Tsiriry ahitra anie aho fa tsy tsiriry vorona... Manja ka manja sy tena kanto ka tsy atakaloko ny an'ny hafa..... Mankasitraka...Misaotra ny mpizara e...
Tsiriry ahitra hono e, tsiriry vorona Sahala fitonona mantsy e, fa samy hafa fomba (x2) Tsiriry vorona hono e, dia manan'elatra Fa tsy mba mitoetra tsy akory e Fa manipi-drano ?? dia lasa Fa ny tsiriry ahitra hono e, mandatsa-paka Ka na dia mivadika aza ny bainga mitsiry eo ihany Tsiriry ahitra anie aho fa tsy mba tsiriry vorona Ka tsy mba mankaiza tsy akory e, fa eto amin'ny tany ihany (x2) Ataovy tsiriry ahitra lahy ny fihavanana Ka na dia somparana aza tsy mba mahadilana o Ny lamba sy akanjo aza hono zareo voahidy ao am-bata Mainka fa ny fihavanana roy e mba hidio ao anaty Tsiriry ahitra anie aho fa tsy mba tsiriry vorona Tsy ho aiza tsy akory ry lahy e, fa efa miorina Ataovy tsiriry lahy ny fihavanana Ka na dia somparana aza tsy mba mahadilana o Ny lamba sy akanjo aza hono zareo voahidy ao am-bata Mainka fa ny fihavanana roy e mba hidio ao anaty Tsiriry ahitra anie aho fa tsy mba tsiriry vorona Tsy ho aiza tsy akory ry lahy e, fa efa miorina (x2)
Marina tokoa izany hira izany eo amin ny fiainany satria tsy mazava amin ny olona ny lanjampiainana misaotra tompoko tena tiako ny feony ny tononkira mankasitraka ny mpihira eny fahatsiarovana sisa tsara ny feony ny toniny mahafinaritra misaotra e
❤ Hafa mintsy, mifono anatra ny tononiny
Ndroooo
Malahelo ny fahazazana sy ny ray amndreny ann
Hafa ihany ny .. fière d être Malagasy
Mon père adorait cette chanson....
Mahatsiaro ireo dada be sy neny be misaotra betsaka ❤❤❤❤
2025 tiako fona ❤
Fahendrena sy fiavanana malagasy. Mankasitraka tompoko
J'adore cette chanson ❤je ne m'en lasse pas de l'écouter.
Tsara loatra 😢❤
Ahatsiarovana n'y fahatanorana. Mankasitraka 😘🎤
Merci.bcp❤❤😢😢
Hafa ihany ny avy any aminay 🥰🥰
Dada Gaby no lasa fa ny kanto navelany dia tsiriry ahitra, tsy holefy!!
Mbola tsara foana 2022
Izany ka hira malagasy. Atsiarovako ny raiko. Mankasitraka ê!
le grand chef du voninavoko n´est plus, c´est triste!!!!!!
tsara be zareo a,j'adore bcp
TIAKO 😃🎤
Tsara loatra e !!!!!!!!!
Very very good!! Madagascar for ever
Tsiriry ahitra... Tsiriry vorona...
mankasitraka foana e! misaotra ny mpandefa fa afa po tokoa mirana kwt
Ataovy tohiny tsiririhahitra n'y fiavanana ka n'a mivadika aza n'y bainga mitsiry aho fohana.
Zao vazo malagasy hafa mihitsiny ilay taloha ❤️❤️❤️
Tsiriry ahitra anie aho fa tsy tsiriry vorona...
Manja ka manja sy tena kanto ka tsy atakaloko ny an'ny hafa.....
Mankasitraka...Misaotra ny mpizara e...
je vous remercie c des veilles chansons je ne connais pas merci encore
Tiako loatra ny hirantsika malagasy eee
J'adore cette mélodie et fière d'être malgache 💞
Malagasy fa ts malgache azafady indrindra
@@heriniainaelierasolondraib2689 Malgache
Koa maninona no tsy atao @ teny gasy ny commentaire raha "fière" d'être une malgache pfff
mirary soa atsika rehetra e!!!!!!!
Tsiriry ahitra hono e, tsiriry vorona
Sahala fitonona mantsy e, fa samy hafa fomba (x2)
Tsiriry vorona hono e, dia manan'elatra
Fa tsy mba mitoetra tsy akory e
Fa manipi-drano ?? dia lasa
Fa ny tsiriry ahitra hono e, mandatsa-paka
Ka na dia mivadika aza ny bainga mitsiry eo ihany
Tsiriry ahitra anie aho fa tsy mba tsiriry vorona
Ka tsy mba mankaiza tsy akory e, fa eto amin'ny tany ihany (x2)
Ataovy tsiriry ahitra lahy ny fihavanana
Ka na dia somparana aza tsy mba mahadilana o
Ny lamba sy akanjo aza hono zareo voahidy ao am-bata
Mainka fa ny fihavanana roy e mba hidio ao anaty
Tsiriry ahitra anie aho fa tsy mba tsiriry vorona
Tsy ho aiza tsy akory ry lahy e, fa efa miorina
Ataovy tsiriry lahy ny fihavanana
Ka na dia somparana aza tsy mba mahadilana o
Ny lamba sy akanjo aza hono zareo voahidy ao am-bata
Mainka fa ny fihavanana roy e mba hidio ao anaty
Tsiriry ahitra anie aho fa tsy mba tsiriry vorona
Tsy ho aiza tsy akory ry lahy e, fa efa miorina (x2)
Misaotra indrindra tompoko nizara, betsaka ny lesona azo raisina indrindra momba ny FIHAVANANA, izay anisan'ny mampiavaka antsika malagasy,
Misaotra betsaka tompoko nizara ny kanto malagasy
Lalina ny fahendrena !
mahatsiaro ny fahazazana, mandihy eo an tokontany efa madiva ho maty masoandro
Mifona anatra 😍
tena kanto an ! misaotra ny mpandefa !
j'adore
Na dia somparana aza tsy madilana o !
2020
Merci Dadagaby 😏
Zany no antsika tokam-po : tsiriry ahitra.
Hafa ihany ny hira voaravaka sarin-teny. MAfonja ny tonony fa na ny biby aza manaja ny tiany mainka fa isika olombelona!
tsy misy iadian-kevitra, tena marina izany
Marina tokoa izany hira izany eo amin ny fiainany satria tsy mazava amin ny olona ny lanjampiainana misaotra tompoko tena tiako ny feony ny tononkira mankasitraka ny mpihira eny fahatsiarovana sisa tsara ny feony ny toniny mahafinaritra misaotra e
2025 isika zao an
kanto TOMPOKO o!!!!!!!!
Hafa ihany ny hira taloha .
tena tsara loatra ilay hira; tsy ho adino sady satry foana hihaino azy
Tsiriry ahitra ve sa tsiriry vorona ?
😍❤❤❤👏👏👏👏👏!!!!!!!!!
Tzara
Oka re mampatsiaro ny fahazazana
kanto
2025 isika zao an