Herinandron'ny Fahamarinana 2022 - Kolikoly: harena tsy mahasoa sy tsy mahavonjy

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 5 дек 2022
  • ✨ HERINANDRON'NY FAHAMARINANA - ANDRO FAHATELO ✨
    "Kolikoly: harena tsy mahasoa sy tsy mahavonjy" Ohab 10.2
    Richard Andrianandrasana
    Sekretera mpanatanteraka - Tohivakan'ny Fahamarinana
    Ny Chaîne d’Honnêteté dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena
    Ndao hiara-hijoro. Midirà ho mpikambana ! bit.ly/30et4HJ
    Tranokala: chainedhonnete...
    Facebook: bit.ly/33eXjzC

Комментарии •