Asaph ft. marion - Tompo Aiza Ianao - (Extrait Album Tafik'i Kristy) 2012

Поделиться
HTML-код

Комментарии • 53

  • @nivolalaina9585
    @nivolalaina9585 Год назад +3

    2023, 6h30 du matin... ^^ Mbola mahalaza izay tiako ambara Aminao, Ray o. Indraindray, toa mila ho ketraka, very hevitra.

  • @user-zr6gs9pi7x
    @user-zr6gs9pi7x 9 месяцев назад

    Merci Marion Ty hita mampahery Anay tokoa mahareza hatrany

  • @snaivo1
    @snaivo1 11 лет назад

    mankasitraka tanteraka ny teninao, tsara tokoa ilay hira, fa saingy tena tsara raha atolotra ho an'Andriamanitra tanteraka ny talenta fa tsy hafangaro amin'ny hiran'izao tontolo izao. Maniry tokoa mba tena hitombo ny mpanao hira fiderana, ka tena hiova fo hivavaka ny artistes. Fa raha sanatria hira atao haingon'album fotsiny dia aza gaga isika raha tsy mba misy ny valim-bavaka avy amin'Andriamanitra na dia mihira ny anarany aza isika.

  • @ramarijaonasylvia2000
    @ramarijaonasylvia2000 2 года назад

    Tsara be ny toniny sy ny feon'ny tsirairay, misaotra tompoko, voninahitra ho an'Andriamanitra.

  • @tovofadresena1163
    @tovofadresena1163 4 года назад +2

    Novembre 2019 mbola mihaino Tena tsar

  • @volanarakotonavalona5789
    @volanarakotonavalona5789 5 лет назад

    Isaky ny miaino an'ty hira ty za dia malahelo be foana, na rehefa misy adim-panahy atrehana dia miaino an'izy ty foana. Kanto loatra.Zao ny atao hoe vavaka aman-kira.

  • @manouraznln8483
    @manouraznln8483 10 лет назад +1

    Tsara be e!!!tohizo hatrany ny fiderana ny Tompo!

  • @razafhari4398
    @razafhari4398 10 лет назад +7

    Tsara ny midera an'Andriamanitra @ fomba rehetra ary mankasitraka anareo fa tsra ity hira ity. Ary na @ fo na tsia no fiheveran'ny sasany izany dia ny Tompo ihany no mahalala ny any anatin'ny tsirairay. Ny zava-dehibe dia ny hafatra hampitan'izany. Ity hira ity eto dia manambara fa mila an'iJesosy isika @ fotoana rehetra fa mety ho lavo. Eo @izao tontolo izao no itoriana ka mila mivelatra isika. Mila investissement ny fanaovana izao na ara bola na ara-potoana miampy fandavan-tena sns... Amiko manokana aloha ny tsara dia ny mi encourage fa tsy manakihana no toe-po.

  • @Fina.niaina
    @Fina.niaina 6 лет назад

    Eny Tompo aiza ianao tafio ilay herinao fa reraka izahay.....
    Tsara loatra 💝

  • @jifryindu7825
    @jifryindu7825 8 лет назад

    Tompo aiza ianao , tafio ny herinao!

  • @hajarasamoelina3566
    @hajarasamoelina3566 4 года назад +2

    2020

  • @bonhera
    @bonhera 3 года назад +1

    2021

  • @tolotranirina6515
    @tolotranirina6515 7 лет назад

    tiko zany hir'zany an,idridra mahitanareo miaraha mira d tena maha babo ,mankasitra nareo rahalahy
    De ataoko fiainako ko zany tonon'kira zany ok!

  • @nombana6637
    @nombana6637 4 года назад +1

    Tena mahay mihira

  • @josianlucio764
    @josianlucio764 7 лет назад

    tsara fôna le vazo eee! merci zalah an

  • @MrKhan-dq5km
    @MrKhan-dq5km 7 лет назад

    EFA talenta nomen'Atra io makasitra e

  • @ericdaniel4430
    @ericdaniel4430 10 лет назад +1

    tsara dia tsara ilay hira sy ilay fampiaram-peo!!!!

  • @valy360
    @valy360 11 лет назад

    Merciii e tsara be!mankasitraka

  • @nathaliear2475
    @nathaliear2475 5 лет назад

    Tompo ô aiza ianao fa miady mafy izahay! Tsara loatra

  • @rasoanirinaceline7696
    @rasoanirinaceline7696 10 лет назад +3

    marina izany e! tafio lay herinao ry Tompo o izahay

  • @sopangamikiry3927
    @sopangamikiry3927 6 лет назад

    mafinaritra ry zalah fa tohizo ny fiderana ny Tompo a!

  • @marieannickralijaona885
    @marieannickralijaona885 5 лет назад

    Tikou loatra le hira ❤❤❤

  • @fanomezantsoaherizorazakam1775
    @fanomezantsoaherizorazakam1775 11 лет назад +1

    ten tsara io hira io

  • @nannyrazafindrakoto6622
    @nannyrazafindrakoto6622 6 лет назад

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihay

  • @TheBubbakind
    @TheBubbakind 10 лет назад +1

    otran'ny misy hitovizany @Man in the mirror an'i Jacks zany le hira ah

  • @emelineelalieraeliarisoa2905
    @emelineelalieraeliarisoa2905 10 лет назад +1

    tsara b! Hoan'Andriamanitra irery ny voninahitra.

  • @mimimalala9613
    @mimimalala9613 11 лет назад +1

    tsara be miintss

  • @fitiavanageorgesgaston9892
    @fitiavanageorgesgaston9892 5 лет назад

    MERCIIIIIIIIII

  • @derahasina2498
    @derahasina2498 11 лет назад +1

    milay be

  • @AlainCovers
    @AlainCovers 8 лет назад

    studio iza key, nanao anilay producitons audio anio azafady

  • @fggghbb7660
    @fggghbb7660 7 лет назад

    Tompo ô aiza ianao fa Reraka izahay

  • @rarrararajiannie7510
    @rarrararajiannie7510 8 лет назад

    raha manao spectacle nareo dia ts maintsy mijery za :)

  • @anitasabrina3913
    @anitasabrina3913 5 лет назад

    Tiko lotra eeee , mankasitrk anrw

  • @anjatianarasitefanoelina2731
    @anjatianarasitefanoelina2731 Год назад

    Èll

  • @vatosoaraks7214
    @vatosoaraks7214 9 лет назад +1

    marina zan r zareo ah

  • @ainaramanana9400
    @ainaramanana9400 11 лет назад

    ten tsara le hira fa tena am fo tokoa ve?refa mihira fiderana de tokon izay hatrany, fa tsy mihira an'izao tontolo izao intsony!

  • @nyantsa6209
    @nyantsa6209 9 лет назад +1

    ❤❤❤❤❤❤❤

  • @hajaniainasilbermann9542
    @hajaniainasilbermann9542 4 года назад

    Amen

  • @FalyLife
    @FalyLife 4 года назад +1

    👍👍👍👌👌💖

  • @raherisonvonjy2717
    @raherisonvonjy2717 5 лет назад

    milay ee

  • @andrianandrasanamamy7952
    @andrianandrasanamamy7952 11 лет назад

    ten ankafizk mints

  • @yrenechoumene5718
    @yrenechoumene5718 6 лет назад

    💖🎵🎵🎵🎵🎵💖

  • @bernillonleonaldine1649
    @bernillonleonaldine1649 6 лет назад

    Tsara

  • @bernillonleonaldine1649
    @bernillonleonaldine1649 7 лет назад

    tsara be

  • @mamisoaandrianambinina949
    @mamisoaandrianambinina949 6 лет назад

    tena tsara

  • @leonardyasta2571
    @leonardyasta2571 10 лет назад +1

    revekw b l vazw sdy mampalahelw b kou l film tsr eh! mankasitraka eh!

  • @lucasmiaritia9592
    @lucasmiaritia9592 4 года назад

    marion tsar

  • @rajoelisonmiamitina3054
    @rajoelisonmiamitina3054 11 лет назад

    :) mlay e

  • @hortanciamalala2773
    @hortanciamalala2773 6 лет назад

    tsar b ten tiaku l iz

  • @georgesrazafimahatratra9431
    @georgesrazafimahatratra9431 4 года назад

    Tsara b ranga t vazo t an