😮tena zavatra misy tokoa mo'zany.fa tsy tantara fotsiny rey olona o!😢😓 Aza mba sendrany aloha fa dia mila halasa adala an!....tsy Dia tsara loatra ko anie n'y mandefitra lava @tsy rariny e...sa ahoana hoy ianao?🤬😬
Surtout ny zanaka mipetraka ivelany Madagascar victime ti resaka ity🥺😣 Be dia be manome tsiny any Tsitsi ato am commentaire fa mbola ts am placeny d mora miteny hoe elle est naïve sns.... Fa havany io tiny na nanao tsinontsinona azy aza😏😔 Satriny hoe ho faly sy hiadana ny havany nef indrisy fa sad ts mahay mankasitraka no mody fanina anreo zavtr ef nataony. Nef dia vola am tonne no ef nomena😢@@lucieravololona1865
Le toe-tsain'ny reny sy ny pray tampo efa tsy manjary dia mbola tsy mahay mandray fepetra iany le Tsitsy fa atao sorona avokoa na ny tokantrano na ny tena. Izy iany koa no mtady olana am tenany.
Tena tiko ty tantara ty,matetika mantsy ny fiheveran'ny fianakaviana iray manontolo ho an'ny Malagasy miasa na mipetraka ivelany dia mamboly vola ka rehefa mba mody manao vacance na misy olana kely dia any aminao mangata-bola . Tsy misy mahatsapa ny any hoe maraina no mifankahita ny RAD sy ny zanaka dia hariva hisakafo indray vao mifankahita fa samy rempotry ny asa
Tena marina Za tena otran tsitsi 🤧 Le iz le fitondran le tao atrano mitsi d lasa ataoni fitaovana sis enao nefa ef nividianana tomobil sy trano zareo d mbola maazo vola isambolana d mbola tsy ampi fona Fa tena mora le miteni hoe dondrona satri tsi eo amle toerana d tsy matsapa anle iz
Vao mihaino mihitsy fa mandreraka be maheno olona vendrana be ohatran'izany Raha za manokana vao t@ nahilika t@ fitaizana dia efa afoiko mandrakizay na ray tampoha amiko aza🙄🙄🙄🙄
Misaotra betsaka fa tena tsara ilay tantara...fa saika Tara loatra ny fanapahankevitra ...mankasitraka e 👍💖
Tantara tena misy na tsy mampino aza. Mahatalanjona fa misy olombelona malagasy manana toetran'amboamaty toa io tantaraina io.
Mafy zany! Ten mapalahelo be! Tena misy Reny otrizany mitsy!mampalahelo loatra!
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
Trop bon trop con... naïve loatra ilay Tsihoarana
Mankasitrak tompoko merci nizara ❤
Ndriii😪
Mihaino voalohany d mapalaelobe sahady nef d tena mis mits otrzan🥺
😮tena zavatra misy tokoa mo'zany.fa tsy tantara fotsiny rey olona o!😢😓
Aza mba sendrany aloha fa dia mila halasa adala an!....tsy Dia tsara loatra ko anie n'y mandefitra lava @tsy rariny e...sa ahoana hoy ianao?🤬😬
Surtout ny zanaka mipetraka ivelany Madagascar victime ti resaka ity🥺😣
Be dia be manome tsiny any Tsitsi ato am commentaire fa mbola ts am placeny d mora miteny hoe elle est naïve sns....
Fa havany io tiny na nanao tsinontsinona azy aza😏😔
Satriny hoe ho faly sy hiadana ny havany nef indrisy fa sad ts mahay mankasitraka no mody fanina anreo zavtr ef nataony.
Nef dia vola am tonne no ef nomena😢@@lucieravololona1865
Olona vendra-tay
Mankarary fo be le tantara . Betsaka ny Ray aman-dreny ohatrany zany
Misaotra betsaka ee ❤ tegna mampalahelo be lay izy
Ampy azy tsara n'y teninao ry madame kely a anadahy ratsy saina reny tsisy fisainana ,misaotra betsaka nizara e
Misaotra fa tsara ilay tantara ❤❤❤
Mampy te anopa be le reny matim-bola tssss masostay be
Trop be le tantara tena misy havana raha misy patsa nefa ta izy mbola mpianatra aratsiana sy ambaniana.
Tsara be ilay tantara fa mankasitraka ooo. Ny havana tena misy manandevo mihitsy :(. Resa-bola foana vao hita.
Mankaleo be ilay fandeferana be loatran'i Tsitsi e !
Le toe-tsain'ny reny sy ny pray tampo efa tsy manjary dia mbola tsy mahay mandray fepetra iany le Tsitsy fa atao sorona avokoa na ny tokantrano na ny tena. Izy iany koa no mtady olana am tenany.
Tena ny havana ihn no mamono tena tsapako lay iz aki ry twisty a😢😢
Tena tsara loatra le tantara 😋
Masoso-t.... be leaza ......
Maha ontsa s'y mahatezitra 😢😢
Manorisory be ilay tantara
Ndriii tsapako lotra ❤😢
mbola vao 25 minute aho efa tsiravina tsssss mahalala havana manao an'izany mihintsy aho manirikiry
Tena fianakavina tsy misy ilaina azy !
Misaotra betsaka nizara oo🥰🇲🇬🙋♀️
mankarary fo be, nefa de mety misy miaina hotr'izany
😢😢 ndrii tena mafy
zava-misy matoa nosoratan'ny mpanoratra, aza variana manome tsiny fa tena misy anie ny miaritra toy izao e, ny fitiavana ny fianakaviana ihany anefa
Le Fidy ko aloh tena tsy vanona,
Pozina mintsy !
Tena molle be loatra ilay Tsitsi, mankaleo be ilay tantara.
Niainako😢
Tena misy havana manao hotrizao zaza misy zao
❤❤❤❤mercie bcp et bonjournner
Mankaleo be tsitsi 😩😩😩
Na za aza ato mideptra mieno anle tantara 🥲
Izany ka tantara
Tena tiko ty tantara ty,matetika mantsy ny fiheveran'ny fianakaviana iray manontolo ho an'ny Malagasy miasa na mipetraka ivelany dia mamboly vola ka rehefa mba mody manao vacance na misy olana kely dia any aminao mangata-bola .
Tsy misy mahatsapa ny any hoe maraina no mifankahita ny RAD sy ny zanaka dia hariva hisakafo indray vao mifankahita fa samy rempotry ny asa
Tsapako 😢😢😢 tena mafy lay izy
Misaotra betsaka azahoana anatra😢😢😢
Vendrana be le tsitsy . Mba marina mafy
Donto zany vehivavy zany... Manaiky foana na dia efa Hahafaty aza
Misy le ray amandreny tena otrizao mihitsy mapalaelo😢
Marary be ny foko mihaino le izy😢
Makaleo kosa Le mangataka lava, n'y ahy Zao niblokeko daolo fa Leo za , aleo Samy midemerda n'y tenany
😂😂😂😂😂😂😂 mahagaga ne izy ty e
Dondrona be le Tsitsi...
Tapaho ny tady @ le reny sy mpiraitampo......ra otrizao
Ratsy hamotika ny tokantrano
Dondrona be daoly ozy ny olona…ndriiii, refa tsy am toerana de maita lazaina fona. Fitiavana ny azy. Nilatsaka ny ranomasoko miaino lay tantara 😢
Tena marina
Za tena otran tsitsi 🤧
Le iz le fitondran le tao atrano mitsi d lasa ataoni fitaovana sis enao nefa ef nividianana tomobil sy trano zareo d mbola maazo vola isambolana d mbola tsy ampi fona
Fa tena mora le miteni hoe dondrona satri tsi eo amle toerana d tsy matsapa anle iz
Tena enjana be le tantara avana raha misy patsa tssssss
Ten mampalahelo rah diso tia sy tsara fanahy be lotra d araraotiny havana..
Zaha tegna tiako ny mihaino ny tantara, ary mahavita mihaino tantara 2 na 3 isanandro, fa tantara araiky ty une semaine mbola tsy tapitry satria otrany tezitra aho, tegna srx mankasitraka fa misy lesona azo raisina
Tena marina be Ty tantara ty😢
Misaotra nizara
tena misy olona tena manana toetra otranzany mihitsy
Tantara tena ratsy......tsisy reny manao izany
Misy ka. Sitrapony no niteraka dia aveo ratsy saina velona dia ny tsy manatsiny no mahazo louza aveo. Nefa ny ailika2 iany no mahavonjy
Eeee bisous nounours mihitsy fiainanao angamba. Tena misy reny manao anizao. Ary maro be
Ohhh, tena misy. Misaora ny Nahary raha tsy sendra.
Vao mihaino mihitsy fa mandreraka be maheno olona vendrana be ohatran'izany
Raha za manokana vao t@ nahilika t@ fitaizana dia efa afoiko mandrakizay na ray tampoha amiko aza🙄🙄🙄🙄
Ndriiii 😢😢😢
Merci beaucoup nizara ❤
Tena mampahelo 😢
Mankasitraka
Mampalahelo ilay Ray amandreny sns manao toy izao
Zah ndray no mivonto fo mihaino ilay tantara ,zah tena tsy mahazaka an zany ka
Tsara be
Tsy de tiko lotra le tantara satry trop lotra le faharatsian tsaina s'y fitiavambola le izy mianaka kan
Izao anefa ihainan'ny 75% ny zanaka indrindra zanaka mipetraka ivelany
Tena oe ts mahalala soa atwn ol mintsy ny havana zany
Mankasitraka eh
Tena maro ny olona miaina anio
Tena mafy sy mandreraka raha izny no mahazo
Merci. Ilay Myriam ve mbola tsy dispo?
Tsisy bank mondiale abort!
😢
Tsara
🥲🥲🥲
😢😢😢😢😢
Mankasitraka.le Myriam rahovina no disponible azafady 🎉🎉🎉🎉
Dondrona be le Tsitsi...
Tapaho ny tady @ le reny sy mpiraitampo......ra otrizao
Ratsy hamotika ny tokantrano
😢