GADRAM-PITIA

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 4 сен 2024
  • ONG MADA JURIS CLINIQUES MADAGASIKARA

Комментарии • 21

  • @malalaando5056
    @malalaando5056 4 года назад

    Mankaleo be ilay feonkira chaque seconde 😥😥😥mbola ela

  • @andrewsteve3905
    @andrewsteve3905 4 года назад

    Mankasitrak hatrany ny nizara , fa ny torohevitra kely tena mbola mila hezaka mafy ny mpilalao fa tsy miaina mihitsy ilay tantara, kanefa tena tokony ho tsarabe ilay tantara.

  • @didakelystifler1002
    @didakelystifler1002 4 года назад

    Nandiso fanantenana l tantara.si non merci nzar e

  • @mendrikarazafi3063
    @mendrikarazafi3063 4 года назад +1

    Ilay feonkira aloha tena manimba sofina be, ireo vehivavy ny zanany no tokony reniny, dia mbola mila ezaka na izany

  • @nasarilala9171
    @nasarilala9171 4 года назад

    Mankasitraka tompoko

  • @franciscakalo7797
    @franciscakalo7797 3 года назад +1

    Misaotr betsak nare nizara

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 4 года назад +3

    Ratsy be le feo sady laniny feon-kira isakiny mihetsika

  • @hary.norina8385
    @hary.norina8385 4 года назад

    Miala tsiny ry mpilalao fa tena ts mbola mahay nareo indrindra fa ny vehivavy.
    Ny fandraisampeo koa tena ratsy be .
    Nefa ny tantara tokony hotsara .

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 4 года назад

    Misaotra betsaka nareo oo 😍😍

  • @nororakotondrandrema9139
    @nororakotondrandrema9139 4 года назад

    MBA liana ery hihaino tantara kay feo ratsy be, le mpilalao mampohomehy be mila ezaka be

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 4 года назад

    Msaotra atrani njai ❤

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 4 года назад

    Sarotra ny tsy hiteny hoe lavabe sady mafibe ny hira è! ny enregistrement ratsibe, fohy ny tantara ka hira sinoa no mameno azy, Gasy tsy mijery harin'antava fa tsikera hanatsara zavatra no hatao. Mety ho tsara ny tantara gasy io an!
    Tsy misy "FIOFANANA VE" @ Izay olona hanao tantara è! Voir VAKITENY FOTSINY AZA. Misy mpilalao mahay ihany ao @nareo...

  • @jimmyousseni5229
    @jimmyousseni5229 4 года назад

    Mankasitraka nizara

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 4 года назад

    Mankasitraka Tompoko!

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 4 года назад

    Mankasitraka tompoko ô

  • @evahmel3309
    @evahmel3309 4 года назад

    🙏

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 4 года назад

    Misy indro kely ilay enregistrement tsy Dia mety tsara. Fa mankasitraka foana nizara

  • @koookiiia9811
    @koookiiia9811 4 года назад

    Mankasitra tompoko

  • @luciarazaline5565
    @luciarazaline5565 4 года назад

    Mercie bcq oo

  • @kostkanieella2463
    @kostkanieella2463 4 года назад

    Tsara aloh lay Tantara fa lay fandraisampeo otrany ts ao tsara ,mankasitraka fona e😍

  • @lucasparany
    @lucasparany 4 года назад

    Misaotra o