki a!!!!
😘 tiko be
Merci kii sarobidy an mpianatr rasalama an,😅 le miditr am 7 isan'andro
Tsara loatra...💖💖😘🌹
Antsay tena tiko be
Tsara be ki Sarobidy a,tohizo hatrany ny fiderana an Tompo
Soa be e
Tohizo foana ny hira fiderana ny Tompo fa tsara be
bien zandry *)
Jacques kosa fa tsy Zaka ae :D
Mila manaiky fandaminana. hahahaha
tsara be kia an
Eh, lasa any @ fivavahana NY fahaizana'i Sarobidy mpandresy NY pazzapa kids, I Johanne sy chantal no tena nahavita be na dia tsy nandresy t@ fifaninana aza.
Fa tsy zany V no tena tsara...tsy fireharehana sy fifanenjehana na halaza n tanjona f n fandrosoana...