Tsy aiko ianareo reha ohatra ahy, misy andro mba te hihira hira gasy fahiny nefa tsy mahay mitendy gitara na tsy hay ny tonony. Nanamboatra anity izaho mba ahafahako mihira rehefa manimanina iny. Raha tianareo ireto lyrics ireto dia mi SUBSCRIRE de commenteo eto ambany raha misy hira tianareo ho ambohariko izay tianareo. Mercie daholo e! Ankafizo
Fahatsiarovana sisa,hiran,ny Mamanay zany fony fahavelony ndrisss mantsyyyy Misaotra nizara eeee,mankasitraka
très belle chanson manifique ❤❤
❤
Tsy aiko ianareo reha ohatra ahy, misy andro mba te hihira hira gasy fahiny nefa tsy mahay mitendy gitara na tsy hay ny tonony. Nanamboatra anity izaho mba ahafahako mihira rehefa manimanina iny. Raha tianareo ireto lyrics ireto dia mi SUBSCRIRE de commenteo eto ambany raha misy hira tianareo ho ambohariko izay tianareo. Mercie daholo e! Ankafizo
tiako zalahy hira kara ity indrindra tsy afa am-bava ity hira ity @izao 2020 izao
Eh, hatsiarovako dada izany hira izany sy tonony, misaotra ny mpamorina azy e
Tiako be. Mankasitra ô
❤️🧡💚 𝕸𝖆𝖑𝖆𝖌𝖆𝖘𝖞 ❤️🧡💚