Niu Raza - Arendrina Taratasy (prod. by Teints Record) (Official Video)
HTML-код
- Опубликовано: 15 сен 2024
- Stream/Download “Immigrant” shorturl.at/achiZ
Track 5. Arendrina Taratasy was written to reflect nostalgia! More like old flame memories, the history of an Immigrant is very similar when it comes to their relationship with the land they grew up in.
It reflects growth of being able to acknowledge that what was no longer is but it’s beautiful to look back because you’ve changed and so does your emotions towards anything and anyone you’ve ever loved!
Director | DP: Mickael Andrinirina
Talent: Ching, Hiro, Andraina, Mulane
Technical Team: Zina, Anthony
Location: La Hutte Canadienne, Info-Sup Ambatomaro, Anosy
Music by Niu Raza, Nathan Gabri
Gitara Gasy: Mr Rakotoarisoa Mamy José
Special thanks to Ambre, Neny and Madame Hanitra.
Atolotra ho anareo am-pitiavana be! Bisous!
Bisous too😅😘
Merci! 🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥
bisousss😘🥰
Merci Niu 😊😘
Makasitraka e!! Mlay be le izy
Za ilay tsy mba nahatsiaro azy intsony, lasa flashback daholy ny niainanay naheno an’ity hira ity 🥺❤️ Mafy ndry ❤
mety izay koa ilay tanjona, hampisy émotion ny mpihaino. tena réussi alony e
@@domoinarabe tena hainy nanao azy
Waouh! Tena tsara loatra ❤️ Misaotra Niu Raza, manandratra ny talenta malagasy tokoa ianao 🥰
Efa ela iany ao tsy naheno hira tsara noho izy ity. Manetsika melancolie hafahafa zany ^^
Ndriii any izay ilay (ireo) sipako taloha 😂😂😂 tsara be ❤
Le clip est vraiment bien, on dirait un drama. Mais je m'attendais à des jeunes couples qui courent après un bus juste comme la parole dit parce que c'est une chanson qui raconte une histoire très réaliste de notre environnement à Madagascar.
Bien sûr, j'aime la chanson et j'apprécie le clip. C'est très touchant, surtout la parole.
Hainao ilay kanto e❤❤ tsy neritreretiko oe izay ambadikan'ilay arendrina taratasy 😢😢
Misaotra Niu. Satry hiaino ny hiranao kanto foana. Mitomboa hasina hatrany 😍😍😍😍
Hoatran'hoe tantaram-piainako sy ilay olona iray izay ity hira ity😢❤🎉
Tsara loatra nangoritsiny mihitsy aho 🥰🥰
Merci Niu ❤❤
Tsaraaa ❤️❤️
Manome frissons ilay hira, ny tonony, ...
Ny hakanton'ilay mpihira azy 😍😍
Misaotra betsaka Niu Raza fa tena tsara sy kanto loatra.
J’ai eu des frissons tellement c’est magnifique ✨😭
Tiako loatra ilay hira 💓💓💓
Tiako loatra, mahatsiaro ny fahazazana ilay hira
Tsara loatra Niu ah,tiako be🤩❤️
je ne m'attendais pas a ca vu le titre. c'est waou!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Ndriii tsara loatra fa Dia mampatsiaro ny lasa 🥰☺️
Matsirooooo be kk nui raza 😘😘
Waouh ❤️ du baume au cœur
ka tokony tsy nampiaraka teny Anosy zareo... ça porte malheur aux couples hon...
sinon tsara be ilay hira... tsara be ilay clip... tsara be ilay tantara na mampalahelo kely aza ♥
Any izay ilay nantsoiko hoe "Piso" taloha e...
@Niu_Raza tena tsy mitsahana manome ny lafatra ianao🥰 misaotra anao😘
Fiandrasako an'ity !! Tsara loatra !
Wawooo tsara loatra ❤❤❤
J'adooooore ❤❤❤❤
Mampangoritsina...
Merci Niu pour cette dose de nostalgie
Ndry, Mahamasina ❤❤ Merci Niu
Tsara be tena tsara be !
❤❤C'est tellement WOW😍🔥🔥 la parole+clip🤯🤯🤯
C'est tellement biennnn😭😭😭💗💗
Tena tsara tena tsara 😭🥰🥰 bravoo
Sady mamy kely no mampitomany ❤❤❤
Trop hâte 🎉🎉❤❤❤
Tsara be, tena tsara❤️❤️
Mamy be ilay tantara , ilay clip aoka fotsiny. ❤
Tiako loatra hoa 🙄❤️
La voix, j'adore..❤❤
Tsara be fOna akia 🙂💕
❤ Tiako loatra🇲🇬👌🥰😘
Tiako loatra ❤
In our vein 🇲🇬
Omeo seconde chance kosa izy e :-)
awwwwe❤ Merci Niu
les figurants super cute aussi^^
Nampiaraka teny Anosy no natonga an'ireto nisaraka
efa tenenina foana hoe mampisaraka eo!🙃
Tsara be❤
This is absolutely beautiful. As a malagasy in the US, it prides me to see this. Misaotra anao mampirehareha ny vahoakantsika! Manantena ny hanatrika ny iray amin'ireo seho ataonao indray andro any!
Miandry izahay ooo❤
nice 👌💯
🔥🔥🔥
slayed so hard 😭😍!!!!!
Tasara be❤️
J'adore 🥺❤🩹
C'est tellement beau🥹❤
😍😍😍😍😍😍😍😍j adore
mdofotra tsara mintsy izy zany ,merci bcp niu raza j'aime bcp
Wawooo ❤❤❤
❤ My Niu ❤
Zay le oe aza mampiarapiaraka eny am anjely mainty eny fa mampisaraka 🤣 Sinon très jolie chanson , tiako be 😍
Tsara bé ❤❤
tsaraaaa ohhhhh🥰
J'adors❤️
❤ trop chou 🥺
chapeau pour celui ou celle qui play la guitare (y)
Mahafatifaty be ilay clip! Tsara be ilay hira!! 🥺
Mamyyy 🥺💚
So so excited🔥
tellement c'est beau 🥰
Milay be ❤
So excited🔥🔥
j'adore 😍
may may!
Art 💘
My fav❤
Tsara loatra ❤️♥️ mais seconde chance izany tsy fanome 🤷🏻♀️🙄
Voilà pourquoi elle a juste souri 😄
Waouh❤❤
Arrangement
Tsara loatra❤❤
Hira tiako indrindra tao am lay album vao2 avy eo mbl nisy clip ko ❤❤❤🥹merci Niu Raz kanto fona
Enfin 😭💗
Tsara lotra❤
j'aime bien
Androany aho vao nihaino an'ito hira ito . Tsara :) le son de la guitare en plus
❤️❤️❤️❤️
Ya pas mieux ❤️😭😭
Efa eto miandry 😊
Matsirotsiro kely le vazo ...
🥰mamyiiiiii
Waiting ....
for what ?
😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍
😍😍😍😍😍
❤️❤️❤️
Tsara lotra ❤
😍😍
❤❤❤
Mahatsiaro anao foana foana ♥ À cette merveilleuse fille que j'aime de tout mon coeur et que j'aimerais toujours.
Est-ce que tu penses qu'on pourrait avoir une seconde chance ?
Tiako loatra eh
Arendrina ttsy isika sy ianao rehefa may
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
tiko🤭🥰
Mety ho may toy izao ko ilay arendrinay @ izao😶🌫🙄😪sinon tiko ilay hira
❤️❤️🌹
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤