Tena rava tokoa kalo ny tsena rehefa ny fiangonana no mampiditra ny resaka politika koa,ny fiangonana no misy fiatrakany goavana indrindra amin "ny mpino kristiana fa ny mpitondra fanjakana anieh mandalo ihany no eo 😂😂😂
@@masomadagascartvny mpitondra fivavahana izany miara mifanampy mifanoro raha misy ny hitany tsy mety ary mimpetraka ho ray aman ndreny am panahy fa tsy hita be manao politika otranio fa lasa manampotika sy mampitsisaratsarakaan ny Samy kristiana iray finoana izay voatery fa satria tsy mitovy fomba fijery ary ny mpanao politika koa manampy trotraka mamaly satria hitany oe lasa resaka politika no voizina
Tsy mandraharaaha momban ny ffkm n'a ffktay be tabataba lava am tambazotra ityyyy ny vahoaka. Vavanao akombona ry ffktay fa rakitranay mampangery anao..aaaza miditra am raharaha politika fa tsy volan ny babanao hanaovana foto drafitr asa rehetra nahorin drajoelina eto ..any am.n olona nandatsa dra mbahoaka zay mbola tsy voahonotr izany olona izany ny raa m bahoaka nalatsany!!!aaaany no andehanana...fa ts handeha hanakorontana miaraka am pastora zay tsy manome vola hamenoana kapoakam barin ny mlagasy..pastora mpannnngala bolam bahoaka am ty firenena ity miditra am raharaha politique.qu ils ferment leurs grande guelle 6:01
Hafatra ho anao pasitera avy am Jesosy Kristy : " ny fiangonana fjkm moa dia fiangonana tsy mandroso.ny atao hoe fiangonana mandroso dia misy faminaniana avy am Fanahy Masina ( Korintianina 1. 14 -4) "Ny mpitondra fivavahana manao politika ,hoy Jesosy,dia sokajiako ho mitovy am jodasy!!!Miandry azy helo mandrakizay mirehitra afo mandrakizay!!!!i jodasy no fanahy mijaly indindra any am helo.fijaliana mampihorinkoditra tsy takatry ny sain 'olombelona!Mandrara ny oloko Aho,hoy ihany Jesosy tsy hiditra mihitsy am fanaovana fanaovana politika!!!" Diso hevitrany kristiana,hoy Jesosy raha mihevitra fa josefa,tam andron heroda no atao ohatra,na i daniela.Izaho no nampiala an Paoly tao am fitondran farisiana,tsy hanao politika tsony fa hanao ny asako" Tohizo foana pasitera ny fanaovanao politika sy ny fankahalana olona.ravalomanana tsy mahavotra ny fanahinao! !!!asakasakao!!! anao ny anao!??
Mbola nampitain Jesosy hafatra ny malagasy fa am polo taonany maro dia maro dia mpitondra fivavahana iray ihany no mba niditra ny paradisa!!!!!! Izay rehetra mpitondra fivavahana malagasy maty dia any am helo avokoa.Andriamanitra tsy azo vazivazina!!!!Famadihana ahy ny fanaovan oloko politika hoy Jesosy tam teny hentitra tokoa! Izao izy pasitera sy ianareo ao am FFKM: tsy ianareo tompon RNM TVM akory no mitana ny lakilen lanitra.1 AO ANATIN 'NY 1000 NO FANAHY TAFIDITRA ANY AM PARADISA HOY JESOSY!!!!!!Vakio tsara ilay boky kely nosoratan pasitera RAZAFIARISON Emilien (dimy andro tany an-danitra no lohatenin'ilay boky ary fjkm toa anao io pasitera io)mitantara ny fiainana fanahy iray tany an danitra sy ny afobe. Koa aoka ny fandrebirebena ny ondry am toriteny politika.Mahay Soratra Masina toa anao koa ny tenako.Nahavaky ny Baiboly iray manontolo ary nandranto fahalalana ara panahy maro eran tany.
Mitovy dhl refa mpitondra fivavahana, izy ireo no tena manao krismasin i heroda, tsy mihinana raha tsy mampiady olona, mivaona amn fampianarana, nomena sy nitaizana fahiny fa lasa bizina fanangonan drakitra ny fiangonana ankehitriny, ka raha ny mpanohitra no ahazoana be d be d ireny no tohanana sy hasohasoana amn toriteny, raha ny mpitondra no manome bdb d misolelaka ery refa mitoriteny,,, aza omena tsiny raha tsy matoky anareo tsony ny olona e,, tokony hampihavana fa ty handrangitra ady,,, refa nirotsaka ho fidiana filoham pirenena ko Siteny d mba mahaiza manaja tena fa tsy sanatria alika akory d hivovo foana isan andro izao, mba toetra tsara sy mendrika aseho e,, asa no ilaina fa tsy tatasika
Tsy mivaona mihitsy. Inona ny dikan'ny hoe pasteur? Mpiandry ondry ny dikany. Miandry ny ondry contre n'ny amboa dia, miandry ny ondriny rehefa mijaly ny vahoakany. Eto ny filohan'ny FJKM dia mitaky mba hanovan'ny fanjakana ny fitantanany ny vahoaka, mba tsy fitantanana hi-exploiter-na ny vahoaka, fa mba hanasoavana azy. Tena eo amin'ny toeran'ny mpiandry ondry no misy ny pasitera rehefa miaro ny vahoaka mijaly izy.
Asan'ny Fiangonana sy ny Raiamandreny no manitsy sy mananatra, miaro ny madinika indrindra amin'ny tsy rariny. Efa asan'ireo mpaminany hatramin'izay izany. Zay mits no asany fa ianareo no matsiaro voadona fa atao ahoana moa! tsy ny hahafaly akory ny tanjona fa ny hilaza ny tsy mety sy ny hanitsy
@fitiavanamarina9519 ilay fidirana lalina amn politika, fihatsarambelatsihy eo imason izao tontolo izao, fa afaka natao tsara ny mifampiresaka andatabatra boribory raha tena ray aman dreny izy ireny, fa tsy mizesta amn tv na eny amn pilopitra manao kabary tsy valiana,,,oh antsika mitaiza ny zanatsika, tsy eny imason olona hafa no tenenina fa lasa fanalam baraka sy filan dera izany, afaka mifampiresaka mitokana, zay le oe fifanabeazana,,,ny mpianatra aza tsy azo tenenina imason olona maika ve fa filoha ???mila mifanaja, zay fifanajana izay no tsy ampy amintsika,,,d zay no takiana amin ireo mpitondra fivavahana :ny adalan ny hafa ihomehezana fa ny an ny tena tafian damba e
@@bodoratsimbazafy6817 Efa impiry ny FFKM no nangataka fihaonana tamin'i presida, fa tsy nety nifanatrika mihitsy i Andry Rajoelina. Rehefa tsy te-hiresaka ao amin'ny mangingina ny presida, dia mety ny nataon'ny mpitondra fivavahana hiteny ampahibe-maso. Tsy misy fahadisoany izany. Averiko, tsy manao politika ny mpitondra fivavahana, satria tsy mitady seza izy, fa kosa, miaro ny vahoaka nomena Andriamanitra ho tantanany izy. Isika rehetra dia mahalala fa mijaly ny vahoaka, ary ny fitondrana mampijaly ny vahoaka no anarin'ny mpitondra fivavahana eo ampahibe-maso.
Mankasitraka indrindra Pasteur
Mankasitraka anao ihany koa
Mankasitraka anao zahay Pasteur, homba anao sy ny fianakavianao mandrakariva anie Andriamanitra Amène. 🙏🙏🙏🙏👏👏👏👏❤❤ ❤❤
Mankasitraka indrindra @fanehoan-kevitra tompoko
Makasitra indrindra pasteur holava andro hiaina enao sy taranakao mampahery anao hitory teny A/tra hiantso ireo ondry zay mania 🙏🙏🙏
Bravo pasteur Merci
Mankasitraka @fanehoan-kevitra tompoko
Tenin'Andriamanitra no toriany fa matoa rajoelina masika de tsapany zany fa tsy mety ny ataony, ka Tng d mahana am ratsy ataony izy
Marina ny voalazanao, mankasitraka @fanehoan-kevitra
❤
Reo mihits no ef zatr nosihosy n marin d matsiar voatsindron amle toriteny!voasoratr ao @baiboly zan ten zan
Bravo be pasteur
Mankasitraka anao @fanehoan-kevitra
Aleo pere pedro miala @ iny Brisily iny toa an' drh Dele, Rolland Ratsiraka.... satrh efa tena tsy avotra hiarahana habavotra tandrazana brisily Andrh Rajoel . Ny maha malagasy azy azz efa natakalony ny an' mpanjanaka
Mankasitraka anao @fanehoan-kevitra
Rajoelina mits lay Herôda ankehitriny
😂
😂@@MaurilleChristianCharlesRatsar
Misaotra anao @fanehoan-kevitra
Catholique aho pasteur fa tena tsara ary marina sy momba anao 100/100 aho. Misaotra anao fa tena pasteur milaza ny marina ity. Makasitraka.
Izany indrindra, misaotra @fanehoan-kevitra tompoko
Gouvernement défaillant
Merci pour le commentaire
Katolika tompoko tsy mila rajoelina mianakavy.
Misaotra @fanehoan-kevitra tompoko
Zahay zao katolika 100 %Tena mila azy
@@melybridge-ps1vg ny katolika mitsy no tsy velona raha tsy teo Rajoelina,,inona no nangatahany ka tsy azony ???
@@bodoratsimbazafy6817 mandainga anao ,katolika zany tsary draiky maty afa anare secta io.
@@josephinerasoarimalal2979 mandainga koa ity .
Tena rava tokoa kalo ny tsena rehefa ny fiangonana no mampiditra ny resaka politika koa,ny fiangonana no misy fiatrakany goavana indrindra amin "ny mpino kristiana fa ny mpitondra fanjakana anieh mandalo ihany no eo 😂😂😂
Mampitodika ny sain'ny mpitondra amin'ny fahorian'ny vahoaka ihany koa ny mpitondra fivavahana
@@masomadagascartvny mpitondra fivavahana izany miara mifanampy mifanoro raha misy ny hitany tsy mety ary mimpetraka ho ray aman ndreny am panahy fa tsy hita be manao politika otranio fa lasa manampotika sy mampitsisaratsarakaan ny Samy kristiana iray finoana izay voatery fa satria tsy mitovy fomba fijery ary ny mpanao politika koa manampy trotraka mamaly satria hitany oe lasa resaka politika no voizina
Misy farany ratsy ataona rajoelina
Misaotra anao @fanehoan-kevitra
Aza mandika vilagna eo
Misaotra anao @fanehoan-kevitra
Mitono dia mahina ny mpitondra fanjakana
Misaotra anao @fanehoan-kevitra
Tsy tokony ho taitra isika ra n'y tori teny momba'y krismasin'i Eroda no notorina, ra to ka manao n'y tsara s'y Marina isika!
Mankasitraka @fanehoan-kevitra tompoko
Mandray vilana koa le mpanolotra ao am Maso Madagascar.
Voaray tompoko ary mankasitraka anao @fanehoan-kevitra
Mahatsiaro sambatra izahay Pasitera manana anao satria sahy manapotsitra sy milaza ny tena marina ,
inona intsony tokoa moa izany tsy misy mpiteny sy tsy misy mpananatra fa samy manao izay daniny ,toy
izao hiainantsika izao .Tsy mbola nisy nahita izany afo be ??? fa angamba tsy mifanalavitra loatra amin'izao
koa miangavy hatrany izahay ,hataovy manakoaka hatrany ny hanatra fa misy manao be marenina sy mitapi maso
misaotra tompoko .
Mankasitraka @fanehoan-kevitra tompoko
Efa ita fa afatra ho an i Rajoel iny
Misaotra anao @fanehoan-kevitra
loza, de ahona le 4X4?
Efa nahazo 4x4 ny fpvm aloha koa
Zavatra Marina anie no noteniny pastera Tena marina fa zao ny teny natsipy de Samy mandray ze tandrifiny
Mankasitraka @fanehoan-kevitra tompoko
Tsy mahay ianareo Maso M...
Misaotra anao @fanehoan-kevitra tompoko
Namaky ilay taratasiny eveka 23 aho. Enjana lavitra be tena mamaky bantsilana manaratsy mivantana n'y mpitondra. Io no tena enjana!
Mankasitraka @fanehoan-kevitra
Ef ts fampianarana tson n toriten f fandrangitana s fanenjehana mpitondra fanjakana
Misaotra anao @fanehoan-kevitra
Ny marina no tanjon'ny toriteny
raha tsy izany dia tsy tanteraka izany araka ny nolazaina
Mankasitraka indrindra @fanehoan-kevitra tompoko
FA TENA MARARY SAINA MIHITSY RA MANDRY NY SAINA INONA NO MAMPIKOROMPAKA AM ZAY KABARY TENA OLONA MAMPE DAHOLO
Mankasitraka @fanehoan-kevitra tompoko
Pffffffffffff lolllllllll
Misaotra anao naneho hevitra
Tsy mandraharaaha momban ny ffkm n'a ffktay be tabataba lava am tambazotra ityyyy ny vahoaka. Vavanao akombona ry ffktay fa rakitranay mampangery anao..aaaza miditra am raharaha politika fa tsy volan ny babanao hanaovana foto drafitr asa rehetra nahorin drajoelina eto ..any am.n olona nandatsa dra mbahoaka zay mbola tsy voahonotr izany olona izany ny raa m bahoaka nalatsany!!!aaaany no andehanana...fa ts handeha hanakorontana miaraka am pastora zay tsy manome vola hamenoana kapoakam barin ny mlagasy..pastora mpannnngala bolam bahoaka am ty firenena ity miditra am raharaha politique.qu ils ferment leurs grande guelle 6:01
Mankasitraka anao @fanehoan-kevitra
Mankasitraka tompoko
Ze revinay io ! Izahay no tompon'ny tanana ! Haninona i tenisany ?
Ity Vava e!Moramora ihany e.
@@Tamby-s4o Izany ny vavandry tainalika isany ! Araho amin'ny hadalany ny adala hoy i Salomonina !
Tompony tanana any @afobe mihomana tsara anao sy rajoelina .
@@melybridge-ps1vg Efa i Satana no mitondra eto Dago fa aza be vava eo ity !
Mankasitraka @fanehoan-kevitra tompoko
Hafatra ho anao pasitera avy am Jesosy Kristy :
" ny fiangonana fjkm moa dia fiangonana tsy mandroso.ny atao hoe fiangonana mandroso dia misy faminaniana avy am Fanahy Masina ( Korintianina 1. 14 -4)
"Ny mpitondra fivavahana manao politika ,hoy Jesosy,dia sokajiako ho mitovy am jodasy!!!Miandry azy helo mandrakizay mirehitra afo mandrakizay!!!!i jodasy no fanahy mijaly indindra any am helo.fijaliana mampihorinkoditra tsy takatry ny sain 'olombelona!Mandrara ny oloko Aho,hoy ihany Jesosy tsy hiditra mihitsy am fanaovana fanaovana politika!!!"
Diso hevitrany kristiana,hoy Jesosy raha mihevitra fa josefa,tam andron heroda no atao ohatra,na i daniela.Izaho no nampiala an Paoly tao am fitondran farisiana,tsy hanao politika tsony fa hanao ny asako"
Tohizo foana pasitera ny fanaovanao politika sy ny fankahalana olona.ravalomanana tsy mahavotra ny fanahinao! !!!asakasakao!!! anao ny anao!??
Misaotra @fanehoan-kevitra tompoko
Refa tapitra ny mandat pasitera de maka aina faza afangaro ny politika sy ny fivavahana
C'est vrai
Enao mits mapiditr resk hafa f pasteur milaz n marin f ts mandainga sad teny ao ambaiboly in f ts noforoniny
Mankasitraka @fanehoan-kevitra tompoko
Mbola nampitain Jesosy hafatra ny malagasy fa am polo taonany maro dia maro dia mpitondra fivavahana iray ihany no mba niditra ny paradisa!!!!!!
Izay rehetra mpitondra fivavahana malagasy maty dia any am helo avokoa.Andriamanitra tsy azo vazivazina!!!!Famadihana ahy ny fanaovan oloko politika hoy Jesosy tam teny hentitra tokoa!
Izao izy pasitera sy ianareo ao am FFKM:
tsy ianareo tompon RNM TVM akory no mitana ny lakilen lanitra.1 AO ANATIN 'NY 1000 NO FANAHY TAFIDITRA ANY AM PARADISA HOY JESOSY!!!!!!Vakio tsara ilay boky kely nosoratan pasitera RAZAFIARISON Emilien (dimy andro tany an-danitra no lohatenin'ilay boky ary fjkm toa anao io pasitera io)mitantara ny fiainana fanahy iray tany an danitra sy ny afobe.
Koa aoka ny fandrebirebena ny ondry am toriteny politika.Mahay Soratra Masina toa anao koa ny tenako.Nahavaky ny Baiboly iray manontolo ary nandranto fahalalana ara panahy maro eran tany.
Mankasitraka @fanehoan-kevitra tompoko
Ity efa ts pasteur f efa satana
Misaotra @fanehoan-kevitra tompoko
D’ontogénie
Mitovy dhl refa mpitondra fivavahana, izy ireo no tena manao krismasin i heroda, tsy mihinana raha tsy mampiady olona, mivaona amn fampianarana, nomena sy nitaizana fahiny fa lasa bizina fanangonan drakitra ny fiangonana ankehitriny, ka raha ny mpanohitra no ahazoana be d be d ireny no tohanana sy hasohasoana amn toriteny, raha ny mpitondra no manome bdb d misolelaka ery refa mitoriteny,,, aza omena tsiny raha tsy matoky anareo tsony ny olona e,, tokony hampihavana fa ty handrangitra ady,,, refa nirotsaka ho fidiana filoham pirenena ko Siteny d mba mahaiza manaja tena fa tsy sanatria alika akory d hivovo foana isan andro izao, mba toetra tsara sy mendrika aseho e,, asa no ilaina fa tsy tatasika
Tsy mivaona mihitsy. Inona ny dikan'ny hoe pasteur? Mpiandry ondry ny dikany. Miandry ny ondry contre n'ny amboa dia, miandry ny ondriny rehefa mijaly ny vahoakany. Eto ny filohan'ny FJKM dia mitaky mba hanovan'ny fanjakana ny fitantanany ny vahoaka, mba tsy fitantanana hi-exploiter-na ny vahoaka, fa mba hanasoavana azy. Tena eo amin'ny toeran'ny mpiandry ondry no misy ny pasitera rehefa miaro ny vahoaka mijaly izy.
Marina ny voalazanao🤗
Asan'ny Fiangonana sy ny Raiamandreny no manitsy sy mananatra, miaro ny madinika indrindra amin'ny tsy rariny. Efa asan'ireo mpaminany hatramin'izay izany. Zay mits no asany fa ianareo no matsiaro voadona fa atao ahoana moa! tsy ny hahafaly akory ny tanjona fa ny hilaza ny tsy mety sy ny hanitsy
@fitiavanamarina9519 ilay fidirana lalina amn politika, fihatsarambelatsihy eo imason izao tontolo izao, fa afaka natao tsara ny mifampiresaka andatabatra boribory raha tena ray aman dreny izy ireny, fa tsy mizesta amn tv na eny amn pilopitra manao kabary tsy valiana,,,oh antsika mitaiza ny zanatsika, tsy eny imason olona hafa no tenenina fa lasa fanalam baraka sy filan dera izany, afaka mifampiresaka mitokana, zay le oe fifanabeazana,,,ny mpianatra aza tsy azo tenenina imason olona maika ve fa filoha ???mila mifanaja, zay fifanajana izay no tsy ampy amintsika,,,d zay no takiana amin ireo mpitondra fivavahana :ny adalan ny hafa ihomehezana fa ny an ny tena tafian damba e
@@bodoratsimbazafy6817 Efa impiry ny FFKM no nangataka fihaonana tamin'i presida, fa tsy nety nifanatrika mihitsy i Andry Rajoelina. Rehefa tsy te-hiresaka ao amin'ny mangingina ny presida, dia mety ny nataon'ny mpitondra fivavahana hiteny ampahibe-maso. Tsy misy fahadisoany izany.
Averiko, tsy manao politika ny mpitondra fivavahana, satria tsy mitady seza izy, fa kosa, miaro ny vahoaka nomena Andriamanitra ho tantanany izy.
Isika rehetra dia mahalala fa mijaly ny vahoaka, ary ny fitondrana mampijaly ny vahoaka no anarin'ny mpitondra fivavahana eo ampahibe-maso.
Mankasitraka an'i Filoha Rajoelina, Pasteur tsy maharaka sady mitanila 👎👎👎
Misaotra anao @fanehoan-kevitra