Tsara ny tantara fa rehefa tsy mbola matotra sy mila ezakabe ny mpilalao dia lasa ratsy tsy maha-te-hiaino ny tantara satria reo feo tsy mifanaraka @ rôle lalaoviny mpilalao moa misy feon-jaza mihintsy ao ka tena vandany maso tsy mba kilema moa ny HAMPIVOATRANAREO NO KATSAHINAY MPIHAINO SATRIA GASY ISIKA ARY NY TENA VITA GASY TSARA. ( TERA-BARY NO ETO KOA AOKA TSY HO TSINIKO È ADIDY 🇲🇬
Tena efa betsaka ireo manao remarque ireo amin'ny tokony hihezahan'ny mpilalao hiaina ny tantara fa tena tsy ao mihintsy, enganie mba hisy hampita any izay lazain'ny olona eto mba hanatsarany azy. Satria fantatro fa rehefa manao manao foana dia mety hahay tsara ihany ny farany, dia torohevitra tsotra ny ahy amin'ny filalaonareo hoe aza maika rehefa mamaky, entre ny fehezanteny roa dia manaova mihintsy aloha pause kely. Manaraka izay, tsy aiko hoe avy amin'ny mpanoratra ve sa ny teknisianina, fa tena matetika loatra re no tapahana hira le izy, misy mandondona d tapahana aloha, d aveo nefa mitohy ihany ilay resaka eo am-baravarana. Mety hanatsara azy izay fa io moa izay tianareo ihany, fa aza tapatapahana lava le izy, fa rehefa miova scène hafa miintsy ohatra vao tapahana. Misaotra tompoko ary ialana tsiny fa lava loatra

Tokony ho tsara lay tantara fa le vehivavy no mbola mila ezaka be mihintsy. Mila manao répétition tsara
Merci bcp...v hiaino mints, Tena mande tsara ny asa sady mihaino , mankasitra (Mme Vero kosa ts mbla ao tsara eeh)
Mbola tsy mahay milalao mitsiny le mme Vero😄.
Marina mihitsy zany
Misaotra an de mila mihezaka tsara pilalao 👍
Tsara ilay tantara fa ilay mozika miaraka aminy toa manorisory amin'ny fanohizana ny fihainona azy !
Tokony ho Tena tsara le tantara fa le mpilalao tena mbola mila ezaka be INDRINDA FA ny VEHIVAVY
KIANA AMPITIAVANA BE
Tena efa betsaka ireo manao remarque ireo amin'ny tokony hihezahan'ny mpilalao hiaina ny tantara fa tena tsy ao mihintsy, enganie mba hisy hampita any izay lazain'ny olona eto mba hanatsarany azy. Satria fantatro fa rehefa manao manao foana dia mety hahay tsara ihany ny farany, dia torohevitra tsotra ny ahy amin'ny filalaonareo hoe aza maika rehefa mamaky, entre ny fehezanteny roa dia manaova mihintsy aloha pause kely. Manaraka izay, tsy aiko hoe avy amin'ny mpanoratra ve sa ny teknisianina, fa tena matetika loatra re no tapahana hira le izy, misy mandondona d tapahana aloha, d aveo nefa mitohy ihany ilay resaka eo am-baravarana. Mety hanatsara azy izay fa io moa izay tianareo ihany, fa aza tapatapahana lava le izy, fa rehefa miova scène hafa miintsy ohatra vao tapahana. Misaotra tompoko ary ialana tsiny fa lava loatra
Tantara ka tantara fa ilay ezaka tena mbola misy tsy ao mihitsy ah .
Mahamonamonaina b mihaino any le mme vero , tsis emotion mihitsy , mamaky teny any am EPP.
Sady tsy miaina ny tantara.
Tena tsara lay tantara fa mila ezaka fa Eddy sy mahefa efa ao tsara
Mankasitraka Tompoko 🇲🇬🇲🇬!
Misaotra betsaka nizara tompoko
Joué
Mila ezaka mafy nareo manao tantara fa hoatry n'y hoe mamaky be fahatany
Mahereza leretsy an
Misaotr betsak nizar tompok
Mankasitraka tompoko
Misaotra nizara tompoko
Mankasitra tompoko
Misaotra betsaka re tompoko ôô
Mankasitra tompoko ô
Misaotra betsaka ary e
Mankasitraka tompoko ô
Anareo ao donc manw tantara amina vato
Haha aza mapme wa