Somahil et Zôkibé Tsiresy - VERY FANAHY MBOLA VELONA NY VAHOAKA MALAGASY ...

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 13 окт 2024
  • MANABADO SY MAMITA-BAHOAKA NIFIDY AZY IREO SOLOMBAVAMBAHOAKA SASANY ...
    AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅

Комментарии • 20

  • @heryZafirsimietry
    @heryZafirsimietry 2 месяца назад +1

    V.P .A .N. ambarao manafonarô Io fa tsy hainy loatra raha io😂😊

  • @HuguesSYLVAIN
    @HuguesSYLVAIN 3 месяца назад +3

    😴 Amboara jery ! Madagascar, vita tantara, rien à faire. Grave sady mampalahelo ! 😪 Seule solution, la guerre. ☠️

  • @AlasadyAlasadwatara-k3f
    @AlasadyAlasadwatara-k3f 3 месяца назад +1

    Kkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkk merci merci zoki be aby

  • @danielarakotson
    @danielarakotson 3 месяца назад +4

    Bravo somahil,!

  • @MargueriteSoatssra
    @MargueriteSoatssra 3 месяца назад +7

    Raha halako amin'ity fitondrana ty kolikoly ao @ny fitsarana

    • @KumariKumari-lg5bl
      @KumariKumari-lg5bl 2 месяца назад

      Arô mafy kony ai mbo voa njareo zahay fa un jour viendra 😌😌

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 3 месяца назад +2

    Jocelyne mpangalatra tanîolo
    Taninay jiaby a l’Escama Ary lôso ny jiaby ndrefa tany famboloanai tsakotsako

  • @HuguesSYLVAIN
    @HuguesSYLVAIN 3 месяца назад +2

    Mpagnano poltiky jiaby, jiaby, jiaby, tsisy araiky valable, tous, tous, tous hypocrites, corrompus, incompétents, chetoany, mila potegna jiaby. L'union fait la force, vahoaka mila miaraka mitsangana magnano révolution, la guerra, seule solution, président mila atao kara Donald Trump, balle dans la tête. En avant, au paquet ! 💪💪💪

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 3 месяца назад +5

    Tena epaka baba vadikoa malagasy fa vovidy vola daholy reo tsy misy azo antenaina intsony mila olona vao2 zay vao velo panantenana indray malagasy fa @ ity 5 taona ity de efa mihonona 😢🇲🇬

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 3 месяца назад +2

    Vavam-Boay maty i Kalanganga dit Joselyne Maxime, navy nihina ny tsara, dégradé, akory Joselyne Maxime ô, donia ty ê, ny tody tsy misy fa ny natao ihany no miverina.😂😂😂😂😂

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 3 месяца назад +3

    Naraihany Zagnahary hataka naka igny ê, koa masigny Nosy Lonjo, tsy misy andro lany i Joselyne Maxime Kalanganga, mankasitraka Zagnahary sy Nosy Lonjo fa tsy lany i Joselyne Maxime Kalanganga 😂😂😂😂😂😂😂

  • @JenithoJenicko-ob6je
    @JenithoJenicko-ob6je 3 месяца назад +2

    Koa politika ny mpanohitra ef nahikivy antena ,miampy , fitondrana ty samy tss rah pare

  • @harrisrandrianatrehinaindr8938
    @harrisrandrianatrehinaindr8938 2 месяца назад +1

    Ny tena mahagaga za dia FENOSOA GASIKARA karaha mba sérieux ihany nefa nifidy 100% ny président. Assemblée iny.Tonga ny teny hoe point d'interrogation ?

  • @MargueriteSoatssra
    @MargueriteSoatssra 3 месяца назад +3

    Nareo nitokiky fa tsy lany jocyline

  • @YvetteAujard
    @YvetteAujard 3 месяца назад +1

    😂😂😂😂😂😂😂

  • @JenithoJenicko-ob6je
    @JenithoJenicko-ob6je 3 месяца назад +2

    Na naranandro ef ts ts tokony " mpanohitra" fa " mpiaradia "

  • @GasyTezitra
    @GasyTezitra 3 месяца назад +1

    Marina tokoa tompoko, misy raha tsy mazava satria ny opposition tsy misy mihetsika taminy fifidianana an’ny lehiben’ny PAN! Miwatawata tokoa ianareo député nefa tokoa toa tsy masaky manao na inona na inona akory! Aiza izao ilay KMSB??? Miandry fihovana ny vahoaka aminy fiainany! Aiza hanaovana cinema ny vahoaka! Marina zokilahy ary mankasitraka ny fanazavanao fa ny tanin’ny SIRAMA nozarainareo ao aminy governemanta ao ka tsy azonay hadinoina mihintsy ny nataonareo an’i Ninie Donia! Tsy autoroute izany no ataon’ilay andry apooondra vazaha fa voie rapide, ary ny mampihomehy dia lalana 25 km anapahany ruban, kkkk! Fitondrana manabotry ny malagasyno misy! Tamatave mijaly rano, fa Miami andaniana rano! Mpianatra mijaly fa Isan-taona misy fuite ny examen, izany ve no fitadiavana fandrosoana??? Vandy aby, mpamota-bahoaka satria vao mahazo toerana ianareo ao aminy assemblée, dia veloma ny vahoaka!

  • @danielarakotson
    @danielarakotson 3 месяца назад +2

    Efa nahazo mallette jiaby, surtout siteny olona hypocrite, mbola fidin'ny mponina Tulear foana

  • @volahantasolofoharimanga7885
    @volahantasolofoharimanga7885 2 месяца назад +1

    Nataoko ny tsy ivolagna,fa trop ilay n’importe quoi volagninao....ino man raha vitan’ny mpanohitra 22 ? Amin’ny assemblée 100 IRMAR d mahavita ino ny 22?
    Fa iza ilay tsy nifidy mpanohitra?...vahoaka anie no nifidy sy nisafidy députés pro fitondrana?...k’aza ankadalainareo olo,fa io vahoaka volagninao io mihitsy no misafidy fahantrana satria vahoaka no nifidy TGV -IRMAR 100 ,d 22 no mpanohitra....
    Io 22 mpanohitra io manko tsy hoheno ny feony devant IRMAR 100 mahery...k’aza anaovana analyse vandy le vahoaka,fa apetraho devant responsabilité-ny koa ilay vahoaka...à mediter

  • @ousmanemaandhui5406
    @ousmanemaandhui5406 2 месяца назад +1

    😂😂😂😂😂