HÔTELIN'NY MATY (Tantara lava RDB)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 14 окт 2024
  • Tantara gasy
    Tantara malagasy in-dray miseho, in-dray mihaino

Комментарии • 33

  • @lisijaonachristophia5481
    @lisijaonachristophia5481 2 месяца назад +5

    Misaotra nizara😊Andeha hakana torimaso indray ary ity iray ity

  • @EstelEstel-gl1jf
    @EstelEstel-gl1jf Месяц назад

    Tsara be le tantara Film Horreur tokony mbola hitohy misaotra betsaka

  • @fanjanolivafanomezanantena8133
    @fanjanolivafanomezanantena8133 2 месяца назад +3

    andrekaiko o, andrekaiko o, tsy misy farany .....miala tsiny fa tsy dia tiako lay tantara 😁😁

  • @kellyrakotobe5397
    @kellyrakotobe5397 Месяц назад

    Mendrika atao sarimihetsika 🙏 tsara

  • @hennah483
    @hennah483 2 месяца назад +2

    Mba mangataka an'i Myriam oooh, misaotra mialoha

  • @OnyNiaina
    @OnyNiaina 2 месяца назад

    Tokony mba misy fizarana faha 2 KOsa E 😢😢 las tss fiafarany Ilay tantara

  • @Kala_piso
    @Kala_piso 2 месяца назад

    Efa nisy film otran’io! Miandry ny tohiny hatrany 😊

  • @marielesage1254
    @marielesage1254 2 месяца назад

    Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina miandry ny tantara vaovao indray 😍 ❤❤😢😂😂

  • @ravelonoromariaangela2987
    @ravelonoromariaangela2987 2 месяца назад

    Ny lehilahy zegny afaka magnano feony nenibe pams e 😂😂😂😂😂, milay e

  • @GarciaMarieGarcia-uh6cr
    @GarciaMarieGarcia-uh6cr 2 месяца назад

    Andrekaikiko ôooh soa hiany ts t@'alina nihaino tantara ty fa loza be mampitaitaina tena mampatahotra ka 😮😮misaotra nizara

  • @miratianotahiana-kv7st
    @miratianotahiana-kv7st 2 месяца назад

    Tsara be 🎉🎉🎉 misaotra eh!

  • @NiainaLylo
    @NiainaLylo 2 месяца назад

    Soa ihany fa tantara ,manimbazimba razana fitiavan-tena le olona indraindray,misaotra nizara tantara ho anay de miandry tantara manaraka indray

  • @MARYMARY-si1yr
    @MARYMARY-si1yr 2 месяца назад +1

    Merci beaucoup nizara 😢

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 2 месяца назад

    Misaotra nizara!! Ity ilay nandeha omaly alina!!

  • @rovasoa
    @rovasoa 2 месяца назад

    Misaotra betsaka nizara oo🥰🇲🇬🙋‍♀️

  • @Rose-b4k8j
    @Rose-b4k8j 2 месяца назад

    Mangataka kolo D-aly azafady ❤

  • @AndritianaHerilala
    @AndritianaHerilala 2 месяца назад

    Mankasitraka tompokp ❤️🎧🇲🇬

  • @hennah483
    @hennah483 2 месяца назад

    Ndriiii tsara kosa, mankasitraka e

  • @StefanieRan-g8t
    @StefanieRan-g8t 2 месяца назад

    Tsara be 😊

  • @AndryAndraina-l7n
    @AndryAndraina-l7n 2 месяца назад

    Mba mangataka anle Myriam tompoko🙏🙏

  • @NathanNatiorahFahefana
    @NathanNatiorahFahefana 2 месяца назад

    Tokony misy fizarana faharoa

  • @marieelida9333
    @marieelida9333 2 месяца назад

    Teo ampinana Zaha naheno le izy mamaky fasana iny tena ts lany boany sakafo ,to azoko antsaina zavatra itany izy nahita le faty😢

  • @hanitranil4489
    @hanitranil4489 2 месяца назад

    Mitapy!

  • @nastyechiinarakotondranoro594
    @nastyechiinarakotondranoro594 2 месяца назад

    Tsy nisy farany

  • @gshvs8057
    @gshvs8057 2 месяца назад

    Makasitraka indrindra tompoko ❤😊

  • @stellaraveloarijaona9158
    @stellaraveloarijaona9158 2 месяца назад

    Mankasitraka be

  • @JuliannaRkt
    @JuliannaRkt 2 месяца назад

    ❤❤

  • @FihobinavatosoaNanjoro
    @FihobinavatosoaNanjoro 2 месяца назад

    Makasitraka o

  • @ElianeElyanah-w8f
    @ElianeElyanah-w8f 2 месяца назад

    👍

  • @yarelyyarely363
    @yarelyyarely363 2 месяца назад

    Misaotra nizara tompoko

  • @Rose-b4k8j
    @Rose-b4k8j 2 месяца назад +1

    😢

  • @LucetteRasoarivelo-mr5lq
    @LucetteRasoarivelo-mr5lq 2 месяца назад

    Loza kou zany. Soa ihany fa tantara

  • @fenoguerlavais5466
    @fenoguerlavais5466 2 месяца назад

    Makasitra hatrany o