18,3 - Anjanamasina 2.0 (Clip Officiel)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 1 дек 2024

Комментарии • 44

  • @manitrasataharivonyrandria7429
    @manitrasataharivonyrandria7429 7 лет назад +15

    Tsikera manatsara: ratsy be noho ilay version voalohany

  • @onialaravelomanantsoa2856
    @onialaravelomanantsoa2856 6 лет назад +1

    LASA TSY MILAY LE IZY, LE CLIP TSY MANINONA FA LE RYTHM LASA TSY MANITONA OTRAN TALOHA TSONY, ZA NEFA MBA ANISAN MPANKAFY AN'ITONY ATRAMZAO

  • @RianaRAHAJANIAINA
    @RianaRAHAJANIAINA 3 месяца назад

    Mba asio live le OG 18,3 zoky ah

  • @fenosoaherinirina9808
    @fenosoaherinirina9808 6 лет назад +1

    Ivadika 2PAC v le rythme zany zalah a! Aza ovaina le lokon'akanjo taloha fa iny no milay

  • @paookalou382
    @paookalou382 6 лет назад

    ooooooooka leuuuu, reveko e!

  • @comptablehautematsiatra7992
    @comptablehautematsiatra7992 4 года назад

    Mlay nareo eh!!

  • @fidelysnad120
    @fidelysnad120 7 лет назад +4

    Norm fa afa iany le talo an ! 👌👊

  • @malalatianarakotonarivo7671
    @malalatianarakotonarivo7671 4 месяца назад

    Le version taloha no tsara kokoa :)

  • @rakotondrasoalaza5173
    @rakotondrasoalaza5173 7 лет назад

    norma kosa ah !! fa na izany ary ilay fahiny mbola norma a noté : 8.5/10 suuuuuuururrrrrrrrrrrre :p

  • @rabenarivoleo1877
    @rabenarivoleo1877 6 лет назад

    norma be rzala!!!! matsiaro ny fahazana mhts za miaino anleiz!!! manaraka ny fivoarana ny hold e!!!! peace!!!

  • @rakotoarivonytojonirinafid2129
    @rakotoarivonytojonirinafid2129 6 лет назад +3

    Tsara zalah. fa tokony tsy novaina lay parole sy lay rythme. lay taloha manko efa hay tsianjery tsara mints.

  • @rakotoarizakatantelinirina1832
    @rakotoarizakatantelinirina1832 6 лет назад

    tonga de omeo ny afatra ! avereno misty le talo reny !

  • @michelrajoma1389
    @michelrajoma1389 6 лет назад

    Siora leka zalahy reto!!! hafa hiany ny old !!

  • @martinramaro6302
    @martinramaro6302 6 лет назад

    oeuf sur plat ny anarany papouse hi3!!!

  • @herijaandrerarindrianariso9870
    @herijaandrerarindrianariso9870 3 года назад

    Kkkk ay ve misy version vao2 e tsara letsy ry akama

  • @moonwave1018
    @moonwave1018 Год назад

    Pffff niovainry zala le izy fa tsara iany eh

  • @youngdev1399
    @youngdev1399 2 года назад

    Tsy tadidiny lisany tsony gamba ilay original ? tsy koi fa revenay fona nareo

  • @tantelyrabekoto9233
    @tantelyrabekoto9233 5 месяцев назад

    Tsy hoe ratsy fa hafa ihany ilay taloha

  • @moonwave1018
    @moonwave1018 Год назад

    ANJANAMASINA
    Any Anjanamasina feno adala mitsikasina
    Misy razoky mpanaran-dalamby mankany Toamasina
    Mitondra kalesy lazainy fa lamasinina
    Kanefa tsinona fa Razoky tsy mahazaka mifoka kininina
    Anontaniana hoe: hoatrinona lesy ny saran-dalana?
    20 Milliards hoy Razoky dia ny olona nialangalana
    Feno voadonan’ny fiainana any feno vita tanteraka
    Misy vehivavy vao mahita omby dia misaveraka
    Lazainy fa iny ny vadiny ( 2 )
    Kanefa maty Razoky, dia lazainy fa nivadika omby fa tsy tantiny
    Any Anjanamasina misy zavatra zava-doza
    Misy manenjika alika misy mitaingina voritsiloza
    Ny antony efa simbasimba izao ny fiaraha-monina
    Ny pokona efa valabalaka sady ny sasany ilaozany mingonongonona
    Matoa miha-betsaka ny adala betsaka koa ny MIVIKA
    Satriaa ny fiainana efa lasa ady alika
    ref ( 2 ):
    Be dia be ny porna, mifondrana, mivika
    Anjanamasina no antenimieran’saina mipika very tsy hita
    izahay telo m’tsam adala tia mozika an!
    Telo manifika 3 manifika, manifika.
    Variana mijery fitaratra izy tonga dia midoka tena
    Nefa ny tarehiny jereko ity izy hoatran’mivadika HORERA
    Tsy sahy mivanitika aho satria olona mitovy am’tena
    Misy nofo sy ra saingy tsy salama ny siany
    Ahitana karazany mifondrana, m’nday, mivika
    Manao kiraro sachet ny sasany, ny sasany mitondra sobika
    Tao y nalefan’ny mozika, ny sasany kosa matahotra sioka
    Ny ery mikonetaka, ny ery mihomehameha adin’ny valo
    Ilay Razoky tena misenina mahakobo domy double valo
    Amidy hono izy fa tsy azon’iza n’iza hatkalo
    Eny daholo rehefa tsy ampy saina na GENA na ZARA na TSALO
    Na misy harena na tsy misy harena na ny manota fady
    Na ny tsy mahazaka tambavy na nasian’ny sasany tamin’vehivavy
    Rehefa korontana raikitra hatramin’ny ompa anabavy
    Rehefa averina zero dia alefa alatsaka amin’ilay tady
    Izay ilay izy any amin’ny 18 mifampitady
    Ref x2:
    Anjanamasina fonenan’ny adala tsy miraharaha fahatongavan’ny apokalipse
    Ny sasany vao haingana napiditra Rayban dia mijery eclipse
    Mba misy hono misaina dia mitsiker: ’’ ty koa miporona mandany lera ’’
    Ka ny hitako tsy hitan’ialahy fa ny lohaben’ialahy sy ny jupiter an!
    Adala am’solfa mihirahira eny dia izao foana ny refrain
    Choco-la, choco-do, choco-mi, chocomin
    Ny sasany rehefa mamindra dia manao hoe Voom!
    > essence lesy ty an! Pip-pip sao voadoom!
    Tavoahangy na Aluminum na kapoaka vidiana o!
    Ao ambadiky ny tranonay ao misy maro vao narianao!
    Manga et mora, manga eto mora
    Tsy henoko mihitsy ny kozin’ialahy fa ataovy hoe: manga eto mafy ( 2 )
    Adala iray no efa sitrana. Salama saina angamba i Johnny Gasy
    Nialan’ilay fanahy ratsy angamba gitara nisolo baiboly lasa Radada pasy
    IAPA no tsy azoko manoratra amin’ny la craie manao sarina Roplan
    Teny tsy fantatra, mitaty rakitra alohan’ny hanaovana an’ilay zavatra
    Ref x 2.

  • @JoséWaitan
    @JoséWaitan Год назад

    Ary aiza Davy?

  • @kougona
    @kougona 7 лет назад

    aiza ra davy le ... aleo le old ihany ...

  • @hasimbolaniainarobson2209
    @hasimbolaniainarobson2209 7 лет назад

    Réveko kosa lesy e ;)

  • @eddybessa6523
    @eddybessa6523 6 лет назад +1

    Le talo ian ntena ca va. Tkony le talo ihan ntazomn na ny insta na n parole fa ny clip tsy olana.

  • @jeanpierreraherimanana5288
    @jeanpierreraherimanana5288 6 лет назад

    Tsy dia adala le clip fa mlay le vazo,za maka an lisan fona e

  • @zionmanmadadada
    @zionmanmadadada 4 года назад

    Ez ra dav

  • @pelasoabibiky1356
    @pelasoabibiky1356 6 лет назад

    Ne mantsy adala kea retia

  • @stmmusic3543
    @stmmusic3543 7 лет назад

    ao tsara mits miaraka am le clip adala be

  • @niryrakotondrabe6456
    @niryrakotondrabe6456 6 лет назад

    adala be

  • @zanzibar4177
    @zanzibar4177 6 лет назад

    Very ve ilay kanto fahiny ? Toa lasa variété commerciale pourrie nareo ? Mahakivy e !

  • @dadabetoky521
    @dadabetoky521 6 лет назад

    Makà amzay retraite fa ts mety tsouny le zavatra

  • @tahirymanampisoa2802
    @tahirymanampisoa2802 6 лет назад

    Mlay loatr ndray aza

  • @j-gerald501razafy3
    @j-gerald501razafy3 6 лет назад

    Yess à l’ancienne

  • @razafiharisontokynomenajos9338
    @razafiharisontokynomenajos9338 6 лет назад

    Originaly no tsara

  • @rakotoarisoandrianja4155
    @rakotoarisoandrianja4155 7 лет назад

    Norm b le clip !!!! Flow n ts nlatsak tsr

  • @heartyrajaonarison4449
    @heartyrajaonarison4449 6 лет назад

    LE CLIP CVA FA HAFA IAN LE OLD E

  • @fanoujrabesa3154
    @fanoujrabesa3154 4 года назад +1

    Siora ry lerony e, mbola makafy foana, fa ilay parole rangaha aza ovaina a.
    Sinon milay foana e

  • @tolotrakevin9706
    @tolotrakevin9706 7 лет назад

    Mandam be nareo telo mtsam

  • @jayamiangaly7676
    @jayamiangaly7676 7 лет назад

  • @nyainarandria.296
    @nyainarandria.296 6 лет назад

    tena le original no cva an

  • @mahazosoafaniryrakotomanga2091
    @mahazosoafaniryrakotomanga2091 6 лет назад

    Tena aleoko ihany ilay "version" taloha! Dia fanontaniako manokana: nankaiza ra Dav?Mety te hanontany an'izany ihany koa kanefa izao an!!!