4ty Squad (Rash ft Cynthia) - Dia tsy aiko (Lyrics Video)
HTML-код
- Опубликовано: 5 фев 2025
- Indraindray ianao manontany tena hoe tokony hiaino ny fonao ve sa ny vavan'ny manodidina eo amin'ny resaka fitiavana ! Ity hira ity dia mitantara ny tantaran'ny mpifakatia iray miaina ao anatin'izany fitia voarara izany !
Rash ft Cynthia - Dia tsy aiko (Lyrics Video) 4ty Squad
Rash (Guepard Noir)
Cynthia (Sarah Felaniaina)
Manasa anao hi-partage mba ho fanohanana ireo olona voasakatsakana amin'ny resaka fitiavana ...